28/08/2024
Ndeha ho resahantsika sy ho fintinintsika fohifohy ny mahakasika ity hetsika Thrash Groove Metaly izay any Antsirabe no hitrangà n'izy ity:
KAZAR : Tarika tsy hizovina @ maro raha izany anarana izany , lohandohan'ireo tarika mivohy ny gadona Heavy Thrash Metal voahaloany indrindra teto Madagasikara izay rafetin'i Milon (Vocal,Lead guitar),Lallah (Drums,backing vocal),Nix (Bass,backing vocal) izy ankehitriny , milalao Heavy Thrash Metal @ hendriny malagasy i KAZAR raha toa ka Kreator , Metal Church , Destruction ireny kosa no manakaikikaiky ny gadonkirany ra vahiny no resahina , maro ny sehatra sy hetsika efa nolalovan'i Tarika KAZAR ary ny farany nahitana azy dia t@ hetsika MetalyGasy t@ 2019 izay niarahany t@ MARTZ tao @ AFA Andavamamba ka dia @ 15 Sept indray izany no ahitana azy ao @ AFA any Antsirabe
Any antsirabe indray izany aloha no voalohany hanakoaoko ilay hira tsy afaka ambavan'ny mpankafy mavesatra oe Apokalypsa ,arahin'i hades,baroho,holy ghost sy Tromba sns...
KR 78 : Tarika isany azo lazaina oe zandriny @ ireo zokiny izay avy ao Antsirabe , tany ho any @ taona 2000 tany ho any no niforona ny tarika ary hita nianka-tsehatra natetika taty aorina,hita t@ hetsika karakarain'ny Distortion matetika ry zalahy ireto na Distortion rescript izany na elevator niarahany t@ BEYOND YOUR RITUAL sy JONJOROMBONA , nisy koa ny fest rock 501 tany tamatave niarahany t@ Apost sy ireo tarika avy ao tamatave , teo ko ny fandraisany anjara t@ Rage Of Rock 2022 , efa nisy koa izany oe TSELATRA sy KR 78 zany tany Antsirabe , zandriny @ ireo zokiny ry zalahy satria mpitendry efa t@ tarika zokiny tao Antsirabe no nahatsangana ity tarika iray tokana ity ahitana an'i Lova (vocal),Toods (Bass),Rindra (Guitar),Mirana (Drums), milalao Groove Thrash Metal @ hendriny malagasy i KR 78 raha toa ka Soulfly sy ry Pantera kosa no manakaikaiky ny gadonkirany @ vahiny
Any Antsirabe tanà na nihaviny indray izany no hivatravatra ry Apoahay,virus sns @ 15 sept ho avy zao
Hetsika efa nanindrinindry mandry ny mpankafy ihany izy ity no zao ho tanteraka izao ka tokony araraotina,andrasana moa ra hitety faritra ity combraz ity fa tsara ihany ny manamarika hoan'ireo miandry azy ity eto TANA oe : any Antsirabe @ 15 Septembre no ho tontosà na ny THRASH/GROOVE METALY miaraka @ KAZAR sy KR 78 ao @ Alliance Française Antsirabe.