Fialam-boly

Fialam-boly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fialam-boly, Newspaper, .

20/01/2026

Fizarana manaraka e❤️, VOLA 20 000 ar no omena izay miabonnee ny Tsiky kely ❤️❤️, abonneo aingana ary,, coms…

Ato mis live Zao aza taraaaaaFriperie tena Mirary Nappe de table sy fonon'ondana coton mora be ndray kia 🥰🥰🥰Izay manao a...
19/01/2026

Ato mis live Zao aza taraaaaa
Friperie tena Mirary

Nappe de table sy fonon'ondana coton mora be ndray kia 🥰🥰🥰
Izay manao achat + 20000ar dia mandefa avance 10000ar minimum
Jp + code ( contact et lieu mp )

URGENT BE Loza-pifamoivoizana mahatsiravina amin'izao ora izao eo Antaninarivokely Lalam-pirenena faha-4. Samy latsaka a...
11/12/2025

URGENT BE

Loza-pifamoivoizana mahatsiravina amin'izao ora izao eo Antaninarivokely Lalam-pirenena faha-4. Samy latsaka any anatin'ny antsana ilay fiara 4x4 sy ilay kamiao ary samy potika daholo ireo fiara ireo.

Betsaka ireo naratra mafy, ary efa nisy nitondra any amin'ny Hopitaly ny telo, misy an'ity tovolahy ity hoe Fetra no anarany izay amin'ny sary etsy ambany mba hilaza izay mahalala ny fianakaviany, misy zazakely ihany koa tra-doza fa raha ny fanampim-baovao dia mbola velona ilay zaza.

Diaden Prod & Odon R.

MARINA VE TY????🚨 VAOVAO MAFANA BE 🚨Voatazona ao amin’ny Cyber Crime amin’izao hariva izao i Mme W***y (It’s by W***y), ...
04/11/2025

MARINA VE TY????
🚨 VAOVAO MAFANA BE 🚨
Voatazona ao amin’ny Cyber Crime amin’izao hariva izao i Mme W***y (It’s by W***y), ary ho deferena rahampitso!
📍Eo anivon’ny Cybercrime amin’izao fotoana izao izy.

👉 AFFAIRE TANTINE FABIOLA no antony!
Tsy nisy famelan-tanana!
💥 “RAHA TSY NIDINAO IZY, DIA TSY HO VOAVELA!”
’sByW***y
Source : TAHIANA BONHEUR ET LOYAUTÉ

04/11/2025

JP CREDIT 1000 ar ô
Abonnéo aloha Je suis Cäthicïa
D alefs com's capture

🤣🤣
28/10/2025

🤣🤣

 des rêves by Nadia 2.0Misy live avy eo zay tsara vintana mahay azy omeko 40 000 ar goooo !!! Akatoko commentaire rehefa...
27/10/2025

des rêves by Nadia 2.0

Misy live avy eo zay tsara vintana mahay azy omeko 40 000 ar goooo !!! Akatoko commentaire rehefa anomboka live amin 9h 30 eo ;) aingana ary aza adino mpartage

Hiteny anzay fotsin v amilafilana olona 😳😀
13/10/2025

Hiteny anzay fotsin v amilafilana olona 😳😀

13/10/2025
30/09/2025

🔴Deputé Rajerison Antoine
EFA HIVOAKA ARY Hitafa mivantana amin'ny vahoaka eto IMERINTSIATOSIKA afaka fotoana fohy ny tenany.

🔴Samia aloha tsy misy miala isika, fa hiandry mivantana ny hitafany amintsika

🔴MBOLA TSY NIVOAKA AMIN'NY FOMBA OFISIALY FA VAO ANDALANA‼️

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fialam-boly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share