19/08/2026
🎯Ecole d'été PV Fianara 2026‼️ Fampiofanana ireo mpampiofana momba ny angovo avy amin'ny hazavan'ny masoandro ao anatin'ny fanatanterahana ny tetik'asa TADY, karakarain'ny Association Fianarlab sy ny Université Fianarantsoa.
🎯TANJONA:
👉 Ny hahazoan' ireo mpiofana fahalalana momba ny angovo azo avy amin'ny hazavan'ny masoandro.
👉Ny fomba fanamboarana sy fitrandrahana izany.
👉hanomanana ireo mpampiofana afaka mampita izany fahaiana sy fahalalana izany amin’ny hafa.
👉 Afaka mandray anjara amin'ny famahana ny olana amin'ny tsy fahampiana angovo eto Madagasikara.
‎