Noufi World

Noufi World Learn through passion, live happily. Join me on this journey! Welcome to my World!

Tratry ny taom-baovao daholo ry Malagasy rehetra 🇲🇬 ❤️
30/03/2025

Tratry ny taom-baovao daholo ry Malagasy rehetra 🇲🇬 ❤️

You work 8 hours to live 4.You work 5 days to enjoy 2.You work 8 hours to eat in 15 minutes.You work 8 hours to sleep 6Y...
26/03/2025

You work 8 hours to live 4.
You work 5 days to enjoy 2.
You work 8 hours to eat in 15 minutes.
You work 8 hours to sleep 6
You work all year just to take a week or two vacation.
You work all your life to retire in old age.
And watch only your last breaths.
Eventually, you realize that life is nothing but a parody of yourself practicing your own oblivion.
We have become so accustomed to material and social slavery that we no longer see the chains..⛓️
Life is a short trip,
Live it up.


Hello World 🤗 Ity zandriko ity reto no mpanao gateau an'ny fianakaviana 😘🍰 Ilay mpikarakara sakafo sy mofomamy 🎂Tsy maha...
25/03/2025

Hello World 🤗

Ity zandriko ity reto no mpanao gateau an'ny fianakaviana 😘🍰 Ilay mpikarakara sakafo sy mofomamy 🎂

Tsy mahay manao mofomamy aho fa ho fanohanako ny talentany sy ny asany dia zaraiko aminareo ireto ny santionan'ny asa tanany ho fanomezana ho azy amin'izao fitsingerenan'ny taonany izao. 🤗❤️

Happy YOU day sista 🥰🥳🎂
Koloina RZf Ralambonia

08/03/2025

IREO ZO TOKONY HANANA'NY VEHIVAVY NEFA TSY RESAHANA FA MAHAMENATRA ETO MADAGASIKARA

💐 Miarahaba ny vehivavy rehetra tratry ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy 🩷

Ity vidéo ity dia nataoko ho fampahafantarana antsika rehetra fa mbola maro ny zontsika vehivavy no tsy voahaja. Jereo hatramin'ny farany fa zava-dehibe ny hafatra ao.

Mirary soa 😘




❤️Thank you FEBRUARY 🥰MISAOTRA anareo rehetra izay nisafidy anay sy nanome toky amin’ity aventure teny anglisy ity! 💙✨Ny...
01/03/2025

❤️Thank you FEBRUARY 🥰

MISAOTRA anareo rehetra izay nisafidy anay sy nanome toky amin’ity aventure teny anglisy ity! 💙

✨Ny volana Febroary dia nanamarika ny fanombohan’ny tetikasa maro mankany amin’ny famolavolana fomba fianarana vaovao, ary maro aminareo no nametraka fitokisana taminay tamin’ny English Course, Listening Challenge ary Special Speaking. 🚀

💪Ny fahavononanareo, ny fiezahanareo ary ny fitiavanareo hianatra no mampahery anay hatrany hanome izay tsara indrindra. Misaotra fa feno 16.000 ianareo izao manaraka ny pejy. 🙏

💡 Nandritra ny volana Febroary ihany koa dia nametraka fanamby tamin'ny tenako aho hanao Gratitude Challenge mandritra ny 21 andro. Faly aho milaza aminareo fa andro faha-20 aho anio! 🎉 Afaka mijery izany ao amin'ny pejiko Instagram ianareo (Noufi World). 📲

✨Ary mbola vao manomboka isika! 🔥 Andao hiaraka handroso lavitra kokoa. Let’s keep growing together! 💪✨

PS: Tokony omaly ity publication ity fa tena K.O tanteraka aho dia tsy vitako ilay izy 😅


21/02/2025

ACRONYME BUSINESS ENGLISH

Andao indray isika hianatra ireo karazana fanafohezan-teny ampiasaina eo amin'ny tontolon'ny asa amin'ny teny anglisy.

Soraty eo amin'ny commentaire izay mbola hitanareo hifampizarantsika fahalalana eto.

Mirary tontolo andro mahafinaritra 🤗😘




🌧️After the heavy rain, Antananarivo is FLOODED 🌊✅Flooded no izy satria efa taorian'ny oram-be no resahana.🟠Flooding no ...
20/02/2025

🌧️After the heavy rain, Antananarivo is FLOODED 🌊

✅Flooded no izy satria efa taorian'ny oram-be no resahana.

🟠Flooding no ampiasaina raha amin'ny fotoana iresahana no manomboka ilay tondra-drano .

Ohatra: Amin'izao fotoana iresahantsika izao dia mia tondra-drano be Besarety
At the moment as we speak, Besarety is flooding.

🔴In flood kosa no ampiasaina raha resaka renirano miakatra na mihoatra ny fefy.

Ohatra: Taorian'ny rivodoza dia maro ny renirano no miakatra
After the cyclon, many rivers were in flood.

Mirary soa 😘



🇺🇸After the heavy rain, Antananarivo is ___________.a) floodedb) floodingc) in floodChoose the correct answer.Enjoy your...
20/02/2025

🇺🇸After the heavy rain, Antananarivo is ___________.
a) flooded
b) flooding
c) in flood

Choose the correct answer.
Enjoy your day 😘



19/02/2025

Minute English
🗻Any an-dafy ✈️

Let's go!



17/02/2025

✨IREO FIKAFIKA MAHOMBY RAHA TE HANAMAFY NY LISTENING 👂




Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Noufi World posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Noufi World:

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share