Madagascar Christian TV

  • Home
  • Madagascar Christian TV

Madagascar Christian TV MCTV (Madagascar Christian Television) ! Votre chaîne d'actualités chrétiennes à Madagascar.✝️

08/09/2026
07/09/2026

📣𝗖𝗔𝗠𝗣𝗔𝗚𝗡𝗘 𝗗𝗘 𝗗𝗢𝗡 , 𝗛𝗘𝗧𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗧𝗢𝗟𝗢-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔📣

𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢🫵🏽😉, 𝗡𝗔𝗛𝗘𝗥𝗬 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢🔥💪🏽 , 𝗔𝗡𝗗𝗔𝗢 𝗔𝗥𝗬 𝗜𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗛𝗜𝗙𝗔𝗡𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗘ⵑ ❤️

Mitombo hatrany ny mpanaraka ny MCTV ary maro ny olona nandray famonjena sy fampianarana ary mpanompon’Andriamanitra afaka nampita filazantsara tamin’ny alalany.

👉🏽Miditra ao anaty saison vaovao ny MCTV ( Madagascar Christian TV) , saison an’ny fitomboana sy ny fampitomboana.🔥🙏🏽

✅Ireto avy ireo dingana vaovao ho ataotsika :
- Hanatsara ny kalitaon'ny Fandaharana

- Hanitatra ny toeram-piasana

- Hanatsara sy hanampy ny studio

- Hampitombo ireo fitaovana

- Hampitombo ny Fandaharana sy ireo mpanompon’Andriamanitra hizara sy hampianatra

- Hamokatra Dessin Animé maro hafa indray amin’ny kalitao manaraka ny refy moderne

- Hampitombo ny isan’ny mpiara-miasa
- …

❗Marihina fa ny MCTV dia chaine Kristiana Malagasy tsy miankina amina fiangonana na association fa mahaleo-tena tanteraka.

Ankoatran’ireo fandaharana izay vokarinay dia mampahafantatra sy mizara ireo fampianarana entina mpanompon’Andriamanitra maro eto an-toerana sy avy any ivelany koa ny MCTV .

❗Marihina fa tsy handoavam-bola ny fandaharana eto amin’ny MCTV ary tsy misy mpamatsy vola manokana ny MCTV fa mivelona tanteraka amin’ny fanomezana .

Izany indrindra no anton’izao hetsika tolo-tanana izao na Campagne de don hanentanana anao izay te hanohana am-pitiavana ary te ho mpiara-miombon’antoka amin’izao asan’Andriamanitra izao.🫱🏽‍🫲🏽

Hanatanterahantsika ireo vina manaraka idirantsika amina mari-drefy vaovao hafahatsika mikasika olona maro lavitra indray amin’ny alalan’ny filazantsara.❤️🙏🏽

Tohano ary ny MCTV amin’ny fanomezana ataonao ka alefaso am-pitiavana amin’ny:

🟥𝗔𝗶𝗿𝘁𝗲𝗹 𝗠𝗼𝗻𝗲𝘆🟥: +261 35 05 178 71

🟨𝗠𝗩𝗼𝗹𝗮🟨: +261 34 38 968 36

🟧𝗢𝗿𝗮𝗻𝗴𝗲 𝗠𝗼𝗻𝗲𝘆🟧: +261 32 42 357 01

Samy amin’ny anaran’i 𝗩𝗼𝗹𝗼𝗹𝗼𝗻𝗶𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗢𝗻𝗶𝘁𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗝𝗼𝗵𝗮𝗻𝗻𝗮 𝗥𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔𝗞𝗢𝗧𝗢 ( Tompon’Andraikitra voalohany eto amin’ny MCTV )

🟩𝗧𝗮𝗽 𝗧𝗮𝗽 𝗦𝗲𝗻𝗱 🟩: Ho anao izay any ampitan-dranomasina amin’ireo numéro voasoratra eo ambony ireo ihany.

Ho anao izay te hanome amin’ny alalan’ny virement na chèque na en espèces dia afaka micontact anay amin’ny:

- 📩MP facebook

-📧 manoratra amin’ny mail [email protected]

- 📞Miantso amin’ny +261 34 38 968 36, +261 35 05 178 71, +261 32 42 357 01

Ny fanomezana ataonao dia afaka hamonjy fanahin’olona maro handray an’i Jesosy ka dia raisinay am-pitiavana daholo .🥰🫶

📖𝐺𝑎𝑙𝑎𝑡𝑖𝑎𝑛𝑎 𝟼:𝟼 « 𝐴𝑜𝑘𝑎 𝑖𝑧𝑎𝑦 𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑟𝑖𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑡𝑒𝑛𝑦 𝑚𝑏𝑎 ℎ𝑎ℎ𝑎𝑓𝑜𝑦 𝑧𝑎𝑣𝑎-𝑡𝑠𝑜𝑎 ℎ𝑜𝑎 𝑎𝑛'𝑖𝑧𝑎𝑦 𝑚𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑡𝑟𝑎. »

📖𝐺𝑎𝑙𝑎𝑡𝑖𝑎𝑛𝑎 𝟼:𝟿 « 𝐴𝑟𝑦 𝑎𝑧𝑎 𝑚𝑏𝑎 𝑘𝑒𝑡𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑜𝑣𝑎𝑛-𝑡𝑠𝑜𝑎 𝑖𝑠𝑖𝑘𝑎; 𝑓𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑜𝑡𝑜𝑎𝑛'𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜 𝑛𝑜 ℎ𝑖𝑗𝑖𝑛𝑗𝑎𝑛𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎, 𝑟𝑎ℎ𝑎 𝑡𝑠𝑦 𝑟𝑒𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑖𝑠𝑖𝑘𝑎. »

Jehovah no miandany aminao ka tsy hatahotra ianao, inona no azon'ny olona atao aminao ? - Salamo 118:6
06/09/2026

Jehovah no miandany aminao ka tsy hatahotra ianao, inona no azon'ny olona atao aminao ? - Salamo 118:6

💌💌💌
05/09/2026

💌💌💌

Impiry ianao izay no nitory an'i Jesosy tamin'ity herinandro ity ? 😄Mazotoa foana , misy olona tsy afaka ny ho voavonjy ...
04/09/2026

Impiry ianao izay no nitory an'i Jesosy tamin'ity herinandro ity ? 😄

Mazotoa foana , misy olona tsy afaka ny ho voavonjy raha tsy nohon'ny fijoroanao 🙏🏽❤️

03/09/2026

Tonga sahady ny rentrée !

Lesona azo tsoahina hoantsika ankizy amin'izao fidirana izao ary e! 🥳🎒📒

Ny titre an'ity Dessin Animé eto amin'ny MCTV ity dia : Mpianatra Mivavaka

ato ny rohy hahafahanao mijery azy : https://www.youtube.com/watch?v=5NZwLqFws3k

02/09/2026

Jesosy avao no solution 🙏🏽
Mivavaka avao no condition 😉🔥

🎶FDL MAHAVATSY - Solution 🎶

02/09/2026

Tongasoa amin'ny Volana Spetembre 🙏🏽

𝗠𝗶𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗮𝘁ỳ, 𝗱𝗶𝗮 𝗵𝗮𝘀𝗲𝗵𝗼𝗸𝗼 𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘇𝗮𝘃𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗿𝗮𝗵𝗮𝘁𝗿𝗶𝘇𝗮𝘆. - 𝗔𝗽𝗼𝗸𝗮𝗹𝗶𝗽𝘀𝘆 𝟰:𝟭 𝗯

Volan'ny Fisandratana !❤️🏅

Address

VF 77 Ankazotokana

101

Telephone

+261340676362

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagascar Christian TV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share