Radio akon'ny ala

Radio akon'ny ala Une initiative écoresponsable pour une avenir vert et meilleur pour les générations futures

📣📣Maro dia maro isika no lina sy te hanana Ilay t shirt festival Biby mambikina Izay atao n'y 17 - 18 -  19  Jona 2025 h...
09/06/2025

📣📣Maro dia maro isika no lina sy te hanana Ilay t shirt festival Biby mambikina Izay atao n'y 17 - 18 - 19 Jona 2025 hoany izao eto Didy.

Indro ary ny prix officiel satria maro isika no te hanjifa,

Ndao hanova look Kely ho an'ny Tanàna 🤩🤩🤩🥳🥳🎶🎶 amin'izao Andro fety,

👉 Aza tara !!! mp ny commande 20 000ar monja👍👍🤙🤙🙏🙏

06/06/2025
Ho antsika rehetra tsy hankanavaka fanamiana festival biby mambikina Izay atao 17-18-19jona hoavy izao ,alefaso ny comma...
05/06/2025

Ho antsika rehetra tsy hankanavaka fanamiana festival biby mambikina Izay atao 17-18-19jona hoavy izao ,alefaso ny commande

Ndao hiara hientana amin'ny fiharovana ireo zava-boary, 🙏🙏🙏Manainga ny isambatanolona ,ny hery velona rehetra ny ny scou...
05/06/2025

Ndao hiara hientana amin'ny fiharovana ireo zava-boary,
🙏🙏🙏Manainga ny isambatanolona ,ny hery velona rehetra ny ny scouts,ny VOI ny fikambanana isan-tsokajiny avy ny mpanao fanatanjahan-tena rehetra eto Didy
'ndao hiara hisalahy haneo firaisan-kina soroka miara milanja sy tongotra miara mamindra haneho fahavononana ka handray antanana ny fiharovana ny tontolo iainana sy hitsinjovana ireo dimby sy fara.

📣Mila an'izaho sy ianao, 'ndao hifanolo-tanana hifampitantana amin'ity ady iraisana ity ,hiaro ireo sisa tavela.

💪💪Andao atao asa vadi-drano e!tsy vita raha tsy hifanakonana😊😊😊🙏🙏

Redynamisation partie politique TGV Alaotra Mangoro
04/05/2025

Redynamisation partie politique TGV Alaotra Mangoro

Lundi de Pâques à Didy avec Jhon Mc
24/04/2025

Lundi de Pâques à Didy avec Jhon Mc

🎤🎶Akon'ny vavaka ho an'ny firenena,fahatsiarovana ireo maherifon'ny tanindrazana 1947-2025📌Tontosa soa aman-tsara ny,fot...
26/03/2025

🎤🎶Akon'ny vavaka ho an'ny firenena,fahatsiarovana ireo maherifon'ny tanindrazana 1947-2025

📌Tontosa soa aman-tsara ny,fotoam-bavaka niraisana vavaka ho an'ny firenena,ho an'ny CR Didy ,vavaka ho an'ny ankohonana ny Alahady 23 Martsa 2025 tolakandro ,

🙏🙏🙏 Nokarakarain'ny fédération pastorale,na ny fikamaban'ny pastora
Eglizy Rhema , Assemblée de Dieu,Refi, Eldieu Ambohimanina fiangonana Vahao ny Oloko,Jesosy Manafaka,Jesosy Mamonjy,...

📌Notronin'ireo mpitondran'ny Tanàna,sy n'y Kristina maro,ary ireo fiangonana maro Samy hafa..
Voninahitra ho an'Andriamanitra 🙏🙏🙏

Address

Didy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio akon'ny ala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share