Mpi'Art

Mpi'Art Mpi'Art , tarika Malagasy manao mozika mifangaro be arakaraky izay aingam - panahy tonga eo 😊. Tongasoa 👊

Mpi'Art, groupe malgache de Tana Atsimondrano, explorant les sonorités du slow, de la ballade,du rock, du soft et même de la fusion .

Ity zoky ity koa hoavy hijery fampisehoana rariva ao Amin ny chez babà,mankafy mozika izy Ary tia rock ihany koa , koa m...
06/12/2025

Ity zoky ity koa hoavy hijery fampisehoana rariva ao Amin ny chez babà,mankafy mozika izy Ary tia rock ihany koa , koa manasa anareo koa izahay hiaraka aminay ary , manotrona ny Serge gpe Ary mandray anjara ao ny Mpi'art Amin io. Aza adino Ary rariva Amin 04 ny fotoana ao Amin ny chez babà isoraka
Mpi'art aka isika e👊🤟

Eto Amin 'ny RTA ny tarika izao, rehefa aveo ny fotoana Ary e 🤟Mpi'art aka isika e 👊
06/12/2025

Eto Amin 'ny RTA ny tarika izao, rehefa aveo ny fotoana Ary e 🤟
Mpi'art aka isika e 👊

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Andraina Mamitiana Jeys'evans, Aloka Yvs'rock Ram, Fidah Andriamihamina
03/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Andraina Mamitiana Jeys'evans, Aloka Yvs'rock Ram, Fidah Andriamihamina

01/12/2025

Salut daholo e , misy vazo tranainy bé ity ,ireo RAD taloha na le zanak'antitra ireny no mety mahafantatra azy , naverinay notendrena aloha izy dia atolotra anareo fa saingy tsy fantatray ny lohateniny sy ny tena mpihira azy fa hira faheno nefa . Ka ra toa ka fantatrareo dia soraty ao Amin ny commentaire ao ny titre sy ny tena mpihira azy dia partageo fa omenay cadeau izay mahamarina 😊😊😊 .

25/11/2025

Salama daholo e ,ity vazo nosoratan i Manantsoa Jp ity dia vazo efa fanaonay efa tamin izay mbola bandikely tamin izany , efa nande tany anaty radio tany izy ity , notazomina tamin izay ny arrangement ny fa napina kely fotsiny .
"Tsy te hifandao" Na oram baratra aza dia satrinay hiaraka aminareo foana e😊 indrindra Amin izao fahavaratra izao.
Zarao sy henoy aloha mandra mpiandry ny vaovao izay ho avy eo

19/11/2025

Salama daholo e 🙂 ,ela ela tsy hita fa tsy taiza akory fa teo ihany e , ho avy ny fotoana hiaonana fa mandra pa aloha , ity misy sombin reps kely e , aparitaho any dia Mpi'Art aka foana isika ka 🫡.

21/10/2025

Sao dia mba tariky Pierre Bleu ko ary ity tarika Mpi'Art ity le 👀🥴

Salama daholo e ,izahay ato Amin 'ny vovonana Mpi'Art dia faly mampafantatra anareo fa efa miverina amin'ny laoniny avok...
16/10/2025

Salama daholo e ,izahay ato Amin 'ny vovonana Mpi'Art dia faly mampafantatra anareo fa efa miverina amin'ny laoniny avokoa ny asa rehetra ato Ary fa efa samy mandray ny andraikiny avokoa ny mpikambana Ary mitohy ny kotrana sy ny famoronana , ao anatin'ny fandraisam peo ny tarika Amin izao .
Mirary soa antsika rehetra e 🙄😆

29/09/2025

Mirary herinandro milay ho antsika rehetra , na mafimafy aza , na mbola mamay aza ny piste Dia mila mitraka foana isan 'andro ,Fifaliana, Fandresena ho an ny rehetra no tanjona ,ho an'ny taninjanaka , samia Mafy daholo ry namana
Ny anjaranao dia Ho lafatra 💪💪💪

Sarisary niaraka Amin ry Zalah Zovy teny isoraka teny 👊Mpi'art aka isika e 👌
16/09/2025

Sarisary niaraka Amin ry Zalah Zovy teny isoraka teny 👊
Mpi'art aka isika e 👌

Address

Tana 102

102

Telephone

+261345831252

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpi'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mpi'Art:

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share