Cyber HENRI Sardou

  • Home
  • Cyber HENRI Sardou

Cyber HENRI Sardou Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cyber HENRI Sardou, Digital creator, Ambatotokana Andrainjato, .

21/11/2025
24/06/2025

💥 BOOM 💥 BOOM 💥 BOMMMMM
🎈TONGA ARY ILAY NANDRASAN'NY MARO.
⌛POT DE CONTACT EGSS-MCI TS AS 2025🎊🎊
Association Des Étudiants Egss Mci Ts As Université de Fianarantsoa
👉NY ASSOCIATION DES ÉTUDIANTS EGSS-MCI TS AS UNIVERSITÉ DE FIANARANTSOA DIA FALY MIKARAKARA POT DE CONTACT HOANTSIKA MPIANATRA REHETRA ATO AMINY FAKIOLTE EGSS-MCI TS AS 🥳
😎IZAY HATAO NY ZOMA FAHA 📆 04 NY VOLANA JOLAY HOAVY IZAO.
🎀MANASA ANTSIKA MPIANATRA REHETRA ✌️ HO TONGA FA IO NO HETSIKA IZAY HIFANKAFATARAN-TSIKA MPIANATRA REHETRA ATO AMINY FAKIOLTE.
⌛MARO NY HETSIKA IZAY KARAKARAINA HANAMASAHANA NY FETY TOY NY :
👑MISS ET MISTER🥳
🕺FINAL CONCOURS DE DANSE💃
🎧ANIMATION DJ 🎤
😎CONCOURS GOURMANDISE🍜 SNS .....
💢EFA AFAKA JIFAINA AMINY DÉLÉGUÉ SY MEMBRE DE BUREAU NY BILLET IZAY AFAHANTSIKA MIDITRA AMINIO FOTOANA IO.
💴PAF: 10 000AR MIARAKA AMINY BOISSONS OFFERTES SY TSAKITSAKY OFFERTES 😁
🎁MANOMBOKA AMINY⌚ 07H 00 HARIVA NY FISOKAFAN'NY VAVAHADY
📉TOERANA : KIANJAN'NY SERASERA ANDRAINJATO.
🎁 Partenaires officiels :
Share-ITY Agence
Cyber HENRI Sardou
Beauté by Harentsoa
Soupe délice andrainjato
Coiffeur 301
Sponsors officiels : Computer Store

🙏TONGAVA MARO FA HO AFAM-PO TANTERAKA ENAO AMINY FETY



❤️Disponible manomboka @ Androany 09/4/25 ny connexion Starlink tsika -  700Ar/heure.😋Ataovy malalaka ny disque Dur sy m...
09/04/2025

❤️Disponible manomboka @ Androany 09/4/25 ny connexion Starlink tsika - 700Ar/heure.

😋Ataovy malalaka ny disque Dur sy mémoire ny Téléphone

🤔Inona ny mampiavaka ny CYBER Henri Sardou
🤝Izahay tompoko tsy mi-limité débit fa zay laninao eo, avelanay ho afapo ianareo, tongava mihintsy aloa manandrana dia hitanao ny différence.

🔴Toerana ahitanao ny Cyber Henri Sardou dia Eo Ambatotokana Fianarantsoa, lalana mandeha Trano Mora sy Ambatolahy.

✅Ouii, aleo lany frais Bus kely mi déplace dia afapo, azo daholo zay ilaina rehetra.

🔸700Ar ny 1 heure
🔹3.000Ar ny tapak'andro
👉🏾Afaka manao Abonnement isam-bolana ihany koa ianao.

🎁Mentionneo ny namana lay mijaly connexion ireny sao liana dia zarao ny PUB tsika.

❤️ Tsy hanenina ianao miaraka @ CYBER HENRI SARDOU
------------------------------------------------------------------

Motorola G.power 2023 .👉🏾Ram 4/128 👉🏾Version 12 👉🏾Baterie 5000mah📸 50 mega pixel Mahazaka Gcam sy lmc, 🌲🌲Prix 380.000 ar...
10/12/2024

Motorola G.power 2023 .
👉🏾Ram 4/128
👉🏾Version 12
👉🏾Baterie 5000mah
📸 50 mega pixel Mahazaka Gcam sy lmc,

🌲🌲Prix 380.000 ar. Aza tara

Cadeau De Noël 🎊🌲🌲👉🏾Motorola g power 2020 😱👉🏾 Ram 4/64 👉🏾Version 11. 👉🏾📸Mahazak LMC sy G Cam  tsara  👉🏾Baterie 5000 mah💪...
10/12/2024

Cadeau De Noël 🎊🌲🌲
👉🏾Motorola g power 2020 😱
👉🏾 Ram 4/64
👉🏾Version 11.
👉🏾📸Mahazak LMC sy G Cam tsara
👉🏾Baterie 5000 mah💪🏾

Pri###... 290.000ar fotsiny 😱🌲

Astuce mety ilaina ao an-tokantrano1 - Mamaofy tongolo tsy mitomany:mba tsy hitomaniana dia ataoanaty rano ilay tongolo ...
23/11/2024

Astuce mety ilaina ao an-tokantrano

1 - Mamaofy tongolo tsy mitomany:
mba tsy hitomaniana dia atao
anaty rano ilay tongolo voasana
sy izay voavaofy.

2 - Fanalàna siligaoma amin’ny
akanjo: manala ny dity miraikitra
ny fametrahana ilay lamba ora 1
anaty congelateur.

3 - fanalana tasy arafesina amin'ny akanjo asio sira sy jus de citron alona kely elaela eo dia sasana amin'ny savony avy eo

4- Fanalàna tasin’ny “encre” sy lamba miofo
amin’ny akanjo: asio dentifrice
matevitevina eo amin’ny faritra
misy ny tasy, avela ho maina
tanteraka vao sasàna avy eo.

5 - manala ny fofon’ny laisoa: mba
hanalana ny fofon’ny laisoa
rehefa mahandro dia asiana
silaka-mofo dipaina kely miaraka
aminy.

6 - manala fofona hena mitady ho
simba: ampangotrahina miaraka
amin’ny vaingana charbon iray
ilay hena dia arina io rano io
miaraka amin’ilay charbon.

7 - Mandroka vitsika: tsy tia
concombre ny vitsika, rehefa
mamaofy concombre dia alaina
ny hodiny ary ataovy eny amin'ny lavaka hidirany
akaikin’ny làlan’ny vitsika na eo

8 - col lobaka misy tasy mavomavo, lomana amin'ny rano mamay be nasiana carbonetra ,lomana mandritra ny 1h dia sasana amin'izay , page

Ho antsika mbola eto Fianarantsoa ka mana mpikasahana hidina any Manakara😎.Efa afaka jifahina ato CCyber HENRI SardouAmb...
23/11/2024

Ho antsika mbola eto Fianarantsoa ka mana mpikasahana hidina any Manakara😎.
Efa afaka jifahina ato CCyber HENRI SardouAmbatotokana ny Tapakila fidirana R+3,izay ho tanterahina ny faha 20/12/24 izao.
👉🏾Mbola misy fihenam-bidy raha toa ka manjifa alohany faha 28/11/24 izao ianao.

Aleo mahita toy izay tantaraina Ragnandria 😎👻👍🏾

💥 Arrivage.📢📢👉 Realme 8s 👉Ram 6G 👉memoir 128 reel
03/07/2024

💥 Arrivage.📢📢
👉 Realme 8s
👉Ram 6G
👉memoir 128 reel

Address

Ambatotokana Andrainjato

301

Telephone

+261347312643

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cyber HENRI Sardou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cyber HENRI Sardou:

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share