
30/04/2024
Ka takosehinao zaho fa genagenaky.
Tagnilanao teo zaho niforetraky.
Nagnary volamena hanao nahita firaky.
Bracklah - Laliky rano ❤
Hamaray vita ny audio, hoanao izay namako ato ka te hihaino ilay hira, midira ao amin'ny hafatra miafiana(Message Privé), fa handefasako.