RADIO Josvah Fm 90 Fort-Dauphin Officiel

  • Home
  • RADIO Josvah Fm 90 Fort-Dauphin Officiel
Salama aby tompoko ô!Inona no tokony hatao mba hapaharisy gny fanambalia?FIFANDRAISANA: 034 28 991 34/ 033 80 397 36/ 03...
24/10/2024

Salama aby tompoko ô!
Inona no tokony hatao mba hapaharisy gny fanambalia?
FIFANDRAISANA: 034 28 991 34/ 033 80 397 36/ 032 22 469 40

Mirary zoma mahafinaritra ho an-tsik'aby 😎Tokony firy taona vô manambaly gny olo raiky ?FIFANDRAISANA: 034 28 991 34/ 03...
18/10/2024

Mirary zoma mahafinaritra ho an-tsik'aby 😎
Tokony firy taona vô manambaly gny olo raiky ?
FIFANDRAISANA: 034 28 991 34/ 033 80 397 36/ 032 22 469 40

Alarobia sahady ny anio!Mirary fahasoavana ho an-tsik'aby amin'izao andro somary ratsiratsy izao.Aiza aby gny toera tsy ...
16/10/2024

Alarobia sahady ny anio!
Mirary fahasoavana ho an-tsik'aby amin'izao andro somary ratsiratsy izao.
Aiza aby gny toera tsy mahazo rano eto Faradofay amin'izao? ary inona ny fiatrakan'izany amin'ny fiainanao. Inona ny vahaolana arosonao?
FIFANDRAISANA:034 28 991 34/033 80 397 36/032 22 469 40

Mirary herignandro vaovao sambasy  🙂Inona no antony mahatonga ny fisarahan-bady matetika ain'izao fotoana izao?Afaka iha...
14/10/2024

Mirary herignandro vaovao sambasy 🙂
Inona no antony mahatonga ny fisarahan-bady matetika ain'izao fotoana izao?
Afaka ihany manoratra mp na miantso mivantana ny 034 28 991 34/033 80 397 36/032 22 469 40 ho anao te hampafantatra ny tanàna misy anao.

10/10/2024

Salama aby e!
Mirary soa ho an-tsik'aby!
Homenay anao ato anatin'ny fandaharana @ izao fotoana izao ireo lisitr'ireo kandida ho ben'ny tanana eto @ distrikan'i Taolagnaro

Miarahaba riaha!Ino gny fandania na dépense mapiseky anao amin'izao?Afaka ihany manoratra mp na miantso mivantana ny 034...
09/10/2024

Miarahaba riaha!
Ino gny fandania na dépense mapiseky anao amin'izao?
Afaka ihany manoratra mp na miantso mivantana ny 034 28 991 34/033 80 397 36/032 22 469 40 ho anao te hampafantatra ny tanàna misy anao.

Mirary zoma mahafinarisy ra 😎Somary manaranara zao andro zao!Ino gny kilalao fahazaza tena nahafinarisy anao?FIFANDRAISA...
04/10/2024

Mirary zoma mahafinarisy ra 😎
Somary manaranara zao andro zao!
Ino gny kilalao fahazaza tena nahafinarisy anao?
FIFANDRAISANA: @ commentaire na alefaso mp / na sms amin'ny 034 28 991 34 / 032 22 469 40/033 80 397 36

Salama aby e!Ino gny taranja tena nahafinaritra anao tao an-tsekoly, inona ny taranja nanahirana na tsy hainao?FIFANDRAI...
03/10/2024

Salama aby e!
Ino gny taranja tena nahafinaritra anao tao an-tsekoly, inona ny taranja nanahirana na tsy hainao?
FIFANDRAISANA: @ commentaire na alefaso mp / na sms amin'ny 034 28 991 34 / 032 22 469 40/033 80 397 36

Mirary soa ho an-tsika hatrany amin'ity volana oktobra ity.Mbola ilaina ve ny manaja sy manaraka ny fomba malagasy amin'...
02/10/2024

Mirary soa ho an-tsika hatrany amin'ity volana oktobra ity.
Mbola ilaina ve ny manaja sy manaraka ny fomba malagasy amin'izao vanim-potoana misy an-tsika ?
FIFANDRAISANA: @ commentaire na alefaso mp / na sms amin'ny 034 28 991 34 / 032 22 469 40/033 80 397 36

Mirary zoma mahafinarisy riaha!👉Ino gny hapiavaky an'ity zoma ity ho anao?FIFANDRAISANA: @ commentaire na alefaso mp / n...
27/09/2024

Mirary zoma mahafinarisy riaha!
👉Ino gny hapiavaky an'ity zoma ity ho anao?
FIFANDRAISANA: @ commentaire na alefaso mp / na sms amin'ny 034 28 991 34 / 032 22 469 40/033 80 397 36

Mirary alakamisy finaritra e!👉Iza ny mpihira tena ankafizinao indrindra?👉FIFANDRAISANA: @ commentaire na alefaso mp / na...
26/09/2024

Mirary alakamisy finaritra e!
👉Iza ny mpihira tena ankafizinao indrindra?
👉FIFANDRAISANA: @ commentaire na alefaso mp / na sms amin'ny 034 28 991 34 / 032 22 469 40/033 80 397 36

"Gny vorofotsy tsy lavisy agnômby, gny lelahy tsy lavisy ampela"👉Ino zao koa ra gny mahavy gny lelahy mapirafy io?👉FIFAN...
25/09/2024

"Gny vorofotsy tsy lavisy agnômby, gny lelahy tsy lavisy ampela"
👉Ino zao koa ra gny mahavy gny lelahy mapirafy io?
👉FIFANDRAISANA: @ commentaire na alefaso mp / na sms amin'ny 034 28 991 34 / 032 22 469 40/033 80 397 36

Salama aby!Ino gny sakafo malagasy tena tianao?👉FIFANDRAISANA: @ commentaire na alefaso mp / na sms amin'ny 034 28 991 3...
24/09/2024

Salama aby!
Ino gny sakafo malagasy tena tianao?
👉FIFANDRAISANA: @ commentaire na alefaso mp / na sms amin'ny 034 28 991 34 / 032 22 469 40/033 80 397 36

Hoy ny Ntaolo: " akanga maro tsy vakin'amboa"👉Inona ny fifanampiana na ny zavatra mahafinaritra, matetika miseho ao amin...
23/09/2024

Hoy ny Ntaolo: " akanga maro tsy vakin'amboa"
👉Inona ny fifanampiana na ny zavatra mahafinaritra, matetika miseho ao amin'ny fiarahamonina misy anao?
👉FIFANDRAISANA: @ commentaire na alefaso mp / na sms amin'ny 034 28 991 34 / 032 22 469 40/033 80 397 36
Mirary herignandro vaovao feno fahombiazana ho an'tsik'aby

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RADIO Josvah Fm 90 Fort-Dauphin Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share