Label Music Teen

  • Home
  • Label Music Teen

Label Music Teen Directed by Rica.R / Edited by Thony.A , Mario.R
Manandratra avo ny Rap Gasy satria zay no tarigetra! Manjifa ny vita gasy zahay, ny tombony ho an'rehetra!

Ny ahy ts amidiko fa zaraiko, ny inspirako no hiraiko, ka hisaorako lay Raiko, ahafahako tantaraiko...
Ny itiavako 'lay mozika, hiainako fahasambarana
Hahenoko feo magika mba isian'ny fitambarana...

24/01/2025

Tafalatsaka tampoka taminao ny foko, matinao tamin'ilay tsiky ndray miserana
Nidobodoboka mafy, namaky tratra tsy tony, sao mantsy safidin'olona indray ny toerana...

Romantal Sentimentique (Inédit) - Label Music Teen [Sortie 2014]

21/12/2023

Ho avy ny tsara kalitao, dia ho avy ny souvenir be dia be, fa reo aloha ny sombiny 🎬🎬🎤
--- Extrait "Lay Mozika Tsika" - Label Music Teen ---

Aza adino le partage eh 🤣

Ho anao mila fanamafisam-peo na orchestre complet amin'ny lanonana izay ho karakarainao, afaka manampy anao izahay, amin...
16/09/2021

Ho anao mila fanamafisam-peo na orchestre complet amin'ny lanonana izay ho karakarainao, afaka manampy anao izahay, amin'ny sarany mora indrindra
😀😊
Aza misalasala mandefa hafatra miafina raha mahaliana anao
0348438111
Miezaka manome fahafahampo anareo hatrany izahay...

17/07/2021

1- Nefa indrisy
2- Feno ny Mamy
3- Lasa Miady Tsika
4- aLeoko Miorina Tsara
5- Love Matotra Tokoa
6- Aza Manahy
7- Il était une fois
8- Ianao
9- Fo roa
10- Represent LMT
11- Lay Mozika Tiako
12- Mahità ny soa

Am-pitiavana be foana 👊👊👊

14/10/2020

Zao sisa ra Thony Andriam😂

08/09/2020

Ny hafaran'ilay Mario LMT 🤣🤣🤣🤣🤣

18/02/2019

Ho anao izay manam-pitiavana, ho anao zay manana olo-tiana, ho anao izay mankafy ny olo-tinao.... Atolory azy ity ho porofom-pitiavana azy. Hira vaovao be na...

Atolory azy ny hira !!Ho babo ny fony!! 😍💗
11/10/2018

Atolory azy ny hira !!
Ho babo ny fony!! 😍💗

Ho anao izay manam-pitiavana, ho anao zay manana olo-tiana, ho anao izay mankafy ny olo-tinao.... Atolory azy ity ho porofom-pitiavana azy. Hira vaovao be na...

Address

Ankadifotsy Antananarivo

101

Telephone

+261348438111

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Label Music Teen posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Label Music Teen:

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share