Rnm/tvm Befotaka Atsimo ofisialy

Rnm/tvm Befotaka Atsimo ofisialy Radio Feon'i PAPANGO Befotaka Atsimo

Na manerika manify ny andro aty amin'ny distrikan'i Befotaka Atsimo dia tsy nataon'ireo olom-pirenena sakana anefana  ny...
11/12/2024

Na manerika manify ny andro aty amin'ny distrikan'i Befotaka Atsimo dia tsy nataon'ireo olom-pirenena sakana anefana ny adidy; satria zò sy adidy ny mifidy !
Milamina ny fifidiana ato amin'ny distrikan'i Befotaka Atsimo amin'ny ankapobeny.

13/11/2024
Migadona eto amin'ny distrikan'i Befotaka Atsimo ny Minisitry ny Jono sy ny toe-karena manga Atoa MAHATANTE PAULBERT Tsi...
13/11/2024

Migadona eto amin'ny distrikan'i Befotaka Atsimo ny Minisitry ny Jono sy ny toe-karena manga Atoa MAHATANTE PAULBERT Tsimanaoraty

Miverina indray ny fanarahan'ny vahoakan'i Befotaka Atsimo ny fandaharana avy amin'ny televiziona malagasy na ny TVM.Mbo...
02/09/2024

Miverina indray ny fanarahan'ny vahoakan'i Befotaka Atsimo ny fandaharana avy amin'ny televiziona malagasy na ny TVM.
Mbola tsy miova ny mari_drefy na ny fréquence fa 471.25 Mhz.

•Nosokafana amin'ny fomba ofisialy androany ny fitsarana miaramila ato anivon'ny distrikan'i Befotaka Atsimo.           ...
02/09/2024

•Nosokafana amin'ny fomba ofisialy androany ny fitsarana miaramila ato anivon'ny distrikan'i Befotaka Atsimo.

•Mandritra ny telo andro (03 jours) no hanatanteraha izany.

29/04/2024

Isaorana ny nahavita ary mirary soa ny vaovao hisolo-toerana

29/04/2024

BEFOTAKA ATSIMO

✓Vita tandroany Alatsinainy 29 Avrily 2024 ny famindram-pitantanana eo amin'ny Lehiben'ny Distrika teo aloha Andriamatoa JEAN De Paul sy ny Lehiben'ny Distrika misolo-toerana Andriamatoa RANDRIANDAZA Derson Vincent.

Toy izao ny laharan'ireo kandida ho hita ao anaty bileta tokana ho an'ny fifidianana solombavambahoakan'i Madagasikara a...
18/04/2024

Toy izao ny laharan'ireo kandida ho hita ao anaty bileta tokana ho an'ny fifidianana solombavambahoakan'i Madagasikara ato anatin'ny distrikan'i Befotaka Atsimo.

✓N°1 •RALAIVAO Henri Pierre Faralahy (Antoko maitso hasin'i Madagasikara)
✓N°2 •RABOTOMANASA Hubert (Indépendant)
✓N°3 •RAZAKANDRAINY VEINT DEUX William (Indépendant)
✓N°4 •RAZAFINDRIATSARA JONHSON Anatole (IRMAR)
✓N°5 •MARORIKY (FIRAISANKINA)

Ny Alarobia 17 Aprily 2024 ny an-tsapaka laharan'ireo kandida nirotsaka hofidiana solombavambahoakan'i Madagasikara ato ...
18/04/2024

Ny Alarobia 17 Aprily 2024 ny an-tsapaka laharan'ireo kandida nirotsaka hofidiana solombavambahoakan'i Madagasikara ato anatin'ny distrikan'i Befotaka Atsimo.

RFP 99.2 Mhz

Address

Dubai

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rnm/tvm Befotaka Atsimo ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category