Honora page

Honora page Bienveillance -Motivation - Histoire vraie ❤️
Abonnez-vous
(4)

🎉🔥 JEU CONCOURS – 130 000 AR DE LOTS À GAGNER ! 🔥🎉 Vakia isaka amin’i farany 🎤 Mahay mitantara mba anao ☺️ ? Alors, à to...
01/09/2026

🎉🔥 JEU CONCOURS – 130 000 AR DE LOTS À GAGNER ! 🔥🎉

Vakia isaka amin’i farany

🎤 Mahay mitantara mba anao ☺️ ? Alors, à toi de jouer ! 😎

Mitantarà histoire araiky en vidéo, 5 minutes maximum.
Izay tantara tianao mihitsy no atao :
😂 mampihomehy
😱 mampatahotra
😭 mampalahelo
🤯 surprenante, vécue ou inventée…

Bref, libre à toi ! Omeo tsirony fotsiny ilay tantara ! 🎬🔥

🏆 LOKA :

🥇 1er prix : 80 000 AR 💸
🥈 2ème prix : 50 000 AR 💸

📌 FITSIPIKA :

• 5 minutes maximum ny vidéo.

• Ny réactions azo amin’ny vidéo no hitsarana ny classement. ❤️😂😮

• Izay mahazo réactions betsaka indrindra no 1er – 80 000 Ar, ary ny faharoa kosa 2ème – 50 000 Ar.

• Réactions tena izy ihany no ekena. 😉

🚨 ATTENTION : AUTOLIKES = DIRECT BLOQUÉ + DISQUALIFIÉ !
Aleo fair-play fa jeu ity e ! 😄

📢 Afaka partager-nao amin’ny namanao ny vidéo-nao mba hanohana anao ry zareo. Plus de réactions = plus de chances de gagner ! 🔥

📲 Alefaso amin’i ty sur Watsapp vidéo-nao : +491799017816

📅 Le 20 SEPTEMBRE : MITSARA ISIKA ! 🔥
Amin’io no jerena ny résultats sy ny réactions, dia ho fantatra hoe iza ireo 2 grands gagnants ! 🏆

Koa raha manana tantara mahafinaritra ianao, aza tazonina any an-trano ! 😂
🎥 Raiso ny téléphone, raconte ton histoire, dia alefaso !

🥇 80 000 AR
🥈 50 000 AR

🔥 Azovy ahazo ? 🔥

🍀 Bonne chance daholo e ! Ary surtout… omeo tsirony ilay tantara ! 😎🎤

Koa efa hitanao hely drako vola ty aza magnano fa izity soma einnnnnn ☺️

Hoan’olo zay efa malaza , efa misy communauté @ resaka tantara drako tsy agnatiny e ☺️

31/08/2026

Voilà ❤️

Hoan’izay nizah isaka tamin’i farany avio intéressé amîn’i savon igny ☺️

Prix tsy miova :
❤️savon : 35.000ar
❤️crème hydratante : 50000ar

🌿 Les bienfaits du savon Tam Tam a base de curcuma et acide glycolique 🤍

Le savon Tam Tam à base de curcuma et acide kojique Bio est très apprécié pour ses actions sur la peau :

✨ Éclaircissant naturel
L’acide kojique aide à unifier le teint et à réduire les taches sombres (taches d’acné, soleil, hyperpigmentation).

✨ Nettoyant en profondeur
Il élimine les impuretés, l’excès de sébum et laisse la peau propre et fraîche.

✨ Aide contre les imperfections
Il peut aider à réduire les boutons, points noirs et petites irrégularités.

✨ Peau plus douce et lumineuse
Avec une utilisation régulière, la peau paraît plus lisse et plus éclatante.

✨ Convient à plusieurs zones
Visage, corps, aisselles, genoux, coudes (éviter les zones intimes internes).



⏰ Combien de fois par semaine l’utiliser ?

👉 Pour les peaux sensibles :
• 2 à 3 fois par semaine

👉 Pour les peaux normales à grasses :
• 1 fois par jour maximum
• Ou 3 à 5 fois par semaine si la peau est réactive

🧴 Conseils importants :
• Faire mousser le savon, appliquer doucement
• Laisser agir 30 secondes à 1 minute
• Toujours hydrater la peau après (crème hydratante tam _ Tam)
Mp pour passer vos commandes
Honoré Honora page

31/08/2026

Tsara zalah hira zegny e ❤️

Hitanao tantara tsika nomoaly ?

Ato raha tsara Sady mbola misy jeux koa ❤️🥰 mba zahava edyyyyy , kitiagna lay page ! De ao anaro magnano commentaire
31/08/2026

Ato raha tsara Sady mbola misy jeux koa ❤️🥰 mba zahava edyyyyy , kitiagna lay page ! De ao anaro magnano commentaire

30/08/2026

Efa mandry mba anao ?

Zah mbola tsy ary nihafatra nandilatra zay e 🤧🤣 Lany fagnahy olo taminay tato 😂🤣 Maty hoazaho I lelahy tiako amin‘i film...
30/08/2026

Zah mbola tsy ary nihafatra nandilatra zay e 🤧🤣

Lany fagnahy olo taminay tato 😂🤣
Maty hoazaho I lelahy tiako amin‘i film ty 😔

Ah Netflix Mbo mahavita mitsapa tension n‘olo einnnn 🙄

Zegny tsy nahavita tantara tsika nomoaly 😏

Marigny mba viavy koa efa niteraka zegny efa tsy de machiro loatra ? 😟 ….. Ry sasany baka tia mañatsatso 🫩
29/08/2026

Marigny mba viavy koa efa niteraka zegny efa tsy de machiro loatra ? 😟 …..

Ry sasany baka tia mañatsatso 🫩

28/08/2026

Efa mandry ?

Kajo zaho magnazava hoe tsy tokony hilany fo ndro tandrignesagna amin‘i raha tantaraiko ato 😒 Reraka zah è 😟 Hariva agny...
28/08/2026

Kajo zaho magnazava hoe tsy tokony hilany fo ndro tandrignesagna amin‘i raha tantaraiko ato 😒 Reraka zah è 😟

Hariva agny misy tantara fa efa Vita vacances 🙂‍↔️

Ny fiankinan-doha ara-pihetseham-po (dépendance affective) dia koa efa miankiny amin‘olo araiky ny fahasambaraña sy faha...
28/08/2026

Ny fiankinan-doha ara-pihetseham-po (dépendance affective) dia koa efa miankiny amin‘olo araiky ny fahasambaraña sy fahatsapaña hoe milamigny ny momba anao , indrindra amin‘ny fiainam-pitiavaña . ❤️

Amiako ohatra vitsivitsy:
-mavozo anao sao hisarahan‘olo
-mila amiaña toky isaka teteky fo anao amin‘i fitiavaña hoe mbola tia anao izy
-malahelo anao anao na tsy mandry saigny koa efa helahela mamaly @ message ( na anaro juste mifankalavitry hely fo )
-Mañeky anao amin‘i fampijaliaña hiaiñanao aminazy Satria mavozo anao sao hialany
-sarotro aminao mahatsapa sambatra koa efa tsy mahazo attention boka aminazy

Kay anjaranao ndro mandiniky hoe mety sa tsy mety Lay hiaretako ty ❤️

Adresse

Hall In Tirol

Öffnungszeiten

Montag 09:00 - 17:00
Dienstag 09:00 - 17:00
Mittwoch 09:00 - 17:00
Donnerstag 09:00 - 17:00
Freitag 09:00 - 17:00
Samstag 09:00 - 17:00

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von Honora page erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Verknüpfungen

Teilen

Kategorie