STAFF Député PORT BERGE - Paul Bert

STAFF Député  PORT BERGE - Paul Bert Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from STAFF Député PORT BERGE - Paul Bert, News & Media Website, Boriziny, Sofia.

FANKALAZANA NY FAHA 64 TAONA NIVERENANY FAHALEOVANTENA AO AMIN'NY KIANJA BAREA
26/06/2024

FANKALAZANA NY FAHA 64 TAONA NIVERENANY FAHALEOVANTENA AO AMIN'NY KIANJA BAREA

15/06/2024

VALANDRESAKA T@ MPANAO GAZETY.

FITOKANANA MIAMI TOAMASINA SY LALANA RATSIMILAHO
15/06/2024

FITOKANANA MIAMI TOAMASINA SY LALANA RATSIMILAHO

Mbola tsy mivadika ny vahoaka agny @ kaominina agny antignianagna ka tany @ kaominina Ambodivôngo ny Député VELONTSARA P...
15/05/2024

Mbola tsy mivadika ny vahoaka agny @ kaominina agny antignianagna ka tany @ kaominina Ambodivôngo ny Député VELONTSARA PAUL BERT .
TSY MIALA @ NUMERO 3 IZAHAY HOY NY VAHOAKA .
TSY MISY FAMPANDROSOANA VANONA RAHA TSY MISY NY FANDRIAMPAHALEMANA.
FIDINTSIKA DEPUTE MIARAKA @ ANDRY RAJOELINA.

Ny mampiavaka ny député VELONTSARA Paul Bert Dia ny fijerevana ny tombotsoambahoaka ,Ny fandriampahalemana ,fambolena sy...
14/05/2024

Ny mampiavaka ny député VELONTSARA Paul Bert Dia ny fijerevana ny tombotsoambahoaka ,Ny fandriampahalemana ,fambolena sy fiopmpiana , Lalana Ary ny fanabeazana .Nitarika ny fanamboarandalana tao @ kaominina Ambodimahabibo izy sy ireo fokonolona.
FIDIO HO DEPUTE NY LAHARANA FAHATELO IZAY NAHAZO TSODRANO T@ ANDRY RAJOELINA .
VELONTSARA Paul Bert Numéro 3 nihintsika jiaby.

Zanaka ambanivolo Ary tômbo tambanivôhotro i VELONTSARA Paul Bert ka tsy milefa @ didy vary . Izy rahateo no dadilahin'n...
14/05/2024

Zanaka ambanivolo Ary tômbo tambanivôhotro i VELONTSARA Paul Bert ka tsy milefa @ didy vary . Izy rahateo no dadilahin'ny fandriampahalemana raha eto @ distrika ny boriziny no resahina. Any antanindrazany @ tapany antignianagna izy amizao .
FIDIO LAHARANA FAHATELO @ BILETA TOKANA VELONTSARA PAUL BERT .KANDIDA NATOLOTRA VOVONANA ISIKA REHETRA MIARAKA @ ANDRY RAJOELINA.

FIDIO HO SOLOMBAVAMBAHOAKA NY PORT BERGE . VELONTSARA PAUL BERT.LAHARANA FAHATELO @ BILETIN TOKANA.
08/05/2024

FIDIO HO SOLOMBAVAMBAHOAKA NY PORT BERGE . VELONTSARA PAUL BERT.
LAHARANA FAHATELO @ BILETIN TOKANA.

Numéro 3 VELONTSARA Paul Bert  dadilahin'ny fandriampahalemana eto Port berge .
23/04/2024

Numéro 3 VELONTSARA Paul Bert dadilahin'ny fandriampahalemana eto Port berge .

Kaominina Ambanivohitra tsinjomitondraka ,Tonga nitsidika ny solombavambahoaka VELONTSARA Paul Bert .Fanamafisana sy fan...
19/04/2024

Kaominina Ambanivohitra tsinjomitondraka ,Tonga nitsidika ny solombavambahoaka VELONTSARA Paul Bert .Fanamafisana sy fanetsiketsehana ny DINA Ary fifampiarahabana tratriny taona vaovao. Ny fandriampahalemana no lohalaharana Ary tsy hijanona @ izany i VELONTSARA Paul Bert.

Salama daholo eeeee vita androany ny antsapaka ka ny candidat Izay natolotra Vovonana ISIKA REHETRA MIARAKA @ ANDRY RAJO...
17/04/2024

Salama daholo eeeee vita androany ny antsapaka ka ny candidat Izay natolotra Vovonana ISIKA REHETRA MIARAKA @ ANDRY RAJOELINA Dia VELONTSARA Paul Bert. no nahazo laharana faha Telo. Numero 3 .

Tsy nitazampotsiny ny solombavambahoaka VELONTSARA Paul Bert fa rehefa vita ny Lalana mankany Anahidrano C/R Port berge ...
17/04/2024

Tsy nitazampotsiny ny solombavambahoaka VELONTSARA Paul Bert fa rehefa vita ny Lalana mankany Anahidrano C/R Port berge II Izay mandalo mamoladrifa, Dia nasiampanamboarana ihany koa ny Lalana mankany Tsiningia Izay avy eo Anjiamanera .Satria ny tanjona Dia ny hanala ny fahasahirananan'ny vahoaka @ famoahambokatra . NY TOMBOTSOANY BE SY NY MARO NO KATSAHINA .

Tonga nitsidika kaominina Maevaranohely  ny solombavambahoaka VELONTSARA Paul Bert .Nanatanteraka ny fifampiarahabana tr...
16/04/2024

Tonga nitsidika kaominina Maevaranohely ny solombavambahoaka VELONTSARA Paul Bert .Nanatanteraka ny fifampiarahabana tratriny taona Ary Tonga nanetsiketsika sy nanamafy ny DINA.Izy rahateo no dadilahin'ny fandriampahalemana ato @ distrika ny PORT BERGE.

Address

Boriziny
Sofia

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STAFF Député PORT BERGE - Paul Bert posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share