Sedih Rakoto

Sedih Rakoto Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Sedih Rakoto, Saint-Césaire, QC.

[email protected]

🇲🇬🇲🇺🇨🇦

Businessman & Créateur d’opportunités

Sources de motivation / Dans le monde de musique et son/Je fais rire / Je partage librement tout ce que je veux / Ouvert d'esprit / Accompagnateur du bonheur /JOIE DE VIVRE

TANTARA TENA NISY/ROMANTIQUE TAPANY/ CANADAILAY ALINA TAO ANATY PISCINENIAINAKO IZY ITY DE ZARAIKO HO AN'IZAY MBA LIANA(...
09/12/2026

TANTARA TENA NISY/ROMANTIQUE TAPANY/ CANADA

ILAY ALINA TAO ANATY PISCINE

NIAINAKO IZY ITY DE ZARAIKO HO AN'IZAY MBA LIANA(Afaka tsy mamaky izay tsy liana)

ZARAIKO ÉPISODES VITSIVITSY AMIN'IZAY TSY MAHAMONAMONAINA BE

RAHA MAHALIANA ANAO NY TOHINY DIA MANORATA HOE " ÉPISODE 2" FOTSINY AO @ COMMENTAIRES😉.

INY IZAHO AVY NIVOAKA NAKA IMPRÉSSIONS KA NAMAKIVAKY COULOIRE LAVALAVA IZAY NO NISY VEHIVAVY NIFANENA TAMIKO TEO @ COULOIR.NARAHABAIKO SATRIA MOA NY TENA MAHALALA FOMBA😁

Za : Salut
Kiala : Salut, sady nitsikitsiky toh mi-charme hafahafa 'zany.

ZA KOA MOA SADY NITSIKITSIKY NIARAHABA .

DE SAMY NANOHY NY DIANY

GAGA AHO FA NIVERINA KIALA DE NANENJIKA AHY AVY ATO AORIANA SADY NANAO HOE : Excuse moi,

NIHERIKA AHO NANAO HOE : OUI?

Kiala : TU T'APPELLES COMMENT DEJÀ?
Sedrik hoy aho(ça vient de mon nom Sedih😜)

C'EST BIZARRE elle à dit

Pourquoi hotseko😁

3 taona lasa zay ouz , nanana sakaiza antsoina hoe Cédrick aho.DE GAGA AHO FA TENA MITOVY NY ANARANAREO, NY POSTE IASANAREO

ZANY VE HOY AHO ! NOHEVERINAO FA IZY ANGAHA ZA HOY AHO.MISY ITOVIZANY AMIKO VE ILAY OLONA.

TSY TENA MITOVY HOY IZY FA FIRY TAONA IANAO? NOLAZAIKO AZY NY TAONAKO.

ARY NY TAONANAO HOY AHO.DIA NOLAZAINY.ZANDRIKO 1an KIALA

DE NANDEHA TENY NY ANDRO SY NY ORA ARY NY MINITRA DE LASA.................

La suite au prochain épisode😊😁

Sary fanehoana fotsiny io😁

09/12/2026

TAO ANATY PISCINE NO NISEHO ITY TANTARA.TSY MPIFANINONA IZAHAY FA SAMY TARATARA🤪.TANTARAIKO VE😁SOMARO ROMANTIQUE TSY TONGA VOLANA ZANY LE IZY🤪

TANTARA HAFA KELY TENA NISY/CANADA/COUPLE MANAO ANY AM-PIASANABIRAO BE DIA BE AMBANY RIHANA SY AMBONY RIHANA ARY FENO TO...
09/12/2026

TANTARA HAFA KELY TENA NISY/CANADA/COUPLE MANAO ANY AM-PIASANA

BIRAO BE DIA BE AMBANY RIHANA SY AMBONY RIHANA ARY FENO TOERANA KELY TOY NY SALLON FAKAN'AINA MITOKANA IZAY.

SAMY ANY @ BIRAONY ANY DAHOLO NY REHETRA.

REHEFA PAUSE NA ALOHAN'NY ASA NA AORIAN'NY ASA DIA AFAKA MAKA AINA SY MITSILAILAY ANY AMIN'IREO SALLON IREO NY MPIASA REHETRA

AKORY NY HAGAGAKO INY ZA HIDITRA AO @ LE SALLON 1 ZAY T@ 7H18mn tanihoany.
NAHENO FEO HAFAHAFA TOH SEPOSEPOTRA ZANY.

NIHEMOTRA AHO SADY NIVERIN-DÀLANA DE NOTAZANIKO ALAVIDAVITRA HOE IZA NO MIVOAKA AVY AO.MBOLA TSY DE NISY MPIASA TONGA MO SATRIA @ 9H NO TENA FIDIRAN'NY REHETRA.

INY FA NIVOAKA ILAY SIPA MANAO DIA MAIKA TOH KÔDIKÔDY ZANY.

INY FA NIVOAKA KOA ILAY BANDY 10MN TAORIAN'ILAY SIPA.MODY NIFANENAKO DE NARABAIKO SADY NATAOKO HOE : SALUT David, Ça va? FANTATRO LERY SADY MAHALALA AHY

NAMALY : Salut, oui ça va SADY ÔTRANY TSY HAMALY RENY.

BORAMENA BE RAZOKY🤣

SAMY LASA, NIDIRAKO ILAY SALLON NISY ANDR ZAREO, HADINONY NY NAMALONA ILAY LAMBA TEO AMBONY SEZA CANAPÉ😁😅.TENA NANAO TEO RY ZAREO😁

ZAY ILAY TANTARA KELY NAHAGAGA.

ATY MOA SAMY @ FIAINANY DE TSA TE HIDITRA LALINA AHO.FA BON.RAPPORT SEXUEL ANY @ TOERAM-PIASANA ILAY RAHA.SAMY MPIASA AO RY ZAREO ARY TSY HOE SEFO FA MPIASA TSOTRA.

BYE OH! @ MANARAKA INDRAY .

SARY FANEHOANA FOTSINY IREO😊

MISY MPIASA KEBANY VAO NIDITRA ZAY ZANY ATO DE BE RESAKA BE ERY KIALA.NY ZANANY HONO 4 DE SAMY HAFA DAHOLO NY RAINY😁.DE ...
09/12/2026

MISY MPIASA KEBANY VAO NIDITRA ZAY ZANY ATO DE BE RESAKA BE ERY KIALA.

NY ZANANY HONO 4 DE SAMY HAFA DAHOLO NY RAINY😁.

DE FIÈRE ERỲ KIALA.

DE NY NAHAGAGA AHY TALOHAN'NY NIRESAHANY AN'IREO DE ZAO NO QUESTION-NY TAMIKO=> BONJOUR, ÇA VA? , OUI HOY AHO .EST CE QUE TU EST MARIÉ??😲

DE NITOHY NY RESAKA.TONGA DE MITANTARATARA VIE PERSONNEL BE ERỲ KIALA NEFA TENA TSY DE FANAON'NY VAZAHA IO TOETRA IO.

METY HOE INONA RE NO ANTONY EH!

KIALA ALO RODANA KELY TSA BON APPETIT MIHINTSY EH😁🤣

MITADY HANIMBA NY MAHAVIRJINY AHY EO FOTSINY🤣🤣🤪

DE ZAY FA @ MANARAKA NDRAY NY TANTARA HAFA🤪

LIEN AHAFAHANAO MANAO RECHERCHE TOLOTR'ASA CANADA.AVERIKO ETO KOA ITY FA MARO NO MANONTANY HOE AIZA NY AHAFAHANA MI-POST...
09/11/2026

LIEN AHAFAHANAO MANAO RECHERCHE TOLOTR'ASA CANADA.

AVERIKO ETO KOA ITY FA MARO NO MANONTANY HOE AIZA NY AHAFAHANA MI-POSTULER

MIDIRA DE KETREHO RAHA MZT SAO MISY METY AMINAO AO

LIEN 1- https://www.talentech.ca/?fbclid=IwdGRjcAUQnC50ZGNwBNk8OWNsY2sE2TwqZXh0bgNhZW0CMTEAc3J0YwZhcHBfaWQMMzUwNjg1NTMxNzI4AAEeasRsOCuC-JVRmYTyAN1AUQtbv122nUN4HubUm12JkBv_tfWCDBV7vSqxh0Q_aem_O2NpWET4MJ38qPAxmxAAjA

Lien 2 : Candidats étrangers de l’extérieur du Canada - Guichet-Emplois https://share.google/XAZblwQCgyCWMBNHh

Aza laozana mandefa mp fa midira amle lien de ketreho.

Raha hanome bisous na jtm moa de bisous be koa de jtm ko ki neny ah😘😁

Zay aloha fa ago vô mitanin'andro.

J'aime na coeur na reaction kely fotsiny defa manampy ahy hanana motivation hizara foana😊🤪

AVERIKO ETO ITY FA TSY HITAN'NY SASANY, SAO MAHASOA/ TSY HAIKO RAHA MBOLA DISPO DAHOLO IREO  OFFRES IREO NA EFA EXPIRÉ F...
09/11/2026

AVERIKO ETO ITY FA TSY HITAN'NY SASANY, SAO MAHASOA/ TSY HAIKO RAHA MBOLA DISPO DAHOLO IREO OFFRES IREO NA EFA EXPIRÉ FA VERIFIEO TSARA ALOHA VAO MIDITRA

TOLOTR'ASA ANY MAURICE

🔥 15 JOBS DISPONIBLES MAURICE 🇲🇺

(HOSPITALITY – ADMIN / ACCOUNTING – IT / TECH – SALES / BUSINESS – OPERATIONS)

Voici une sélection d'opportunités actuellement ouvertes :

1️⃣ HOSPITALITY (HÔTELLERIE / RESTAURATION)

🔵 Cuisinier – Sunset Boulevard, Grand Baie
https://motravay.mu/jobs/SAU/01-cuisinier

🔵 Waiter – Le Goulet Road, Balaclava
https://motravay.mu/jobs/OCE/01-waiter

2️⃣ ADMIN / ACCOUNTING

🔵 Accounts Officer – Forest Side
https://motravay.mu/jobs/MOT/11-accounts-officer

🔵 Finance Assistant – Mer Rouge, Port Louis
https://motravay.mu/jobs/MOT/02-finance-assistant

🔵 Office Coordinator – Port Louis
https://motravay.mu/jobs/MOT/09-office-coordinator

🔵 Marketing Admin Coordinator – Port Louis
https://motravay.mu/jobs/MOT/08-marketing-admin-coordinator

3️⃣ IT / TECH

🔵 Product Owner – Bambous
https://motravay.mu/jobs/MOT/07-product-owner

🔵 Product Designer – Bambous
https://motravay.mu/jobs/MOT/06-product-designer

4️⃣ SALES / BUSINESS

🔵 ICT Sales Consultant – Port Louis
https://motravay.mu/jobs/MOT/12-ict-sales-consultant

🔵 Sales Supervisor – Bagatelle
https://motravay.mu/jobs/MOT/10-sales-supervisor

🔵 Shop Assistant – Tribeca Mall
https://motravay.mu/jobs/GRE/02-shop-assistant

5️⃣ OPERATIONS

🔵 Chargés de Maintenances BTB – Forbach
https://motravay.mu/jobs/DEL/03-charges-de-maintenances-btb

🔵 Office Cleaner – Industrial Zone, Coromandel
https://motravay.mu/jobs/GRE/01-office-cleaner

🔵 Flight Supervisor – Plaine Magnien
https://motravay.mu/jobs/NEW/03-flight-supervisor

🔵 Transport Assistant – Plaine Magnien
https://motravay.mu/jobs/NEW/02-transport-assistant

TSY MANDEFA MP FA TSA MISY FATAKO REO FA TONGA DE MI-POSTULEVA

IZAY TENA VOAFEHINAO IHANY I-POSTULEVANA MBA TSY HO LANY FOTOANA FOTSINY.

VAKIO TSARA NY DETAILS DANS LES LIENS AVANT DE POSTULER.

Sources : Christian Himitsiny(81K Followers, ny akoatran'io de Fake)

Mérci Christian d'aider nos compatriotes.

Job listing on Motravay — the #1 job board in Mauritius.

NO COMMENT!!
09/10/2026

NO COMMENT!!

09/10/2026

Someone like you-Adele(Cover😊)

Mba nandramako fotsiny😊.A ma façon.

Malahelo an'izay olona izay aho io😊.

SOMARO MAFIMAFY VE NY FAMPIDIRANA MPIANATRA?ZAZA 2 NA 3 NA 4 NA 5 MIARA-MIDITRA MIANATRA DAHOLO VE??VITANAO IO FA BON CO...
09/09/2026

SOMARO MAFIMAFY VE NY FAMPIDIRANA MPIANATRA?ZAZA 2 NA 3 NA 4 NA 5 MIARA-MIDITRA MIANATRA DAHOLO VE??

VITANAO IO FA BON COURAGE EH!😊

MORAMORA TOA ILAY NANAMBOARANA AZY IHANY IO FA MAHAIZA MANDRINDRA SY MANDAMINA TSARA FOTSINY.

TADIDIO FOTSINY ILAY FAHASAMBARANA BE TEO AM-PANAMBOARANA AZY INY DE ARAHO TSIKY KELY ANGE EH!

IZAY MIHINTSY😊😊!

TENENO NY TENANAO SY NY EO AKAIKINAO HOE TSIMAINTSY VITAKO IO EH😘

HO AN'IREO MBOLA TSY MANANA HAMPIDIRINA, ZAVATRA HAFA ALOHA AMPIDIRINA FA MBOLA TSY ZAKAN'NY TSENANAO IO RAHALAHY SY RANABAVY MALALA AH😁

Zarao fa tena misy olona mila an'ity 'zao any ho any an😊

HAFA KELY / BUS AO AN-TANÀNATandremo lesy 'zany😁😁
09/08/2026

HAFA KELY / BUS AO AN-TANÀNA

Tandremo lesy 'zany😁😁

Adresse

Saint-Césaire, QC

Téléphone

+14506129452

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Sedih Rakoto publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L'entreprise

Envoyer un message à Sedih Rakoto:

Raccourcis

Partager