Sedih Rakoto

Sedih Rakoto Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sedih Rakoto, Saint-Césaire, QC.

[email protected]

Businessman & Créateur d’opportunités

Sources de motivation / Dans le monde de musique et son/Je fais rire / Je partage librement tout ce que je veux / Ouvert d'esprit / Accompagnateur du bonheur /JOIE DE VIVRE

MIARAHABA NY RENY REHETRAHO SALAMA LALANDAVA ANIE IANAREO ARY HO TAHIANA HATRANY AMIN'IZAY ATAO REHETRA.MISAOTRA TAMIN'I...
05/31/2026

MIARAHABA NY RENY REHETRA

HO SALAMA LALANDAVA ANIE IANAREO ARY HO TAHIANA HATRANY AMIN'IZAY ATAO REHETRA.

MISAOTRA TAMIN'IZAY NATAONAREO SY IZAY MBOLA HATAONAREO HO AN'NY ANKOHONANA.

ARY MANKAHERY, MANOME COURAGE ANAREO HATRANY HAHAVITA NY ADIDY @ MAHA RENY IZAY IANTSOROHANAREO.

MAFIMAFY NY ANDRAIKITRA SY NY ADIDY INDRAINDRAY , TSAMPANAY IZANY FA DE MAHEREZA HATRANY SATRIA MENDRIKA ANAREO ILAY HOE RENY MAHAKOLOKOLO NY ANKOHONANY.

RAHA MBOLA VELONA NY RENINAO DIA TSAROVY FOANA IZY ARY IZARAO FITIAVANA HATRANY FA MAHAFALY AZY IZANY SADY MAHA ELA VELONA AZY.

METY MISY TSY MIFANKAHAZO @ RENINY, MAHAIZA MAMELA HELOKA KOA SATRIA TSY HITONDRA FAHASAMBARANA MIHINTSY NY TSY FIFANKAZAHOANA...

TOLOTR'ASA CANADA/ MI-TENTER CHANCEDÉBROUSSAILLEUR/DÉBROUSSAILLEUSE-EXPLOITATION FORESTIÈRE ET FORESTERIESalaire : 35,00...
05/30/2026

TOLOTR'ASA CANADA/ MI-TENTER CHANCE

DÉBROUSSAILLEUR/DÉBROUSSAILLEUSE-EXPLOITATION FORESTIÈRE ET FORESTERIE

Salaire : 35,00 de l’heure / 30 à 40 heures par semaine

Conditions d’emploi
Permanent
Temps plein
Jour
Commence dès que possible

Langues : Anglais ou français

Éducation : Aucun certificat, diplôme ou grade

Expérience : Formation offerte

Le travail doit être effectué en personne. Il n’y aucune possibilité de travail à distance.

Environnement de milieu de travail : Extérieur

Manorata amn [email protected] hahafahana mizara aminao ny details pour postuler.

Date limite : 17 Juin 2026

Bonne chance!

TOLOTR'ASA CANADA/MI-TENTER CHANCE/MITENY FRANÇAISOUVRIER/OUVRIÈRE AGRICOLESalaire : 18,50 de l’heure / 35 heures par se...
05/30/2026

TOLOTR'ASA CANADA/MI-TENTER CHANCE/MITENY FRANÇAIS

OUVRIER/OUVRIÈRE AGRICOLE

Salaire : 18,50 de l’heure / 35 heures par semaine
Conditions d’emploi : Permanent/Temps plein
Tôt le matin, Matin, Jour, Soir, Fin de semaine, Horaire flexible, Heures supplémentaires disponibles
Commence dès que possible

Éducation : Aucun certificat, diplôme ou grade
Expérience : 2 ans à moins de 3 ans

Ce qui doit accompagner votre candidature :
Réponses aux questions de présélection suivantes :
Avez-vous de l'expérience de travail dans ce domaine?
Avez-vous les compétences linguistiques requises, comme précisé dans l’offre d’emploi (français ou anglais)?

Ce qui pourrait être requis plus t**d au cours du processus de recrutement :
Des références attestant de l'expérience
Une lettre de recommandation

Olona 3 no ilaina.

Date limite : 12 Juin 2026

Andinindininy : [email protected]

Raha anananao ny traikefa dia manorata amin'io adresse courriel io de alefaso ny CV ho jerena raha mety.Halefa aminao avy eo ny details hahafahanao mi-postuler.

Bonne chance!

NY VEHIVAVY VAZAHA sy GASY T@ TAONA 70Misy mampitovy be andr zareo😊Mety efa nisy salle de Gym àry ve tamin'izany😊Tsy rat...
05/26/2026

NY VEHIVAVY VAZAHA sy GASY T@ TAONA 70

Misy mampitovy be andr zareo😊

Mety efa nisy salle de Gym àry ve tamin'izany😊

Tsy ratsy ihany kay ny lamaody taloha an.kouny eh😁

Hendry kely erỳ netsika ry bebe an'ny bebean'ny bebe tamin'izany😊

Fa tsy misangy amlah koa ny vakitapina tamin'izany ah😁

ATAOVY SERIEUX KOSA EH!🤣Sambôsa inona no anaran'izao sa izao ilay  hoe Sambôsa poissons ry zareo??
05/25/2026

ATAOVY SERIEUX KOSA EH!🤣

Sambôsa inona no anaran'izao sa izao ilay hoe Sambôsa poissons ry zareo??

05/25/2026

MBOLA TSY MANDRY FAHALEMANA MADAGASIKARA HATRAMIN'IZAO.

INONA NO TENA ANTONY?

ANISANY FOTOTRY NY OLANA NY TSY FANANAN'ASA SATRIA RAHA SAMY MANANA ANTOM-PIVELOMANA MAHAVELONA NY REHETRA DIA POSSIBLE HIHENA NA HO FOANA NY TSY FANDRIAM-PAHALEMANA.

RY FANJAKANA, MPANDRAHARAHA SNS : ANTOKY NY FANDROSOAN'NY FIRENENA SY NY ISAN-TOKANTRANO NY FANANGANANA ORINASA AHAFAHAN'NY MALAGASY REHETRA MIASA.

NY FAHASAMIHAFANA MIHOAPAPANA @ LAFIN'NY FARIMPIAINANA DIA MITERAKA FIALONANA SY FANKAHALÀNA ENY ANIVON'NY FIARAHA-MONINA ENY, KA POSSIBLE MITARIKA TSY FANDRIAM-PAHALEMANA.

RAHA MBA MILAMINA NY TANY , MIHATSARATSARA NY AMBILÀNY😉

Mirary herinandro sambatra indray oh!

Bon courage daholo de tadidio foana fa ianao irery ihany no tompon'andraikitra mampahomby na tsia ny fiainanao fa aza ankinina amin'ny havana na namana na olon-kafa izany😊.

05/23/2026

FA FETIN'NY INONA ANY D**O AMZAO FA VERY TAGANY AHO! ANGAHA NAROSO NY 26 JUIN? ATY KOA MO TSA DE ZATRA AN'ITY FETIFETY NAREO TY DE FANINA AHO😁

REHEFA HOATRAN'IZAO KAY DE FILM INONA ILAY AO ANATIN'ILAY VIDÉO HALEFANY FA FANINA TAGANY AHO?NY AHY MANTSY IRENY VIDÉO ...
05/22/2026

REHEFA HOATRAN'IZAO KAY DE FILM INONA ILAY AO ANATIN'ILAY VIDÉO HALEFANY FA FANINA TAGANY AHO?

NY AHY MANTSY IRENY VIDÉO COMEDIE NA IRENY FILM ACTION LAY TSY DE BE MIZANSEN IRENY NO MBA ANKAFIZIKO.

ZA KOA MANKAFIA DESSIN ANIMÉ TOA ANDR DAFFY DUCK SY NY TARINY IRENY.

MBA MILA FANAZAVANA HO AN'IZAY EFA NAHAZO VIDÉO HOE MBA MILAY VE ILAY FILM

Source photo : fb

05/21/2026

I MADAGASIKARA TOMPOKO DIA FIRENENA LAIKA.NOHO IZANY DIA TSY HOE NY FIVAVAHANAREO AKORY NO MARINA DIA NY AN'I HAFA DISO.

AOKA MBA SAMY HANAJA IZAY INOANY ARY TSY HANAVETAVETA IZAY INOAN'NY TSY MITOVY FINOANA AMINAO

05/20/2026

Mahagaga fa dia tsy mety lefy laza itony hira kaiamba itony.

Kopa-tànana ho an'ireo mpankafia kaiamba toa ahy.Milay tsika sady tsy miala mihintsy any anaty vazovazo any🤪

Ny ahy moa dia ny hira sy mozika foana no mba fialam-boliko rehefa mba manam-potoana malalaka iny.

Ny problème zany misy foana mandrakizay fa ilaina foana ny mba mialavoly indraindray😊

Ho an'ireo manoratra amin'ny mp : za tompoko tsy mamaly mp loatra rats kindraindray ihany fa ny fotoana tena volamena aty😊.

Raha misy zavatra important tianareo ho resahina amiko dia amin'io adresse courriel ambanin'ny pdp -ako io foana manoratra azafady.Kouny an😊.Misy mamaly foana ao.

Sa manakory😁

Address

Saint-Césaire, QC

Telephone

+14506129452

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sedih Rakoto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sedih Rakoto:

Share