Factivistes

Factivistes Vaovao voamarina ihany zaraina amin'ny namana ❎✅
Araho ny pejy hianaranao teknika tsotra, azo ampiasa

22/02/2026

Mihatra aman'aina ny tsaho ☠️
La désinformation tue ☠️

Arahabaina ireo ekipan'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny Dépêche Informative Taratra izay vao nahavita ...
17/02/2026

Arahabaina ireo ekipan'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny Dépêche Informative Taratra izay vao nahavita ny fiofanana manokana momba ny fanaraham-baovao (Veille) sy ny fanamarinam-baovao niaraka tamin'ny ekipan'ny Factivistes 👏👏

Niaraka tamin'ny  Island sy ny Yas Madagascar ary ny  Madagascar izahay androany no nanamarihana ny Safer Internet Day.T...
10/02/2026

Niaraka tamin'ny Island sy ny Yas Madagascar ary ny Madagascar izahay androany no nanamarihana ny Safer Internet Day.
Toy ny mahazatra dia nianatra nihaza tsaho no natao, nianatra nanavaka ireny vidéos noforonina tamin'ny IA (Deepfake) ireny.

Tsy voatery ary fitaovana be fa saina mailo aloha no fitaovana voalohany, ianarantsika miaraka eny ny ambiny 😊

Androany isika hianatra hijery ny antsoina hoe "Historique des modifications"Rehefa misy tsikaritrao hoe toa tsy mifandr...
03/11/2025

Androany isika hianatra hijery ny antsoina hoe "Historique des modifications"
Rehefa misy tsikaritrao hoe toa tsy mifandray ny vontoatin'ny publication iray, nefa zavatra hafa no be mpiresaka ao amin'ny commentaires. Mety novaina antrnantenany izany ilay publication.

Ahafahana manamarina azy, tsindrio ilay ":" eo ambony ankavanana amin'ny publication, ary tsindrio ny hoe "Historique des modifications"
Hiseho ao ny publication tamin'ny voalohany, sy ireo fanovana rehetra efa natao taminy.

Ohatra, andramo amin'ity hoe: https://facebook.com/share/p/1Ecg4YXtkd/

Ahoana no hevitrao? Any Chine,  dia mila manana ny diplaoma sahaza ianao vao afaka manao influenceurs amin'ny lohahevitr...
27/10/2025

Ahoana no hevitrao? Any Chine, dia mila manana ny diplaoma sahaza ianao vao afaka manao influenceurs amin'ny lohahevitra sasany tahaka ny fahasalamana, na ny finances, sns...

Navoaka omaly ny paikady manerantany vaovao ho an'ny UNESCO MIL Alliance. Manaraka akaiky izany izahay eto amin'ny Facti...
23/10/2025

Navoaka omaly ny paikady manerantany vaovao ho an'ny UNESCO MIL Alliance. Manaraka akaiky izany izahay eto amin'ny Factivistes amin'ny maha-mpikambana ao amin'ny MIL Alliance, ivondronan'ireo mpisehatra mahakasika ny fanabeazana hahay hamaky ny haino vaky jery manerantany.

Nanokanana tontolo andro manokana mialoha ny Herinandro manerantany ho an'ny fahaizana mamaky ny haino vaky jery ny fanehoana ampahibemaso sy ny fankatoavana ity paikady vaovao ity, tao Cartagena (Colombie 🇨🇴). Io paikady io no hamaritra ny tondrozotra ankapobeny ho arahin'ny MIL Alliance hatramin'ny taona 2030.

Sopapa: Fampatsiahivana: ny videos live facebook dia lasa mifafa ho azy aorian'ny 30 andro nanomboka tamin'ny volana jon...
09/10/2025

Sopapa: Fampatsiahivana: ny videos live facebook dia lasa mifafa ho azy aorian'ny 30 andro nanomboka tamin'ny volana jona 2025.

Raha misy video ilaina tehirizina dia tsara téléchargena ary averina publier-na

06/10/2025

Efa miha-sarotra hatrany izao ny manavaka ny sary sy vidéos tena izy sy ireo namboarina tamin'ny IA. Mety misy koa ny hoe vaovao tena nisy fa haingoana amin'ny sary na vidéo noforonina.
Diniho faran'izay akaiky anie ity vidéo fohy niparitaka omaly ity e. 🧐 Inona no hitanareo ?

Factivistes rejoint l’UNESCO MIL Alliance 💪✨ Une nouvelle étape pour renforcer notre engagement en faveur de l’éducation...
05/10/2025

Factivistes rejoint l’UNESCO MIL Alliance 💪✨

Une nouvelle étape pour renforcer notre engagement en faveur de l’éducation aux médias, de la lutte contre la désinformation et de la promotion d’une citoyenneté éclairée.

Ito indray no étude de cas antsika anio, vetivety dia nisy nandiso satria efa mihamaro ianareo any no manomboka manana t...
01/10/2025

Ito indray no étude de cas antsika anio, vetivety dia nisy nandiso satria efa mihamaro ianareo any no manomboka manana toe-tsaina Factivistes an 😊

Ndao mba ampiana ity namatsika ity . 😎 Ataovy ao amin'ny commentaire ireo azo atao rehetra 🤗
30/09/2025

Ndao mba ampiana ity namatsika ity . 😎
Ataovy ao amin'ny commentaire ireo azo atao rehetra 🤗

30/09/2025

Ahona tsara hoe ry Benja ah ? ....
[ RESAKA MATOTRA ]
Ny antsika vaovao voamarina ihany no zaraina. Aza maimaika, aza misendoatra, fantaro aloha hoe iza ilay namoaka, oviana (ora exact) no nivoaka. 👋🏾

Dirección

Cartagena
00

Notificaciones

Sé el primero en enterarse y déjanos enviarle un correo electrónico cuando Factivistes publique noticias y promociones. Su dirección de correo electrónico no se utilizará para ningún otro fin, y puede darse de baja en cualquier momento.

Contacto La Empresa

Enviar un mensaje a Factivistes:

Compartir