AUGGY AUGGY

AUGGY AUGGY '' TU PEUX LAISSER TON SOURIRE CHANGER LES GENS, MAIS NE LAISSE PAS LES GENS CHANGER TON SOURIRE ''

29/05/2024

Naivo & Lala 😋

Tsy blagues ity fa tena izy
Tsy nihemotra i Naivo fa napetany ny prizy
Nivady izahay fa mba nisy fotoana kely
Tsy hoe nifankatia dia faly fotsiny ny hizesta

Misaotra ireo havana sy ireo akama invité
Misy ireo tsy dia hita fa nitady sachets
Mpikarakara koa isaorana be
Tsy ambakan’izany ianareo abonnés

Misaotra ❤️🙏
Ireo équipe nanampy
✅Toerana :

✅Sakafo:

✅Fanasana:

✅Nanafana ny fety: &_Co_Jim_Andria

✅Nanaingo ny mpanambady :

✅Sary:

✅Nanaingo ny toerana :

Momamoma kely aho omaly dia mba nandramako noroahana ilay patron-ako dia tsy nety fa izaho indray no nahazo démission.🧐
18/04/2024

Momamoma kely aho omaly dia mba nandramako noroahana ilay patron-ako dia tsy nety fa izaho indray no nahazo démission.🧐

Raha ampisafidianana ianao hoe hifidy an’i Rajoelina sa hinana sosety + voatavo iray volana.Dia inona ny fomba hikarakar...
18/11/2023

Raha ampisafidianana ianao hoe hifidy an’i Rajoelina sa hinana sosety + voatavo iray volana.

Dia inona ny fomba hikarakaranao azy? 😂
Ps: Lasary sosety

Ny vehivavy dia mahagaga fa zavatra hafa foana no hitany , eto dia lazainy fa lasa bota kely hono aho 🤌🙄 tena lasa bota ...
27/07/2023

Ny vehivavy dia mahagaga fa zavatra hafa foana no hitany , eto dia lazainy fa lasa bota kely hono aho 🤌🙄 tena lasa bota marina ve ?mentionneo anie ilay vehivavy eh🙄 tsy maintsy izay no lazainy eo

😂Tena hoe ela izay ry Akama isany a😂 Lazao izay vaovao tsara ho fantatro?🤪Efa nanao mondial ihany ve Barealde madrid? 😂E...
14/06/2023

😂Tena hoe ela izay ry Akama isany a😂 Lazao izay vaovao tsara ho fantatro?🤪

Efa nanao mondial ihany ve Barealde madrid? 😂Efa nikiapa ve ianao anio? 😏Efa niova ve ny président ao ? 😇ary iza naharesy league des Champions ? 🤣Firy ny zanaky M? 😃Efa nanambady ve F? 😝Mbola mamolava foana ve T? 😆Mbola célibataire foana N? 🥹 mbola mampirafy foana ve R? 😂 Mbola mijapy Paposy ve H? 🤨 mbola milalao savony foana ve R , S ,A sy P? 🧐😂😂😂🙄efa nampindram-bola an’i Comore ihany ve ?

Mbola tia ahy foana ve ?🥰

MISS & FOOTBALLEUR 🇲🇬i Thomas Fontaine no Barea nandefa azy tany voalohany rehefa nangataka isika malagasy ka nanao hoe ...
31/03/2023

MISS & FOOTBALLEUR 🇲🇬
i Thomas Fontaine no Barea nandefa azy tany voalohany rehefa nangataka isika malagasy ka nanao hoe ALEFA BAREA, namokatra tsara ny lalao teo ambony kianja ary norovitin'i Fontaine hatramin'ny harato. Mitarika 1 sy 0 isika amin'izao ary tsapa fa nihidina ny vidim-bary. Tsy fanaony moa io mamonomono baolina io fa ity farany ity tao avy dia nisitrika au fond du filet🇲🇬✊

ALEFASO ANY DAHOLO BAREA 🐮

19/03/2023
05/03/2023

🔥YOUNG STAR UNITY
📆 Dim. 12 Mars 📍 Palais des sports 🕑14h30
EXCEPTIONNEL 🥳 Quoi de plus grandiose que Wada & Yoongs - Jiolambups , Mr Sayda , Lion Hill , Madmax sur la même scène.
🎟 Achetez vos tickets dès maintenant :
👉 En ligne : https://www.ticketplace.io/event/32kg7hsr4enqd9utzjb8
👉 Auprès des boutiques Mass’In : La city Ivandry - Akoor Digue - Smart Tanjombato - Isoraka - Enceinte Jumbo Score Ankorondrano
👉Pour tout achat de 2 billets et plus ; faites vous livrer 🤙 passez en Mp sur la page Smatchin et Jour-J Event
🔹 FANZONE : 20.000 Ar
🔹 FIRST : 15.000 Ar
🔹 GOLD : 30.000 Ar
🔹 SILVER 25.000 Ar

Adresse

Kammertstraße 23
Koblenz
56332NIEDERFELL

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von AUGGY AUGGY erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Service Kontaktieren

Nachricht an AUGGY AUGGY senden:

Teilen

Kategorie