Roydi Gasy Ofisialy

Roydi Gasy Ofisialy MALAGASY

Mr le ...❤️
23/08/2026

Mr le ...❤️

Kôkôriko mifohaza fa maraina ny andro oh!❤️
22/08/2026

Kôkôriko mifohaza fa maraina ny andro oh!
❤️

Kobonla ihany koa ny: Milalao baolina , vita ny lalao miara-mipetraka , misotro Bier ary miresaka momba ilay lalao 🍻.Tsy...
21/08/2026

Kobonla ihany koa ny: Milalao baolina , vita ny lalao miara-mipetraka , misotro Bier ary miresaka momba ilay lalao 🍻.
Tsy baolina ihany fa koa ny fiarahana sy ny after game.

Kobonla ve fa aty ne ka misy Gana mandende tsisy tompony eny amoron-drano eny, tsy azo ajedaka fa mijery ny azonla atao ...
20/08/2026

Kobonla ve fa aty ne ka misy Gana mandende tsisy tompony eny amoron-drano eny, tsy azo ajedaka fa mijery ny azonla atao sode mieritreritra hoe hena mandende iny de ho…

Sabotsy teo nihinana 35°C ny hafanana , ny androany mihinana 17 °C miaraka aminy erika indray.
19/08/2026

Sabotsy teo nihinana 35°C ny hafanana , ny androany mihinana 17 °C miaraka aminy erika indray.

-Vaza: fa avy aiza enao?-Za: za avy any Madagaskar.-Vaza: Ayyy vee! Anisany firenena tena tiako handehanana i Madagaskar...
18/08/2026

-Vaza: fa avy aiza enao?
-Za: za avy any Madagaskar.
-Vaza: Ayyy vee! Anisany firenena tena tiako handehanana i Madagaskar.
-Za: Zany ve? Ay fantatrao i Madagaskar?
-Vaza: Eny, hitako anatina Dessin Animé.
-Za: anatina Dessin Animé aona ??
-Vaza: I like to move it,move it!
-Za: 🤣😂🤣

(Tsy noforonina ,fa tena nisy)

Mba inona ny ho ataonao ra alatsaka tampoka aminio toerana io zao de zao ianao?
17/08/2026

Mba inona ny ho ataonao ra alatsaka tampoka aminio toerana io zao de zao ianao?

15/08/2026

Tantara "tsy"noforonina. Anisany mahatamana eto Bayern. Tsiaro foana rehefa elaela tsy nisotro azy, ka tsy maintsy faranana hotrzao.

Hitanla aty ihany koa ny tsy fisian‘olona eny anarabe fa ela irery ihany. Tsy Liposy ireo fa jereo tsara😉
14/08/2026

Hitanla aty ihany koa ny tsy fisian‘olona eny anarabe fa ela irery ihany. Tsy Liposy ireo fa jereo tsara😉

De mbola hitanla aty ny masoandro Tara fodiana amin‘ny 21h alina☀️
13/08/2026

De mbola hitanla aty ny masoandro Tara fodiana amin‘ny 21h alina☀️

Adresse

Bayern
Munich

Telefon

+261340791650

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von Roydi Gasy Ofisialy erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Service Kontaktieren

Nachricht an Roydi Gasy Ofisialy senden:

Verknüpfungen

Teilen

Kategorie