VM ZOOM Info

VM ZOOM Info Pages d'informations et de divertissement locales dans le district de Vohémar et la région SAVA,Madagascar.

19/11/2025

MITOVANGAVA FA EFA MANDEHA NY CONNEXION STARLINK ILLIMITÉ ATO AMINY 209.com fans

209.com
19/11/2025

209.com

🎯 SAMBAVA : FANAFIHANA MITAM-PIADIANA TAMINA "CASH POINT", VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA ILAY LEHILAHY IRAY TOMPONANTOK...
11/11/2025

🎯 SAMBAVA : FANAFIHANA MITAM-PIADIANA TAMINA "CASH POINT", VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA ILAY LEHILAHY IRAY TOMPONANTOKA

🚔 Ady amin'ny asan-jiolahy.

👮‍♂️ Voasambotry ny Polisin’ny FIP ao amin’ny faritra SAVA ilay lehilahy iray nikasa hanao fanafihana mitam-piadiana tamina "Cash Point" tany Sambava ny marainan'ny 08 Novambra 2025 lasa iny.

📞 Naharay antso maika avy amin'ny mponina manodidina ny Polisimpirenena ka tonga nisambotra azy.

💰 Mody nanao fametraham-bola tamin’ny finday ilay mpanafika mba hanamarinana raha efa misy vola ao amin’ilay kioska. Rehefa izay dia nambanany tamin’ny basy ilay tompona kioska saingy tafatsoaka ka tsy nahazo na inona na inona ity jiolahy ity.

🟢 Tadidin’ilay tompona kioska anefa ny endriny ka rehefa nokarohina dia tratra tany an-tranony. Nandritra ny fisamborana sy fisavàna ny tranony no tratran’ny Polisimpirenena ilay basy vita gasy nampisainy nandritra ny fanafihana niampy bala telo calibre 12.

📂 Mitohy ny fanadihadiana ataon’ny Polisimpirenena momba ity raharaha ity.

TSY MAMPINO FA MBOLA MISY AN'IZAO ETO MADAGASIKARA. Nefa i CÉDRIC 16 TAONA TEO AMIN'NY FITONDRANAAndroany 11 Novembre 20...
11/11/2025

TSY MAMPINO FA MBOLA MISY AN'IZAO ETO MADAGASIKARA. Nefa i CÉDRIC 16 TAONA TEO AMIN'NY FITONDRANA
Androany 11 Novembre 2025 Dia natsidika ny parcage Ambolamena ary nanolotro ciment 10 sacs sy fer de 08: 5 barres andeha hanaovana vovondrano ny ben'i Tanana Lefitry ny CR NOSIBE Omary Faed izay ben'i Tanana magnakaiky vahoaka indrindra.
Nitsidika tany bimanevika koa izy tamin'i tapany tolakandro teo ary nandeha nanolotro table banc miisa 25 hoan'i EPP tao bimanevika Fokotany Mafokovo...
Asa fampandrosoana sy fampivoarana ny Tanana no banjinina.hitanao io sary ny mpianatra tamin'i volana Octobre sy amin'izao fotoana izao..Misaotra ny ben'i Tanana Asman Jaofeno nametraka fahatokisana

Wi-Fi 209.com VOHEMAR Salama atsika Jiaby.Voavaha ny problème technique Kay efa mandeha amizay ny Wi-Fi STARLINK ao amin...
10/11/2025

Wi-Fi 209.com VOHEMAR
Salama atsika Jiaby.
Voavaha ny problème technique Kay efa mandeha amizay ny Wi-Fi STARLINK ao aminy 209•COM eto VOHEMAR. ( En face boutique YAS)

Adresse

Athis-Mons

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque VM ZOOM Info publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager