La Verité News - Ofisialy

La Verité News - Ofisialy Pejy natao hifampizarana ireo vaovao sy tranga miseho eto Madagasikara sy any ivelany. Ataotsika anaty fifanajana hatrany ny fifaneraserana.

10/05/2024

Ahoana ary ity fampienzankevitra ity:
Ny an'ny kandida an'ny mpitondra izany izao dia hoe izay tsy miaraka amin'ny fanjakana dia tsy mandroso,aleo foana miara miasa amin'ny mpitondra?
Ny an'ny mpanohitra indray dia hoe tsy mila volomboasary?Satria leo fotsiny

🇲🇬Andriamatoa Filohampirenena,Andriamatoa Praiministra,Moa ve hainareo fa Rtoa Lalatiana anie ka tena mampifona ministre...
30/04/2024

🇲🇬Andriamatoa Filohampirenena,

Andriamatoa Praiministra,

Moa ve hainareo fa Rtoa Lalatiana anie ka tena mampifona ministre namany mihitsy rehefa tsy tanteraka ny sitrapony, fa izy hono no tokony manolotra olona ho staff technique any amin'ireny ministera ireny e.
Alefanay whatsapp any aminareo tompoko ny hoe iza ilay ministera nanaovany an'io. Ny antony moa dia efa inoanay fa fantatrareo. 🇲🇬

❌⚖️Aleo handeha ny raharahampitsarana maha voapanga an'i Lalatiana❌
❌Sambory Lalatiana❌

30/04/2024

🎤🎸Sao mantsy ianao variana any Ankerana any .............Izay tianao no TOAVINA e🎤🎻🪘

❌❌PS : Sambory Lalatiana❌❌
Ry fitsarana,sahia mijoro.

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Tsilavina Anjara Fenosoa, Rakoto Raymond, Jean Luc Dofa
30/04/2024

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Tsilavina Anjara Fenosoa, Rakoto Raymond, Jean Luc Dofa

29/04/2024

💥SAMBORY LALATIANA💥

💢🥶TADIDINAREO VE ILAY HOE TONGA DIA MITSIPAKA EO NO EO SA ELAELA KELY? 🥶😱😨.
💥IO NY NY VALINY. IO NO TANJONA💥

MAZAVA NY TIANA NAHATONGAVANA. MBOLA NOCONFIRMENA TAMINA RESAKA NATAO TAMIN'OLONKAFA. 👹
☠️ALEFASO NY FANADIHADIHANA🥵
💥SAMBORY Lalatiana Rakotondrazafy 💥

29/04/2024

Ho anareo izay comptes faken'i Lalatiana ireo ny ankabeazany milaza hoe misehoa : eny hiseho. Calme fotsiny.

Fa ataovy mandiso izay voalaza eto koa izy e 😌☺️😌☺️.
Tsy mamaly izy satria hainy vao maika manahirana mamatotra azy ny hanohitra zavatra tena marina. 💋

❌Ireo ny sasany amin'ny page sy comptes faken'i "MORORA"❌💥Androany mbola manitrikitrika an'i Olga Ramalason amina zavatr...
29/04/2024

❌Ireo ny sasany amin'ny page sy comptes faken'i "MORORA"❌
💥Androany mbola manitrikitrika an'i Olga Ramalason amina zavatra tsy azo anenjehana azy intsony 💥
Maninona raha mba niafinafina fa vao maika mbola miseho masoandro hoe izaho ity a 😀😀😀. DONTO BE .

👹ALAHELON'I BM NY TSY NAMELANA AZY❌ IROTSAKA TAO ANTSIRABE NEFA EFA NIOMANANY ANTAONANY MARO, NY TSY ANANANY FAHEFANA AMIN'NY TVM SY RNM intsony KOA.
KOA DIA NOLALAOVINY INDRAY NY FITSARANA MBA HANAGADRANA NY KANDIDA MPANOHITRA AMIN'IZAY TEZITRA SY MALAHELO NY MPONINA ARY VOTSOTRA AMIN'NY IRMAR ANTSIRABE.
❌DIA HANDATSA HOE SATRIA TSY IZY NO NAROTSAKA TAO DIA NANDRESY NY MPANOHITRA. ❌
MPAMOSAVY MALEMY

29/04/2024

🔗⚖️ ❌Sambory❌

❌❌NAHOANA NO TSY MIHETSIKA NY FITORIANA AZY❓❓

❌Nijoro ianareo mpitsara ka namoaka an'i Olga Ramalason.❌❌

❌❌Tohizo amin'ny fanokafana fanadihadiana mahakasika ny raharaha "mort au rat sy asidra.💥
Isika rehetra iaraka hitaky ny tsy hisian'ny tsy matimanota. .

29/04/2024
28/04/2024

📢📣 ALLO ALLO 📣📣
Henoy henoy henoy. Antsoy ny manodidina

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Santatra ...
28/04/2024

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Santatra Ras, Rkt P**n Laha'art, Sahoby Gisele Randria, W***y Ramanandraibe, Olivier Rabefanjato, Marie Louise, Arson Dorethe, Manjaka Manjaka, Wi Richard, Tojo Raveloson, Idealy Idealy, Rudie Ckael Luciano Ramanandraibe, Jocelyn Arnaud, Fernand Binahavana, Papah Jeune, Dina Rafidison, Perle Mentissa, Tatamo Rh, Kilonga Pela Hatragny Fianara, Sabine Ras, Marina Fitahiantsoa, Joëlle Rajoelison, Rumena Perez, Tsiresy Malala, Rodin Fanomezantsoa, Taf Rasoul, Lucien Razafindravola, Harilala Rakotondrazaka, Nantenaina Rakotomalala, Finiavana Ratovoharilala, Herizo Andria, Michel Tatianah Razanadrabe, Rija Hari Njaka, Armelle Raivahiny, Elisa Iarinofy Elisa, Amy Leentinah Hobymalala, Ny Andry Nantenaina, Maman Tafita, Thierry Ratiandrainy, Mariah Rand Mitraka, Øø Nirina ØØ, Masson Poser Marbre, Onja Joel, Fanilo Sandratriniaina, Jaime Adria, Martial Hajanirina, Raymond Rakotoarison, Raholi Harivelo

👌👹🤐
28/04/2024

👌👹🤐

Adresse

Choisy-le-Roi

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque La Verité News - Ofisialy publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager