Smiley Gaming Madagascar

Smiley Gaming Madagascar Esport player / Dj Nice France ( Platinum numark)

06/06/2026

🔶 Tuto " Comment Drop correctement"

Mbola taraiky foana ve ianao rehefa mdrop?

Araho hatr@farany ary ity fa natokana ho anao 🔫🇲🇬

02/06/2026

🔶 "Top 5 Conseils TDM"

Mbola resy foana ve ianao anaty TDM na efa mikotrana be aza? 😢

Aza matahoatra ity indray ny torolalana kely mety anampy anao andresy 🇲🇬🇲🇬🔫

Ismaël Camboura 🤣

30/05/2026

10 victoires successives 600uc

30/05/2026

🔶Tuto "Fangalana tête"

Raha mbola sahirana enao maka tête rehefa milalao de ity ny solution 🔫🇲🇬

Tsy niresaka momban sensi a fa efa misy tuto sensi mandehandeha any ataoko anaty coms ao ny lien 😎

30/05/2026

Tuto fomba fangalana
Tête ivoaka 9H Mada

Stay tuned 🔫🇲🇬

23/05/2026

🔶 Tuto "Wipe Squad" bientôt? 😎

Ndao aloha tsika ianatra ny base vo miditra fa juste manadio stockage 🇲🇬

21/05/2026

🔸Tuto " Perso dynamique"

Sahirana be ve enao manetsika anle caméra tsotra na rehefa mitifitra?

Ity misy sensi raha mampiasa Gyro ianao apetrako dans les commentaire

Nareo ve efa nanao TDM  alina? 🔫🇲🇬 vaovao hono io milatsaka sur pubg
19/05/2026

Nareo ve efa nanao TDM alina? 🔫🇲🇬
vaovao hono io milatsaka sur pubg

17/05/2026

🔶 Tuto " Recul + Gyro" Base

Ity aty ilay tuto ahafahanao manatsara ny recul anao 🔫🔫

X4 ny exemple nalaiko teto fa mitovy avokoa ny mécanisme hoan scope rehetra

Maztoa mikotrana zala de bon dimanche

Aza adino msabonne

14/05/2026

🔶Tuto kely "Fanatsarana sensi no scope"

Raha te ho dynamique kokoa enao anaty 1v1 resaka reticule sy Jiggle de ataovy ity exo ity fa anampy anao itady sensi 🇲🇬🤝

manaraka ny fanamboarana sensi avec scope point rouge, x2,x3 etc...

Adresse

Paris

Téléphone

+33656761062

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Smiley Gaming Madagascar publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager