
21/08/2025
🚀 TE HANAPARITAKA NY ASANAO? TE HANANA ENDRIKA MATIHANINA? 🚀
Sarotra aminao ve ny mahazo mpanjifa vaovao? Toa vitsy ny olona mahita ny publication-nao? Aza manahy intsony! RAISO UP no vahaolana haingana sy mandaitra ho anao!
Izahay dia manolotra tolotra roa lehibe hampiroboroboana ny asanao :
1️⃣ BOOSTI PUBLICATION & PAGE FACEBOOK (Manomboka amin'ny 6.000 Ar/andro)
Aleo ho hitan'ny olona an'arivony ny tolotrao! Kendrentsika tsara (ciblage) ireo olona mety ho lasa mpanjifanao.
✅ Mampitombo ny "j'aime" sy ny "followers".
✅ Mahatratra mpanjifa vaovao maro.
✅ Mampalaza haingana ny hetsika (event) na ny vokatra vaovao.
2️⃣ FAMORONANA LOGO MATIHANINA (Conception de Logo Pro)
Ny logo no endriky ny orinasanao! Aza atao kitoatoa.
✅ Mamorona logo miavaka sy manavanana ny asanao.
✅ Manome endrika matotra sy azo itokisana.
✅ Mora tadidin'ny mpanjifa.
Nahoana no hifidy an'i RAISO UP?
📈 Tolotra mora sy mifanaraka amin'ny teti-bola.
🎯 Torohevitra sy fanaraha-maso akaiky.
💼 Vokatra haingana sy hita maso.
Aza miandry ela fa raiso an-tanana ny fampandrosoana ny asanao!
Mifandraisa aminay dieny izao :
📩 Alefaso hafatra miafina (MP)
RAISO UP - Mampiakatra anao ho amin'ny fahombiazana!