Dj Natty

Dj Natty Hip Hop specialist DJ and Turntablist since 1997.

I was honored to receive an award recognizing my journey and contribution to the growth of Malagasy Hip Hop culture over...
25/06/2025

I was honored to receive an award recognizing my journey and contribution to the growth of Malagasy Hip Hop culture over the years as a Hip Hop Specialist Dj.
Thanks to Hip Hop Works Madagascar ✌️



19/03/2025

Vazo mandamina tsara ity ary anisan'ny vazon'i Rapadango tena m'lay.
Ny fandraisan'i Slam Jah anjara ao anatiny koa dia tena tiako miampy an'ilay refrain ataon'i Tax 🎤👌👍🏻.
T@ taona firy ity izay mahatadidy?
"31° marimpana - Rapadango"

12/03/2025

Mandamina tsara ny vibe entin'ity vazo ity. Le instru koa am ilay itiavako azy tsara. Cushy dia MC ao @ Marondah sy MBK Sound. Betsaka koa ny prod efa nataony sady mlay daholo. Alaivo tsirony 🎵🎵🎤🎧🎹

"Otrany t@ taloha - Cushy, Psykôpasy"

11/03/2025

Nalaza b ny fampiasana Music 2000, jeu navoakan'i Playstation t@ izany, anaovana instrumental. Maro ireo nahavita titre tsara t@ izany jeu izany. Anisan'izany ity titre nataon'i TongueNat ity.
"Micraoba eo @ micro - Tongue Nat"

09/03/2025

Big Daddy a.k.a Real F**k n' Tamaga dia Mc anisan'ny pionnier an'ny rap any Toamasina ary anisan'ny MC nitazona ny style Boom Bap atramin'izao. Mlay b ity son izay nalaina tao @ album 'Ilany Hafa' izay lery iany no nanao ny prod.

"Drama feat. Best - Big Daddy"

Joyeux Noël à tous 🎄🎄🎊🎉
26/12/2024

Joyeux Noël à tous 🎄🎄🎊🎉

28/10/2024

Maromaro ny version an'ity vazo ity fa ity no version henoko voalohany.
Tsy miala @ mahazatra fa harcore.

"Tsy azoko ialana - X Crew"

13/09/2024

🎶Misy kofa lasa adala, rehefa mRap izy d tsy miala...🎼🎵
Iza no kopy an'ity vazo ity?
Aparitao ny son

"Saha'ny Degga - DEGGA M'TSE"

29/08/2024

Iza no nanao ny instru an'ity vazo ity? Meji sa Xtah ?
Anisan'ny sady beat maker no Mc manan danja eto @ tontolon'ny Rap gasy izy mtsam.
Otrany izao ny zava bita rehefa manao featuring izy 2 lahy.

"Large d'esprit - Meji feat. Xtah"

Misy modèle tsara b ho an'ny sipa koa ao @ Be Coquette. Tsidio ny pejy. ☺️😍
27/08/2024

Misy modèle tsara b ho an'ny sipa koa ao @ Be Coquette. Tsidio ny pejy. ☺️😍

23/08/2024

Mila mahafehy ny teny malagasy tsara raha te hahazo ny texte an'i Takodah & Ngah B.
Ity ny version voalohany an'i 'Babilona' izay nivoaka alohan'ny version tao anaty ny album 'Vary gasy'.
Inona ny vazon'i Takodah & Ngah B kobon lisany izay tsy ao anatin'ilay album?

"Babilona - Takodah & Ngah B"
Setra Bharry

20/08/2024

Nalaina tao am ilay compil 'Vao mangiran dRap' ity vazon'i Slam Jah ity.
Ity koa ny vazo solo an'i Slam tena nankafiziko tamin'izany.
Misy manana an'io compil io v ato? Mba kozio a ra manana.

"Manala azy - Slam Jah"

Adresse

Paris

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Dj Natty publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L'entreprise

Envoyer un message à Dj Natty:

Partager

Type