Mada-iradio

Mada-iradio Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Mada-iradio, Station de radio, Réau.

28/01/2026

Ce mois ci, vous avez été nombreux à nous avoir honoré de votre présence lors du concert de Éric Manana !
Merci pour votre fidélité, et à bientôt !

Tongava maro !Venez nombreux !
26/12/2025

Tongava maro !

Venez nombreux !

12/05/2023

Ces 2 abeilles font la sieste dans une fleur. Il n'est pas rare de voir des abeilles qui s'agrippent les pattes pour dormir, activité qu'elles pratiquent généralement 5 à 6 heures par jour 🐝

Photo : Joe Neely

21/03/2021

Ny fandaharana Pitikevitra izay tontosain'Andriamatoa Emiliarison Tsimaito dia arahinao ny alatsinainy amin'ny 11 ora atoandro,7 sy sasany hariva,10 ora alina;ny talata 1 ora sy sasany maraina,4 ora sy sasany tolak'andro;ny sabotsy amin'ny 7 ora sy sasany hariva ary ny alahady amin'ny 11 ora atoandro eto amin'ny www.mada-iradio.com

Vahinin'ny fandaharana Jery Atrika ny Tily Eto Madagasikara Faritany Frantsa izay solointenan' i Akoma Marisika Filoham-...
10/02/2021

Vahinin'ny fandaharana Jery Atrika ny Tily Eto Madagasikara Faritany Frantsa izay solointenan' i Akoma Marisika Filoham-paritany sy Tania Rasamimanana/Akela Filoham-paritany Mpanampy hitafatafa momba ny fikambanana, arahinao ny alakamisy 10h-18h30-21h, ny zoma 00 :30 - 16 h ary ny alahady 18h eto amin'ny www.mada-iradio.com

25/12/2020

Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra 🎊🎁

Mada-iradio vous souhaite un joyeux Noël 🎊🎁

http://www.mada-iradio.com/

02/09/2020

Vahinin'ny fandaharana Jery Atrika Dokotera Nirina MILIJAONA hitafatafa momba ny Groupement des Professionnels de Santé na Fikambanan'ny Mpiasan'ny Fahasalamana diaspora Malagasy, arahinao ny alakamisy 10h-18h30-21h, ny zoma 00 :30 - 16 h ary ny alahady 18h eto amin'ny www.mada-iradio.com

05/05/2020

Mafy loatra ny confinement ka andeha hiala sasatra kely isika hitsidika toerana iray eto Madagasikara, ANDRAIKIBA
Ahoana ny tantara?
Manaraha finaritra ary araho tsy tapaka ny http://www.mada-iradio.com/

Filoha Andry Rajoelina:Manomboka rahampitso Alatsinainy 23 Marsa 2020:Mijanona any an-trano avokoa ny rehetra, fepetra m...
23/03/2020

Filoha Andry Rajoelina:

Manomboka rahampitso Alatsinainy 23 Marsa 2020:

Mijanona any an-trano avokoa ny rehetra, fepetra maro no raisina noho izany:

1/ Mijanona tanteraka ny fitateram-bahoaka an-tanan-dehibe sy ny zotra Nasionaly mampifandray an'Antananarivo sy ny Faritra.

2/ Mijanona avokoa ny fitaterana Taxi-be, fiara-karetsaka na Taxi, Taxi-brousse fa ny fitanterana entana ihany sisa no mahazo mandeha izay mamatsy ny faritra, ny kaominina sy ny distrika.

3/ Ho hatsangana ny Barrière Sanitaire ivelan' Antananarivo sy ny an-tanan-dehibe rehetra manerana ny Nosy.

4/ Ny toera-pivarotana Tsena-lehibe na Grande Surface, Ny Mpamongady na Grossiste, ny Tsenakely na Épicerie sy ny tsenam-pokontany (06 ora maraina ka hatramin'ny 12 ora atoandro ary olona iray ihany isan-tokantrano no mahazo mientsena izay harindran'ny kaominina sy ny fokontany) ihany no misokatra.

5/ Ny toera-pivarotam-panafody, ny toeram-pivarotan-tsolika, ny banky dia misokatra avokoa.

6/ Miatra ny fepetra tsy fazahoana mivezivezy manomboka amin'ny 08 ora alina ka hatramin'ny 05 ora maraina.

7/ Ireo sampan-draharaha mandray olona eny anivon'ny Biraom-panjakana rehetra dia mikatona avokoa hafa tsy ny misahana ny fahasalamana, ny fitsarana ary ny filaminam-bahoaka,ny JIRAMA, ny Voirie.

8/ Ny mpikirakira fifandraisan-davitra, na ny haino aman-jery, toerana fanaovan-gazety dia misokatra avokoa.

9/ Ireo orinasa eo amin'ny sehatra tsy miankina dia anjaran'ny mpampiasa ny mandrindra sy mametraka lamina ho an'ny orinasan'izy ireo mba hahafahan'izy ireo mampihodina ny orinasany araka ny tokony ho izy mifandraika amin'ny lamina hapetrakin'ny minisitera.

Mihatra ho an'Antananarivo sy Toamasina ireo fepetra ireo aloha hatreto.

24h mada.

Erick Manana & Lokanga Köln Quartet vous donnent rendez-vous ce soir et demain à Saint Germain les Corbeil.
28/02/2020

Erick Manana & Lokanga Köln Quartet vous donnent rendez-vous ce soir et demain à Saint Germain les Corbeil.

Adresse

Réau

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Mada-iradio publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L'entreprise

Envoyer un message à Mada-iradio:

Partager