25/11/2025
Na ilay Avocate mpiaro azy aza tsy tapakevitra sady tsy resy @ lahatra izay zavatra teneniny.
Mibadabada miteny.
⚠️La reine du Salegy nangataka hivoka hitsabo tena fa narary mafy tsy navoka nareo.
tsy navoka nareo raha tsy tapaka lalandra.
❌️Dia hoy izahay hoe : Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina