14/10/2026
ROMA 3 - 4 REAL MADRID
🚨🔥Nanao fiverenan-daharana mahatalanjona ny ekipan’i Mourinho nanoloana an’i Roma🎊
⏬Tafiditra ao anatin’ny mpamono baolina 15 voalohany be indrindra teo amin’ny tantaran’ny Ligue des Champions i Mbappé💥🔥
⏬Endrick sy Espí ary Rüdiger no nampafana ny lalao hatramin’ny farany tamin’ny fomba tena nahavariana🤭🤝
👉Andreo asa mba mahatsikaritra koa efa miaraka misaoma i bandy telo laha iny somary tsy ao tsara fo Lalao?
MAKOA