Abdoul Qadir Toliyarii

Abdoul Qadir Toliyarii فَاصْبِرْ صَبْراً جَمِيلاً

04/07/2025

Matam Gasy 🇲🇬2025
Tompo hira: Hylari Khairan
Titre: Kolo yaomi Anchoura wa kola Arzwi Karbobala
🖤🖤🖤🖤🖤🖤🖤🖤🖤
Lãúręnt VēZø'ô Qãdîįr Delerie Haidar @

30/05/2025

Mba manana fo feno fitiavana sy manaova asa soa eo amin’ny fiainana.
Ny asa soa ataonao dia tsy ho very maina na oviana na oviana. Tsy miverina amin’izay nomenao azy izany, fa miverina aminao ihany ary tsy hiafina aminao ny soa sy ny fitahiana avy aminy(avy amin’i Allah).
Koa raha izany tokoa no izy, inona moa no sakana tsy hanaovanao asa soa?

Ao amin’ny boky masina Kor’any, dia milaza Andriamanitra hoe:
“Tia ireo mpanao asa soa Izy, ary manentana antsika hanao soa.”
(Dika-teny nalaina avy amin’ny Kor’any)

Ny asa soa moa dia misy endrika maro.

Ohatra: teny mamy, fanampiana, fizarana fahaiza-manao, fanolorana fotoana, fanavotana,sns.
Ary iray amin’ireo asa soa no aseho amintsika ao anatin’ilay vidéo eto ambany 👇📺.

● Inona no lesona azontsika raisina amin’izany?

Maro ny lesona azo tsoahina...
Saingy ny tena lesona lehibe dia ity:
“Toy ny nanavotra ain’olona maro izy, tamin’ny alalana fihetsika tsotra nataony.”
Ary rehefa anao mahay manavotra na manampy ny hafa, dia Andriamanitra ihany koa no hanavotra sy hanampy anao, amin’ny fotoana sy fomba tsy hampoizinao.


🫡Mirary Joumah Moubarak ho antsika rehetra!.🙏
🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹

27/05/2025

Fahatsiarovana ny nahamartiora an'i Bab al-Murad Imamo al-Jawad (Ny fiadanana n’i Allah anie ho azy)

Lafa nifeno 25 taona i Imamo al-Jawad, dia nandray anjara koa tamin’ny adihevitry ny mpahay lalàna teo amin’ny fivorian’i al-Mu‘tasim al-‘Abbasi ie, ka naharihariny ny tsy fahizan’ireo mpahay lalàna ka natseriky ti-olo. Nanda aloka ny hevitry ny mpahay lalànany i khalifa al-Mu‘tasim, ka noraisiny ho marina ny tenin’i Imamo al-Jawad.
Lafa naheno momba ny fahatserehana sy ny resabe nataon’ny olona momba ny fahalemen’ireo mpahay lalànany i al-Mu‘tasim, dia nanao teti-dratsy hamono an’i Imamo al-Jawad ie. Nandefa fanasana hanao fihaonana tamina minisitra iray ie, ary nandeha tany koa i Imamo. Rehefa avy nihinana tamin’ny sakafo nomea azy ie, dia nahatsapa faharatsian-tsakafo sy tsiro misy poizina, ka nipoly tany an-tranony ie. Tao no nandaniany ny androny tavela ka niafara tamin’ny fahafatesany(fahamartiorany) tamin’ny faha-29 andro amin’ny volana Dhu al-Qa‘da.

أعزيكم بمناسبة ذكرى استشهاد الإمام الجواد.و نسأل الله أن يجعلنا من تابعيه و المستشهدين بين يديه و من يسلك درجه و يمضي نهجه.
Following Lãúręnt VēZø'ô Qãdîįr

20/05/2025

👏👏
Following

30/04/2025

🎬 الفيلم السينمائي الإيراني "أخت الرضا"
يروي هذا العمل السينمائي رحلة السيدة الجليلة فاطمة المعصومة (عليها السلام) من المدينة المنورة إلى مدينة قم المقدسة، وما واجهته من أحداث خلال هذه الرحلة المباركة.

📽 الإخراج: سيد مجتبى طباطبائي
📝 الكتابة: مصطفى نيكزاد...
Lãúręnt VēZø'ô Qãdîįr Following

29/04/2025

ماهو فضل زيارة السيدة فاطمة المعصومة (عليها السلام) ؟

ماذكرته الروايات عن فضل زيارة السيدة المعصومة (عليها السلام) عظيم وله ثواب كبير، فعن سعد بن سعد، عن أبي الحسن الرضا (عليه السلام) أنه قال: سألته عن زيارة فاطمة بنت موسى (عليهما السلام)، فقال: *مَن زارها فله الجنّة*».

وعن سعد أيضاً، عن الإمام الرضا (عليه السلام) قال: «قال: يا سعد، عندكم لنا قبر، قلت له: جعلت فداك، قبر فاطمة بنت موسى؟ قال: نعم، *مَن زارها عارفاً بحقّها فله الجنّة*».

وروي عن الإمام الجواد (عليه السلام) أنه قال : « *مَن زار قبر عمّتي بقم فله الجنّة*».

المصادر:
📚 بحار الأنوار - ج ٩٩ - ص ٢٦٥
📚بحار الأنوار - ج ٤٨ - ص ٣١٧


03/12/2024

آللهم صل على محمد وآل محمد وعجل فرجهم
مناظرة الإمام الرضا عليه السلام مع علماء باقي الأديان
ألسلام على ال محمد والسر المستودع فيهم

زيارة الإمام علي بن موسى الرضا عليه السلام :اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وَلِيَّ اللهِ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا حُجَّةَ اللهِ، ...
03/09/2024

زيارة الإمام علي بن موسى الرضا عليه السلام :

اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وَلِيَّ اللهِ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا حُجَّةَ اللهِ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا نُورَ اللهِ في ظُلُـماتِ الْأَرْضِ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا عَمُودَ الدّينِ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وارِثَ آدَمَ صِفْوَةِ اللهِ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وارِثَ نُوح نَبِيِّ اللهِ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وارِثَ اِبْراهيمَ خَليلِ اللهِ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وارِثَ اِسْماعيلَ ذَبيحِ اللهِ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وارِثَ مُوسى كَليمِ اللهِ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وارِثَ عيسى رُوحِ اللهِ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وارِثَ مُحَمَّد رَسُولِ اللهِ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وارِثَ اَميرِ الْـمُؤْمِنينَ عَلِيٍّ وَلِيِّ اللهِ وَوَصِيِّ رَسُولِ رَبِّ الْعالَـمينَ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وارِثَ فاطِمَةَ الزَّهْراءِ اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وارِثَ الْحَسَنِ وَالْحُسَيْنِ سَيِّدَيْ شَبابِ اَهْلِ الجَنَّةِ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وارِثَ عَليِّ بْنِ الْحُسَيْنِ زَيْنِ الْعابِدينَ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وارِثَ مُحَمَّدِ بْنِ عَلِيٍّ باقِرِ عِلْـمِ الْأَوَّلينَ وَالاْخِرينَ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وارِثَ جَعْفَرِ بْنِ مُحَمَّد الصّادِقِ الْبارّ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا وارِثَ مُوسَى بْنِ جَعْفَر، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ اَيُّهَا الصِّدّيقُ الشَّهيدُ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ اَيُّهَا الْوَصِيُّ الْبارُّ التَّقِيُّ، اَشْهَدُ اَنَّكَ قَدْ اَقَمْتَ الصَّلاةَ وَآتَيْتَ الزَّكاةَ، وَاَمَرْتَ بِالْـمَعْرُوفِ، وَنَهَيْتَ عَنِ الْـمُنْكَرِ، وَعَبَدْتَ اللهَ حَتّى أتاكَ الْيَقينُ، اَلسَّلامُ عَلَيْكَ يا اَبَا الْحَسَنِ وَرَحْمَةُ اللهِ وَبَرَكاتُهُ .
Lãúręnt VēZø'ô Qãdîįr

Address

Qom

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Abdoul Qadir Toliyarii posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share