COVER Praise

COVER Praise 📲 Hira fiderana ho an’ny Tompo amin’ny fomba vaovao. Alefaso ny cover-nao, zarainay eto ! Raha manana video "cover gospel" ianao, afaka mandefa izany aty aminay.

Cover Praise dia pejy natokana ho fanehoana hira fiderana amin’ny endrika vaovao, ataon’ny tanora sy mpanakanto kristiana eto Madagasikara. Manangona sy mizara ireo "cover" (interprétations) mahafinaritra amin’ny hira evanjelika – na malagasy izany na amin'ny teny vahiny – izahay, mba hanandratana an'Andriamanitra sy hanentanana ny fahaiza-mamorona ara-panahy. Zarainay eto amin’ny pejy miaraka ami

n’ny anarana sy loharano nipoirany.

🎤 Asehoy ny talentanao, ento ny fiderana amin’ny fomba vaovao.
🎧 Araho ny pejy ary mihainoa Finaritra.

Address

Alasora

Telephone

+261345576965

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when COVER Praise posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to COVER Praise:

Shortcuts

Share

Category