04/06/2025
๐ฅ ALAHADINโNY PENTEKOSTA โ Fotoana hihaonana aminโny Fanahy Masina! ๐ฅ
๐ "Aza matahotra, ry tany; mifalia sy miravoravoa, fa Andriamanitra hanao zava-mahatahotra..."
(๐ Joela 2:21-27)
๐ Tsy zava-miafina fa miaina ao anatinโny fotoana sarotra isika: feno adin-tsaina, betsaka ny mametraka fanontaniana hoe โInona no antony iainako?โ ๐ซค
Fa mbola miteny Andriamanitra: โTsy ho menatra intsony ny vahoakako!โ ๐
๐ด Raha tanora ianao, manontany tena, reraky ny zava-mitranga, very hevitra na toa tapin-dalan-kaleha... izao no fotoana hiverenana aminโAndriamanitra. Mbola tia anao Izy. Mbola manan-drafitra ho anโny fiainanao Izy. ๐ฅ
๐๏ธ Ny Pentekosta, dia tsy fety fotsiny. Fa fotoana hidiranโny Fanahy Masina ao am-ponโny olona, hanavao, hampitraka, hanome tanjaka ho anโizay kivy indray.
๐ Aiza? Etsy aminโny Foibenโny Fiangonana Manamboara Vatsy Anosibe
๐
08 Juin, Alahadin'ny Pentekosta ho avy izao
๐ Mila fanazavana? Antsoy: 034 19 336 34
โค๏ธ Tongava โ tanora, zoky, fianakaviana. Aza miandry hoe miova ianao vao manatona anโAndriamanitra. Tongava aloha dia avelao Izy hanova anao.
๐ Mety ho teny iray, hira iray, vavaka iray no hahatsapanao fa Andriamanitra mbola mamangy anao ary vonona hanova ny fiainanao.