SunRise Feo sy Sary / Production

SunRise Feo sy Sary / Production Production audio-visuel et multi-média

20/07/2025

🎬CLIP TAPAKEVITRY - ATM AMBATOVORY📽

🚨 Vokatra vaovao anisany tafiditra ao anatin'ny Album ATM Vol 1.

Mankafiza finaritra ary !!

👇👇👇
Lien You tube :
https://youtu.be/SJ51G8182j4

----------------------------------------------------


17/07/2025

Ho famoahana ny raki-kiran'ny Chorale ATM Ambatovory :

👉 Seho an-tsehatra "FIDERANA MIOMBONA" ao amin'ny Espace ANDRY Tsianolondroa ny Alahady 20 Jolay 2025 amin'ny 2 Ora Tolakandro.
Iarahana @ :
- Chorale Antsan'ny Trinite Masina Ambatovory
- Chorale Chorale AMJ Tanambao Fianarantsoa Sefo Hasina Chorale Amj
- Chorale Emit Mikalo Fiderana - EMIFI

Paf : Kilonga : 2.000Ar
Lehibe : 3.000 Ar
Invitation: 10.000 Ar

TONGAVA MARO !!!




01/07/2025

🎤🎤Hira faneva JMJ Diosezy II 🎼🎼

📽🎥Fanatontosana ny CLIP Hira faneva JMJ Diosezy II 🎬🎬Fankasitrahana feno no atolotra ny :  👉Diosezy Fianarantsoa  👉Vovon...
01/07/2025

📽🎥Fanatontosana ny CLIP Hira faneva JMJ Diosezy II 🎬🎬

Fankasitrahana feno no atolotra ny :
👉Diosezy Fianarantsoa
👉Vovonan’ny Diosezy Katolikan’ny Tanora (VDKT)
👉Radio Tsiry FM 105
tamin’ny fahatokisana tamin’ny fanatontosana ny Clip Hira Faneva JMJ Diosezy II.
Mankasitraka tamin’ny fiaraha-miasa tompoko 🙏🙏

🚨Ho anao izay liana te-hiara-miasa aminay, aza misalasala miditra MP na miantso ny ☎️ 034 40 240 58.
Vonona hatrany izahay hanome ny soa hoanao !

VDKT Fianarantsoa
RADIO TSIRY Fianara

20/04/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jean Verdi Nirikoela, Tolotra Jimmy, Rufin Randrianasolo, Safidiherilala Kasaina

13/04/2025

Hira faneva JMJ Diosezy II - Fianarantsoa 2025

"Izay miankina amin'ny Tompo dia handeha tsy mahalala sasatsa " Izaia 40,31

27 Aout - 01 Septambra 2025

27/03/2025

Vokatra vaovao 👇👇👇
" Izao no andro fibebahana "

Artiste :
AC :
Arr :
Video :

Mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana !! 🙏🙏🙏



Send a message to learn more

27/01/2025

"Fanamasinana ho Pretra tao amin’ny Paroasy St Eugène de Mazenod Sahalava Fianarantsoa"
Alahady 26 Janoary 2025.

Avec RADIO TSIRY Fianara

Sunrise Feo sy Sary Production : 034 40 240 58 / 033 63 101 86


Send a message to learn more

24/12/2024

🌲🌲🌲MIRARY FETIN'NY NOELY SAMBATRA HO ANTSIKA REHETRA 🌲🌲🌲

Mankafiza finaritra ary !!!



10/11/2024

Salama Alahady eee !!! 💒⛪️🕍

Ankafaliana hatrany no anolorana antsika
Vokatra vaovao indray, vokatra mafana be koa ity!

Top! Tena hoe Top!!

🎬🎬 Clip MATOKY ANAO : Chorale AMJ Tanambao Fianarantsoa

Ankasitrahana hatrany isika amin'ny fitokisana ary mankasitraka manokany ny Chorale AMJ Tanambao Fianarantsoa

Mankafiza finaritra daholo ary ô!!! Afaka manao Partage ihany koa isika..

Misokatra hoantsika hatrany amin'ny fiaraha-miasa ny SUNRISE Feo sy Sary Production📽🎥
Afa-po daholo izay niaraka taminay an!!
034 40 240 58 / 033 63 101 86


01/11/2024

Finaritra e !!

Elaela isika izay tsy nihaona 🙂🙂

Amin’izao Fête de Toussaint izao ary dia ankafaliana indray no anolorana ho antsika VOKATRA VAOVAO BE, VOKATRA VAO MAFANA :

🎬🎼 Clip : "FANANTENANA" (EMIFI - Lucia)
Mino sy manantena izahay fa hamelombelona indray ny FANANTENANA ho antsika rehetra ity hira ity.
MANKAFIZA FINARITRA ARY OOO !!

Mankasitraka hatrany amin’ny fahatokisana
SUNRISE_PRO (034 40 240 58 – 033 63 101 86)



23/10/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Marie Cecile Razanamiadana, Minique Solofo, Idrice Bertot, Emelie Francine, Miranah Clara, Johanès Rakotoarimanana, Notsy Razanatsoa

Address

Fianarantsoa
Ambalapaiso

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SunRise Feo sy Sary / Production posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share