Valérie

Valérie Curly By Val 😍❤️
Curly et Belle 😍❤️

11/01/2026

Tsy maha princesse anay ry zalah ity fandraisana baolina rehefa avy eo ity ka 🤧

Samia maka Équipe-ny fotsiny zay 🤭 fa za real-celone.
11/01/2026

Samia maka Équipe-ny fotsiny zay 🤭 fa za real-celone.

09/01/2026

Tokony mba natao Jean Paul anarany Rafozako ray.
Za avy eo mba vinanton'olo malaza

Natural hair, just washed with NOSY soap 😍
09/01/2026

Natural hair, just washed with NOSY soap 😍

08/01/2026

Raha mbola Gen Z aok'ozao iany fa za tsy MMG.
Mahavita
Miantoka
Goûté

08/01/2026

Aza gaga an'areo Raha mi-ram connexion nareo any fa tokony efa hatory za io fa tsy ekeny elanela tany

04/01/2026

Ataonareo tsy manana lehilahy angamba zahay tsy mi-Love Love erany réseau sociaux ity ka.

03/01/2026

Ry meilleur amie isany ajanony amizay ilay hoe: saraho any akia.
Efa 2026 Zao.

Tratrin'ny taona daholo Enganie ity taona vaovao ity ho taom-pahobiazana hoan'ny antsika rehetra.
02/01/2026

Tratrin'ny taona daholo
Enganie ity taona vaovao ity ho taom-pahobiazana hoan'ny antsika rehetra.

28/12/2025

SIPA manja kely io ndry fa mbola sahy iany ilay receveur miteny andry hoe tsy ampy arizato 🤣
Afabaraka
🏃‍♀️

17/12/2025

Raha endrika amambika ve ky no jerena tsy aleo manambady mpivaro-tena hoy bandy akamako zay

Address

RN2
Antananarivo

Opening Hours

06:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Valérie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share