LAY ONE PROD

LAY ONE PROD Tongasao eto amin'ny pejy LAY ONE PROD
STUDIO DE PRODUCTION
Manandratra ireo mpanankanto vaovao eo Manao ny asa famokarana feo sy sary

i FANASINA avy ao AMPARAFARAVOLA, izy no voahosotra ho EXCELLENTE VOICE premier edition ka nibata ny amboara lehibe moto...
05/06/2025

i FANASINA avy ao AMPARAFARAVOLA, izy no voahosotra ho EXCELLENTE VOICE premier edition ka nibata ny amboara lehibe moto scooter Jog pro😍.
i RANJA avy ao Ambaiboho no faha 2 nandrombaka ny ordinateur portable 😍
i OMEGA avy ao Manakambahiny Andrefana no laharana faha 3 nahazo ny TABLETTE NUMÉRIQUE.
i PALOMA avy ao Ambohimandroso Izay cou de Coeur no nahazo Smartphone.
Eto dia maneho fisaorana lehibe ho an'ireo candidats sy ianareo mpankafia izahay avy ato @ la Famille évent fa dia tontosa soamatsara ny EXCELLENTE VOICE PREMIÈRE EDITION. Mankasitraka tompoko.

Any zany miôn'eee!!!🎤🎶🎸💯😍
28/05/2025

Any zany miôn'eee!!!🎤🎶🎸💯😍

Aza adino fa misy ny vote public izay vidinao amin"ny sarany 500 ar ny billet iray izay ho ampidirina ao amin"ny naotin"ireo ankizy . Tohano ny candidat tsika !!

💕Ny AO ambadikireny video mlay be ireny! 🎬📽️📷💕💕SintijSintijah Razafindrakoto
21/12/2024

💕Ny AO ambadikireny video mlay be ireny! 🎬📽️📷💕💕
SintijSintijah Razafindrakoto

16/10/2024

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Anthony Andrian
Mankasitraka boss aaa!!!

03/06/2024

🥰😍indro ary atolotra ampitiavana beu!🥰🥰

Clip Nestoh Ofisialy 🎬😍 titre : Diplôme Relation
real par Sintijah Razafindrakoto👈
kopatana kely ho antsika avy any Ambilobe
mijereva finaritra e! asio partage a!!🥰😍
Fréquence Des Jeunes Alaotra 102 FM
HIRA MALAGASY
CLIP GASY MIFANGARO

28/05/2024

Manitra beu izy izany!!!
Clip vaovao ho antsika rehetra
Artiste ; MJ MAVORY
Titre : Ambatondrazaka
mijereva finaritra dia aza adino ny partage ô!!
kopatanana ho antsika avy any
Sintijah Razafindrakoto
Zanatsianak'Alaotra
CLIP GASY MIFANGARO
Fréquence Des Jeunes Alaotra 102 FM

17/05/2024

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Notiavina Lalaina ❤️❤️❤️❤️
Alefaso mp n'y Num fa hisy crédit ho Tonga any aminao!!!
Arao atrany ny pejy Dia aza adino ny partage

17/05/2024

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Notiavina Lalaina

24/04/2024

GROUPE M.F.A
titre : inty aho raiso
mijereva finaritra e!!!
kopatanana ho antsika any ANDAINGO any o!
HIRA ÉVANGÉLIQUE RANORAY, CLIP VIDEO. 🎼🎧🎵🎬
Ambatondrazaka 503

06/04/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rãnjã Fãnìlõ Rãn, Eric Zean, Maity Kely Tsara Joro, Larry Ezra Rafamantanantsoa ❤️❤️❤️

03/04/2024

📺💽 GROUPE M.F.A 😍😍
titre : Manatrika an'ny mino
PRODLAY ONE PROD PROD
mijereva finaritra dia aza adino ny partage!😍🥰
RazafindrakotorZanatsianak'Alaotralaotra
CLIP GASY MIFCLIP GASY nouveautéveauté

27/03/2024

🥰 clip vaovao bé 📺
***Pharaon MG***
titre : aza mangnahy
By LAY ONE PROD
Mankasitraka partage e!😍🥰😍🥰
Vazo News CLIP GASY MIFANGARO CLIP GASY nouveauté
Zanatsianak'Alaotra

Address

Avaradrova
Ambatondrazaka
503

Telephone

+261346972611

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LAY ONE PROD posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to LAY ONE PROD:

Share

Our Story

Manao ny asa rehetra momban’ny famokarana feo sy sary!!!