FLM Ambatovinaky

FLM Ambatovinaky "Fa isika tsy mba naman'izay mihemotra" Hebreo 10 : 39
"Fa itafio Jesosy Kristy Tompo" Romana 13 : 14a

21/09/2025

Chœur Liturgique FLM Ambatovinaky

21/09/2025

📆 Alahady 21 Septambra 2025
⛪ ALAHADY XIV MANARAKA NY TRINITE
🙏 Androm-bavaka ho an’ny FFTD sy Fanilo
🍞 Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo
🕡 Fidirana II : 10 Ora 30
📖 Perikopa :
📜 Salamo 111
📜 Jeremia 17 : 13-14
📜 Galatiana 5 : 16-24
📜 Jaona 5 : 1-14
📜 Lioka 17 : 11-19

21/09/2025

📆 Alahady 21 Septambra 2025
⛪ ALAHADY XIV MANARAKA NY TRINITE
🙏 Androm-bavaka ho an’ny FFTD sy Fanilo
🍞 Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo

🕡 Fidirana I : 6 Ora 30

📖 Perikopa :
📜 Salamo 111
📜 Jeremia 17 : 13-14
📜 Galatiana 5 : 16-24
📜 Jaona 5 : 1-14
📜 Lioka 17 : 11-19

20/09/2025

SABOTSY 20 SEPTEMBRE
MARAIM-BAOVAO SY ASA SY FAMPAHEREZANA

19/09/2025
📆 Alahady 21 Septambra 2025  ⛪ ALAHADY IV MANARAKA NY TRINITE  🙏 Androm-bavaka ho an’ny FFTD sy Fanilo  🍞 Fandraisana ny...
19/09/2025

📆 Alahady 21 Septambra 2025
⛪ ALAHADY IV MANARAKA NY TRINITE
🙏 Androm-bavaka ho an’ny FFTD sy Fanilo
🍞 Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo

🕡 Fidirana I : 6 Ora 30
🕥 Fidirana II : 10 Ora 30

📖 Perikopa :
📜 Salamo 111
📜 Jeremia 17 : 13-14
📜 Galatiana 5 : 16-24
📜 Jaona 5 : 1-14
📜 Lioka 17 : 11-19

➡ Tongava hiombom-bavaka, handray ny Fanasan’ny Tompo ary hanohana ny asa fanompoana amin’ny alalan’ny vavaka sy fiderana!

18/09/2025

✨ NY HIRAN’NY LANITRA ✨
⏳Tsy ho ela...
⁉️Mety ho inona re izany zavatra hoavy tsy ho ela izany e❓


🌿 Fiadanana ry FLM Ambatovinaky o 👋👋👀 Hitantsika ve ireo vahoaka maro be tonga nanatrika ny Isantelovolana?  🥺 Ary tsy h...
18/09/2025

🌿 Fiadanana ry FLM Ambatovinaky o 👋👋

👀 Hitantsika ve ireo vahoaka maro be tonga nanatrika ny Isantelovolana?
🥺 Ary tsy hadino, maro koa ireo tsy afaka namonjy noho ny fahasahiranana…

📍 Andriampotsy, Fenoarivobe, Anonoka, Antsorosoroka, Ankidabe ...
Any amin’ny tanànan’Andavaboay Fenoarivobe aza dia misy zaza mitanjaka, tsy manan-kotafiana akory 😢 ary tsy afaka miditra an-tsekoly noho ny fahantràna lalina 💔

🤝 Andao isika FLM Ambatovinaky mba hanampy an’ireo ondrin’i Jesosy 🐑 amin’ny alalan’ny fanomezana toy izao:

📖 Baiboly
👕👗🩳👚🎒🥿👞🩴 Akanjon-jaza sy ankizy
📚 Boky Sekoly Alahady (efa tsy ampiasaina)
🎁 Sy izay fanampiana hafa entina hanatanterahana ny Tenin’i Jesosy araka ny perikopa Loterana:
"Fitiavana Agape" ❤️‍🔥

📦 Fanaterana:
Iangaviana an-tanandroa hanatitra izany ao amin’ny Fandraharàna
📌 Asiana soratra: TMM (Tafika Masina Maharitra)

🙏 Mankasitraka indrindra hoy ny ondrin’i Jesosy!
📞 Raha mila fanazavana fanampiny: antsoy ny Filoha TMM Fileovana : 034 61 121 06

---

Ndao hiaraka hanatanteraka ny fitiavana miaraka amin’ny asa 🕊️💞

📸 Famaranana Isantelovolana 📍 Fileovana Ambatovinaky  🛐 FLM Andriampotsy – Fitandremana Firavahana🗓️ 13–14 Septambra 202...
17/09/2025

📸 Famaranana Isantelovolana
📍 Fileovana Ambatovinaky
🛐 FLM Andriampotsy – Fitandremana Firavahana
🗓️ 13–14 Septambra 2025

Andro feno fifaliana sy fisaorana an’Andriamanitra noho ny fitahiany sy ny fiombonana masina nanatanterahana ny famaranana Isantelovolana!

Misaotra ny Fitandremana Firavahana tamin'ny fandraisana sy ny fandraisana anjara mavitrika! 🙏
Isaorana ny mpandray anjara rehetra: Pastora, Katekista, Mpiatafika, mpiandry, tanora, sekoly alahady, skoto, diakona, FDL, FBL, VLM ary vahoakan’Andriamanitra rehetra tonga niara-nivavaka sy nihoby ny anaran’i Jesosy. 🎶🙌

“Ary ny fiadanan’i JESOSY anie ho aminareo rehetra!” 💒






17/09/2025

➡️ Lohahevitra : “Ny Famelan-keloka : asa’ Andriamanitra ary fianian’ny Fiangonana”.
👨‍🏫 Mpampianatra : Pastora RAFANOMEZANTSOA Martin – Mpiara-miasa ao amin’ny FLM Ambatovinaky
📍 Toerana : FLM Ambatovinaky
🗓️ Daty : Alarobia 17 Septambra 2025
🕠 Fotoana : amin’ny 5 ora sy 30 minitra hariva

📖 "Mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana..."  — II Timoty 4:2a  📅 Andro fahatelo  📍 Tao Andriampotsy no nanatante...
17/09/2025

📖 "Mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana..."
— II Timoty 4:2a

📅 Andro fahatelo
📍 Tao Andriampotsy no nanatanterahana ny Tafika Masina, izay koa no toerana nitobian’ny Mpiantafika 🏕️🙏

✔️ Teny feno herin’ny Fanahy no nambara
✔️ Fitiavana sy firaisankina no niaina

📖 "Mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana, na tsy amin'ny fotoana..."  — II Timoty 4:2a  📅 Andro faharoa – 11 Sept...
17/09/2025

📖 "Mitoria ny teny, mazotoa, na amin'ny fotoana, na tsy amin'ny fotoana..."
— II Timoty 4:2a

📅 Andro faharoa – 11 Septambra 2025
📍 Ny Tafika Masina dia notanterahina tany Fenoarivobe, indrindra tany amin’ny tanàna:
➡️ Andavaboay
➡️ Antsorosoroka

🙏 Nahafinaritra sy nahavokatra ny fitoriana ny Tenin’Andriamanitra!

Address

Ambatovinaky
3622

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:00
Tuesday 06:00 - 20:00
Wednesday 06:00 - 20:00
Thursday 06:00 - 20:00
Friday 06:00 - 20:00
Saturday 06:00 - 20:00
Sunday 06:00 - 20:00

Telephone

+261341856162

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Ambatovinaky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FLM Ambatovinaky:

Share