Mevalaza Page

Mevalaza Page Artiste Groupe Mevalaza

Contact: 037 52 368 12 / 038 92 680 61

Mail: [email protected]

WhatsApp: +261 38 92 680 61

Efa disponible sur Youtube ny clips tsika amaray eto @ FB
30/11/2025

Efa disponible sur Youtube ny clips tsika amaray eto @ FB

Enjoy the videos and music that you love, upload original content and share it all with friends, family and the world on YouTube.

@ Lundi clips igny miboka fa anw koa ts mipartage tifiriko srx
27/11/2025

@ Lundi clips igny miboka fa anw koa ts mipartage tifiriko srx

12/11/2025
À bientôt disponible sur votre écran Mevalaza - Agnabo Moral - nouveauté clips By Cooll Kevine Corp
09/11/2025

À bientôt disponible sur votre écran
Mevalaza - Agnabo Moral - nouveauté clips
By Cooll Kevine Corp

👬Tadidiko tsara f za zay agnisany zaza tegn ts tia nolo t@ faha zazako , agnisany zaza tegn nilazain'olo fa hoe adala ts...
06/11/2025

👬Tadidiko tsara f za zay agnisany zaza tegn ts tia nolo t@ faha zazako , agnisany zaza tegn nilazain'olo fa hoe adala ts rh ilagna , ahay tegn nahilikiliky nolo ay.

🤱🤹 fa isoragna ndraik m Papa sy Maman ts nagnary🙏.

➡️Na tsitianao Fa velogno fo ay
➡️Falaignan'olo za igny nintondra riziky

"Ty tsy maintsy manjary fo"

À bientôt disponible à votre écran
nouveautés clips AGNABO MORAL

Tantara kely mahafinaritra🕺💃 "Tiako izy fa tsy fantany"➡️ Tena tiako izy, ny foko iray manontolo dia babo tanteraka amin...
26/10/2025

Tantara kely mahafinaritra🕺💃

"Tiako izy fa tsy fantany"

➡️ Tena tiako izy, ny foko iray manontolo dia babo tanteraka amin'ny fa izany rehetra izany dia tsy fantany akory.

➡️ Izany fitiavana zany ane tsy vao hanomboka androany fa efa ela.

➡️tena mbola tany ampianarana efa tiako izy.
Fa tamizany aho mbola tsy naha zaka sipa , fa mbala tena nihorina tanteraka tamin'ny fianarana ny saiko na dia efa nisy olo tina aza .

🤾🧚Tsy dia mpinamana lotra zahay tao ampianarana. satria izy tiako loatra ka lasa menatra be aho refa mifanatrika amin'ny.

➡️tena tsy masahy mijery azy mihintse ee!
raha sendra misy zavatra resahina zahay roa tena faly be aho mamaly anazy. ary amin'ny teny mamy sady malefaka no amaliko azy.

🤔 Ary aminio fotona i resahanay roa io zaho dia mba tehan-andrana iteny amin'ny hoe"tiko ianao" fa saingy tsy sahiko ny hiteny any zany.

➡️satria otrany misy feo milatsaka mangingina ao antsaiko miteny hoe:

"aza miteny any zany ianao fa ny ao antsainy any tsy miheritreritra anao mihintse ee! fa nohony anareo olo mpiara mianatra dia miresaka iany izy fa tsisy reasaka fitiavagna zany"

😌tonga de midobodoboka tampoka ilay foko ary tampina ny vava ka mirava maina ny resaka nay de samy mody amin'ny tany izay hodiany.

🌜🛌Amin'ny alina ny iny fotona iny aho dia tsy mahita tory mihintsy fa miheritreritra anazy fona. fa aona moa ny atao, de tsisy azo atao fa mangina. raha anjarako iny de mbola hoazoko iany any @ andro izay maha mety azy any

➡️ka mandeha nivolana mandeha ny taona. izy tsimbola nifindra toeram-pianarana ary za ko toraky zany.

➡️fa ny olana de zao, ny bandy ao ampianarana anefa tena misy mavitrika ary mazava hoazy moa efa zokinjokiny zareo de tsy miveraka fa tena masahy mikoty ary efa manana paikiady maherivaika amin'ny fikotina sipa.

🙆ka nohy zany dia niaraka tamin'olo ilay sipa tiako be iny.

🙍marary ny foko fa tsisy azo atao. ary izaho isakiny mahita zareo miaradia avy mianatra dia tezitra. fa hotra hoe tezitr'aminy zavatra tsisy dikany.

😭ny afarany de nanjonina, tomany ampo ary tsapo teo lay hirany Lola manao hoe "manpanahirana zala tsy masa biaveee!"

👬 Ny akamako tafiteny amiko nanao hoe:

" Harné fa nahona moa iany hotrany misy zavatra manpiasa saina be"

➡️namaly aho nanao hoe efa malahelo sahady😭 aho fa refa mifarana ity taompianarana ity de tsisy toerana tsika intsony amin'ity sekoly ity ka tsimintsy hifindra toeram-pianarana afa isika ary amizay de tsy hifankahita itsony isika sy anao. satria ny ray aman-dreny dia samy amin'ny safidiny amin'ny toerana ampianarany zanany.
😭ka malahelo ahi milaza aminao fa ifarana ny finamana tsika.

➡️ marina izany fa mbola tsy zay no zavatra manpalahelo aho fa za tsy tehy hilaza ny marina amin'ny akamako io satria maha menatra.

🤔fa tahoriana kely nio dia nisy teny fanam-boarantsaina zay hoe

"aza de miasa saina ianao fa io fiarahana ndreo io tsy aharitra ely satria io bandy io tsy tena tia otranao ary bandy tsy matotra lotra izio mitorona atsaran-tarehy, be filafila ary tsy mintsy mbola isaraka iany zareo"

🦹saika ilamina kely ny saiko fa kanefa vomaika nikorontana satria ho farana ny taona nefa izy roa dia mbola tsy nisaraka iany.

😭ka refa farana nitaona narary mafy ny foko💔 satria handao namana maro tao ampianarana ary miheritreritra fa tsy ho pinamana intsony izay fa efa mahay lehibe de samy amin'ny torana misy azy.

😌raha mahatsiaro zay zavatra zay aho. atramizao dia mbola malahelo mafy matsiaro ilay namako

➡️fa na dia teo izany de mbola hanohy fianarana fona izahay amin'ny taom-pianarana manaraka.

➡️fa izaho kosa dia tsy de naharitra ela loatra efa nijanona. ka rehefa nijanona dia niroso amin'ny velontena ary ny tondra tokatrano.

➡️ refa nandeha nivolana nandeha ny taonao efa samy nandalo tantara mpianana maro isankarazany aho sy ilay sipa fa mbola tsy nifankahita. efa mikatroka tsara amin'ny roambiny folo(12) taona lasa zahay aveo ny fankahita.

➡️ka refa nifankahita izahay dia mbola vomaika tsy sahiko ny hikoty anazy. tsy hoe za mbola tsy nahazaka sipa fa ny olana dia izy efa miasa ary miasa tsara nohony izy mbala nanohy fianarana.

➡️izaho kosa dia na dia tsy nianatra lavitra fa mba manana ny maha zahozaho koa any ambandiky any fa olo tsy de tia misehosoho.

🤔fa refa ikoty anazy za tonga de ao antsainy hoe

"mahita za efa manana asa tsara ity bandy niaranianatra tamiko ity de anararaotro iaraka amiko nefa olo tsy de misy zavatra tokony ilana azy akory"

➡️ka eo koa izaho iny mianahana tsy masahy miteny satria enjehiny eritreritra. ary otrany tena itako mariny io zavatra eritreretiko io.

🫣nefa raha isehoko mivantana fa hoe: izaho ty bandy otrany zao, ianao hoentiko amin'ny fiainana otrany zao tokony ho mety fa tena tsy zatra any bandy tsy tia misehosoho ny iteny zavatra otriny zany.

➡️ka atreto ilay vehivavy dia mbola mipetraka iany ilay teny hoe Tiako izy fa tsy fantany

Tantara no soratan' i V.Harné
Raha nahafinaritranao io zavatra no zaraiko io de mba manasanao ny anao j' aime ity page ity ary i partage

Misotra Tompoko

25/10/2025

Nagnano oô nagnano🤣🤣🤣

24/10/2025

💥💥💥

24/10/2025

💥💥💃🕺

Address

Antananarivo

Telephone

+261322779703

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mevalaza Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mevalaza Page:

Share