25/06/2025
๐ฅ๐๐๐ ๐ฒ๐๐ ๐ต๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ 2032 ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ถ๐๐ ๐ต๐ถ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฒ๐๐ ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ฝ๐ผ๐๐ถ๐ป๐.
๐ฅHamotika ny ampahan'ny Volana izany raha mitranga (probabilitรฉ 4,3%) satria mitovy aminโny fipoahana baomba nokleary lehibe ilay fifandonana. Handefa poti-javatra be, mety hatraminโny 100 tapitrisa kilao hiala aminโny Volana izany.
๐ญManana lafiny roa ny volana, ka raha midona aminโilay lafiny hita avy ety an-tany io astรฉroรฏde io (probabilitรฉ 50%) dia ny 10%-nโireo potipoti-javatra vokatry ny fifandonana no mety ho sintonin'ny herin'ny tany ka hilatsaka ety.
๐ Hiteraka toy ny hoe tain-kintana (pluie de mรฉtรฉores) be dia be, 1.000 heny noho ny mahazatra izany, ka na dia tsy hisy fiantraikany mivantana aminโny olona aza dia mety hampidi-doza ho anโireo zanabolana (satellites) manodidina ny tany.....................
๐Araho hatrany ny pejintsika ary aza hadinoina ny manisy "rรฉaction" sy mizara ity "publication" ity.