18/09/2025
โ๏ธ๐๐ฃ๐๐ง๐ฅ๐๐๐๐ฌ ๐๐ ๐๐กโ๐ก๐ฌ ๐ฉ๐๐๐ข๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐ข๐ก๐ง๐๐ก๐๐๐ก๐:๐ฅ ๐ ๐๐ข๐๐ ๐ฅ๐๐ฅ๐๐ก๐ฌ ๐ฉ๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐ฆ๐ง๐๐ญ๐ฌ ๐ฆ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐ง๐๐ฃ๐๐๐๐ก-๐๐ฅ๐๐ก๐ข ๐๐๐๐๐ก๐๐ก๐ง๐ฆ๐๐๐ ๐๐ญ๐๐ข โ ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ / ๐๐๐.
๐ฅยซ Raha tsy misy ny fivoarana ao anatinโny herinandro, mitodika any aminโny vahoaka izahay. Mbola zakantsika ve ? Raha tsy zaka intsony dia efa ireto izahay mijoro, raha zaka dia aza omena tsiny intsony hoe tsy misy mpitarika ยป hoy hatrany ny fanehoan-kevitra.
๐๏ธโEny aminโny rond point Ambohijatovo isika no hiandry anโi Ramatoa Loholona aminโny alakamisy izao aminโny 11 ora hoy ny mpanolontsaina Alban Rakotoarisoa
๐ฃAndroany, nentinโizy ireo manoloana ny antenimieran-doholona ny ยซ bidons ยป Mavo miaraka aminโny jironโakoho ho fanehoana ny tsy rariny manoloana ny fahatapahan-jiro sy fahatapahan-drano hiainananโny vahoaka