DJ Rakkun

DJ Rakkun DJ/beatmaker/Voix off
DJ événementiel et Animateur /
Location Sono/lumières
⭐️🌟
Contact:0327815526 DJ - beatmaker

31/10/2025

Yoh Yoh🙏🏾.Elaela isika no tsy namoka Remix dia indro ndray ary ny vokatra manaraka e🎼🔥🔥

𝓦𝓸𝓶𝓪𝓷 𝓖𝓪𝓼𝔂( 𝑭𝑺𝑪 - 𝑩𝑬𝑳-𝒛 -𝑫𝑱 𝑹𝑨𝑲𝑲𝑼𝑵 )remix
Ankafizo hatrany ary satria zaraina am-Pitiavana e🙏🏾❤️😉
Afaka partagena ihany koa Mba ho hitan olona sasany✅😁🙏🏾

22/10/2025

On s’amuse 🥰.on rit 😹…on profite ❤️pour rendre chaque moment unique ❤️🎼

20/10/2025

Atolotra am-pitiavana ndray ary e❤️🎼cover 🎙Aina H.
ANKAFIZO ary e❤️😉 afaka partagena ihany koa😊

28/09/2025

Hey hey❤️elaela kely tsy nisy vokatra tato🫣 dia indro ary atolotra am-pitiavana ny :
Best Of Denise🎶
👉 Abonneo ny page ho an’izay mbola tsy ato & afaka partagena ihany koa ny video😉❤️🔥 🙏🏾❤️

fans

Yoh🖖🏼🔥rariva ndray ary ny Fotoanantsika ao anatin’ny fandaharana   🎼🔥 arahinareo toh ny mahazatra ao amin’ny :- Free TV ...
05/09/2025

Yoh🖖🏼🔥rariva ndray ary ny Fotoanantsika ao anatin’ny fandaharana 🎼🔥 arahinareo toh ny mahazatra ao amin’ny :
- Free TV 📺 Izay efa azonareo arahina amin’ny CANAL+ ao amin’ny
- Free FM 📻 104.2mhz. Manomboka amin’ny 19h30 hatramin’ny 21h isika no miaraka ao.
Efa hainareo mo we ao amin’ny coms ny fangatahana hira sy kopa-Tanana😉🎼
Rariva ary e🔥😉

25/08/2025

Rehefa ilay midepr iny elah de nisy niditra tampoka 😭🤣💔😪🤕…. .8fm
Abonneo wa abonneo de tsidio matetika 😉

TikTok: https://vm.tiktok.com/ZMAF3nPFq/

1-08-25🗓️C’était  C’était chaud 🥵 🔥🔥🔥Merci aussi au comité d'organisation pour cette opportunité incroyable et à tous le...
02/08/2025

1-08-25🗓️
C’était
C’était chaud 🥵 🔥🔥🔥

Merci aussi au comité d'organisation pour cette opportunité incroyable et à tous les autres participants pour leur talent 💥

Ndao ndray ary e🫠🔥ZOMA-MIX 🔥ilay fandaharana Arahinao 😉DJ Rakkun no miaraka aminareo androany .Angatao ary ny  hiranao d...
22/05/2025

Ndao ndray ary e🫠
🔥ZOMA-MIX 🔥ilay fandaharana Arahinao 😉
DJ Rakkun no miaraka aminareo androany .
Angatao ary ny hiranao dia alefaso ny kopatanana 😇😉.

Mirary alahady feno fitiavana sy fifaliana ho antsika rehetra e✌🏽❤️😁.Ohatra ko zao we mba zarao ao am coms ao ny Hira ti...
18/05/2025

Mirary alahady feno fitiavana sy fifaliana ho antsika rehetra e✌🏽❤️😁.
Ohatra ko zao we mba zarao ao am coms ao ny Hira tinao indrindra tamin’iny herinandro iny😁.
Tsisy bedibedy zany fa alefaso ao daholo e😏😹

Nahazo papa vaovao isika catholique ❤️🙏🏽
08/05/2025

Nahazo papa vaovao isika catholique ❤️🙏🏽

🇻🇦 Robert Francis Prevost, no anaran'ny Pape vaovao voafidy, Amerikanina ny tenany.

📍 Hitondra ny anarana Pape Leon XIV

𝕄𝕒𝕤𝕥𝕖𝕣𝕞𝕚𝕩𝕩 🔥✅ 𝟗𝟔.𝟔 𝕱𝕸- RDJ 96.6 FM fotoana Zao RAERZ - DJ SMILE -DJ RAKKUNRaikitra ary e🔥✅
05/05/2025

𝕄𝕒𝕤𝕥𝕖𝕣𝕞𝕚𝕩𝕩 🔥✅
𝟗𝟔.𝟔 𝕱𝕸- RDJ 96.6 FM fotoana Zao
RAERZ - DJ SMILE -DJ RAKKUN
Raikitra ary e🔥✅

03-05-25-PRESTATION DJ✅📍LMA
03/05/2025

03-05-25
-PRESTATION DJ✅
📍LMA

Address

Ambohibao

Telephone

+261324438001

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DJ Rakkun posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category