Malagasy Film Info

Malagasy Film Info Page de fun de Cinéma a Madagascar.

Au programme 📽️🎬
09/05/2025

Au programme 📽️🎬

🛑♥️Rendez vous antsika manaraka:♥️🛑Afaka milivrer billet tsotra ny izahay raha mihoatran' ny 3 ny isany alainao.🙏Raha VI...
05/04/2025

🛑♥️Rendez vous antsika manaraka:♥️🛑
Afaka milivrer billet tsotra ny izahay raha mihoatran' ny 3 ny isany alainao.🙏
Raha VIP dia na iray aza de mety.

Tsy film horreur ity fa action ndray aloha.
Ndao tohanana ny vita Malagasy.

Vaovao tsara ho fantatra📽️🎬
22/03/2025

Vaovao tsara ho fantatra📽️🎬

FANALA serie iray vaovao tsara arahana ao amin'ny Novegasy amin'izao fotoana izao.📽️🇲🇬Zay ndray ny info antsika androany...
06/12/2024

FANALA serie iray vaovao tsara arahana ao amin'ny Novegasy amin'izao fotoana izao.📽️🇲🇬
Zay ndray ny info antsika androany.🙏

Nahafinaritra ve? Mandeha mihitsy izy zao ho an'izay mbola tsy nahita teo an...🎬🎬🎬

Iza reo izay mahalala?

andiany 06

Horonantsary VAOVAO FARANY hivoaka manerana ny Nosy.📽️🎬Notontosain' i Jason Glenn ANDRIAMAHEFAProd: CSP FILMS MADAGASCAR
06/10/2024

Horonantsary VAOVAO FARANY hivoaka manerana ny Nosy.📽️🎬
Notontosain' i Jason Glenn ANDRIAMAHEFA
Prod: CSP FILMS MADAGASCAR

Handona mafy indray ny CM visual production amin' ity film vaovao be novokarinzareo ty. .Mirary soa ho an' i zareo mba h...
28/08/2024

Handona mafy indray ny CM visual production amin' ity film vaovao be novokarinzareo ty.
.

Mirary soa ho an' i zareo mba ho lasa lavitra fa efa tena hita mintsy hoe te hivotra be ny jeunes producteurs Malagasy.

Tonga ilay nandrasana ary e , atolotra antsika am-pitiavana be 🎬🎬💥💥👉JINJA 3 HIVOAKA NY 05 SEPTAMBRA 2024
14/08/2024

Tonga ilay nandrasana ary e , atolotra antsika am-pitiavana be 🎬🎬💥💥
👉JINJA 3 HIVOAKA NY 05 SEPTAMBRA 2024

Vokatry ny CSP films Madagascar indray no atolotray ho antsika androany.
20/07/2024

Vokatry ny CSP films Madagascar indray no atolotray ho antsika androany.

Manome fotoana ho anao ny Sabotsy sy Alahady ho avy izao. Miaraka amin' ity film ity.🎬📽️
11/07/2024

Manome fotoana ho anao ny Sabotsy sy Alahady ho avy izao. Miaraka amin' ity film ity.🎬📽️

🎬JINJA 3🎬
Tantara indray miseho no arahinao
⏰Sabotsy amin'ny 07 ora sasany hariva⏰
⏰Alahady amin'ny 09 ora sy fahefany ny famerenana
✅Ao amin'ny chaîne NOVEGASY Canal 209📺

Tourné miaraka amin' ireo mpilalao ao amin'ny Novegasy 🇲🇬FIANARANTSOA ndray zao.😍
30/06/2024

Tourné miaraka amin' ireo mpilalao ao amin'ny Novegasy 🇲🇬
FIANARANTSOA ndray zao.😍

Ho antsika ao Fianarantsoa , antombokintsika amin'ny fihaonana miaraka amin'ny ekipan'ny NOVEGASY ny volana Jolay!!!
🤩Aza adino ary fa rahampitso 01 jolay izao ny fotoana an !!!!🚍

27/06/2024

Tournée NOVEGASY MIAVAKA 🚍
Retrouvez les acteurs et actrices de NOVEGASY sur la RN7!!
👉Pour ce 28 juin : Behenjy et Ambatolampy

Manasa anao indray ny Malagasy Film Info hanaraka ity film vaovao be ity izay novokarin' ny CSP films Prod.Film romantiq...
08/06/2024

Manasa anao indray ny Malagasy Film Info hanaraka ity film vaovao be ity izay novokarin' ny CSP films Prod.

Film romantique izy io maharitra 1h30.
Notontosain' i Jason Glenn Andriamahefa.

Ho antsika tia film fitiavana mampangitakitaka dia tena mety aminao izy ity.
Hande anio Sabotsy 09 Juin 2024 amin'ny 10: 30 maraina.
Ao amin' ny Novegasy chaine 209🙏

Address

Ambohibao

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy Film Info posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share