06/05/2026
Namaste ๐ค
Ho Asiana resaka Kely ny momba ny commentaire Toy izao,
โTSY HOE VAO TSY MITOVY FINOANA AMINAO DIA DISO
๐ Romana 14:4
โIza moa ianao no mitsara ny mpanomponโolona hafa?โ
โ
Tsy anjarantsika ny mitsara avy hatrany ny finoanโny hafa.
โTSY MAGIE MAGIE
hoe vao mampiasa androany dia MANANKARENA rahampitso nefa Tsy nisy ezaka natao,
Na ao anaty Baiboly aza dia aseho fa ny valim-bavaka tsy magie tonga avy hatrany, fa misy fotoana, finoana ary faharetana miaraka aminy.
๐ Mpitoriteny 3:1
โNy zavatra rehetra samy manana ny fotoany avyโฆโ
fotoana voatendry no hahatanterahanโny zavatra iray
๐ Jakoba 2:26
โFa tahaka ny tena tsy misy fanahy dia maty, ary toy izany koa ny finoana tsy misy asa.โ
โก๏ธ Ny asa no mampiseho ny tena finoana.
โTSY MISY PACT SATANIC, ary Izahay Tsy manohitra anโAndriamanitra fa mampiasa ny natiora Izay nohariny ihany
๐ Marka 9:38-40
โโฆAza rarร na izyโฆ Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika.โ
โก๏ธ Tsy voatery hoe Tsy hitovy fomba dia hoe ratsy na avy aminโi Satana.
โFarany : TSY ADY HEVITRA NY FINOANA
๐ โFa aza atao ho aminโny ady hevitra ny aminโny fisainana samy hafa.โ โ Romana 14:1
โก๏ธ Tsy natao hampifandrafy olona ny finoana, fa hitondra fahendrena sy fihavanana
๐ Matio 7:21
โTsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra aminโny fanjakanโny lanitraโฆโ
โก๏ธ Tsy ny filazana hoe kristianina irery no manaporofo ny fahamarina
โ
NOHO IZANY ASAINAY IANAREO IZAY TSY MINO SY TSY LIANA ATO HIALA, RAHA TOA KA TSY METY AMINAREO, SATRIA IZAHAY DIA MIEZAKA TSY MANARATSY NY FINOANโNY HAFA,
IANAREO MILA FIOVANA SY MINO KOSA DIA RAISINA AN-TANANDROA๐ค