Ibotity

Ibotity Andao hizara zava-mahasoa sy zava-mahaliana be dia be. Pejy lifestyle, fooding, sortiesโ€ฆ Tongasoa ! โžก๏ธ Pour toute collab. : ๐Ÿ“ง[email protected] ๐Ÿ“ฒ 038 23 965 75
(2)

20/07/2025

Salama zareo aa !

Courage koa ho an'ireo crรฉateurs de contenu miezaka mampiseho ny talentany ao anaty tontolo safotry ny "culture du vide" sy ny "kolom-b*d'y".

๐Ÿ‘ Salama zareo aaa ! ๐Ÿ˜‰ Ho soa anie ity alahady ity ho antsika rehetra !๐Ÿฅณ Dia arahabaina izy 2 ireto fa ry zareo no nahaz...
20/07/2025

๐Ÿ‘ Salama zareo aaa !

๐Ÿ˜‰ Ho soa anie ity alahady ity ho antsika rehetra !

๐Ÿฅณ Dia arahabaina izy 2 ireto fa ry zareo no nahazo ny loka tamin'ilay lalao kely nataontsika !

๐Ÿ‘‰ Manome fotoana antsika rehetra amin'ny lalao manaraka..

๐Ÿ˜‰ Mazotoa daholo รด !

๐Ÿ‘‹ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚ ๐’›๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’‚๐’‚ !๐Ÿ˜‰ Ho soa anie ity week-end ity ho antsika rehetra !โœ… Ela ela izay tsy nanao ๐œ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐ฌ๐žฬ ka izay no ketri...
19/07/2025

๐Ÿ‘‹ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚ ๐’›๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’‚๐’‚ !

๐Ÿ˜‰ Ho soa anie ity week-end ity ho antsika rehetra !

โœ… Ela ela izay tsy nanao ๐œ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐ฌ๐žฬ ka izay no ketrika ato androany.

โžก๏ธ Niainga tao an-trano aho tsy nanana hoe idรฉes prรฉcises fa teny an-dร lana no tonga ny inspiration :
โœ… Chou-fleur
โœ… Brocolis
โœ… Tranches de capitaine
โœ… Vavanโ€™omby
โœ… Pรขtes
โœ… Charcuterie
โœ… Atody
โœ… Ovy, etc.

โž• Ireo no hatambatra eo.

๐Ÿ˜‰ Tsy andriko izay hizarana aminareo ny fivoakany. ๐Ÿ“ธ Jerijereo ihany ny story havoakako fa hisy santionany any mandrampivoaky ny vidรฉo.

โžก๏ธ Ary ny anareo ? Inona ny ketrika ao ?

๐Ÿ˜‰ ๐‘ด๐’‚๐’›๐’๐’•๐’๐’‚ ๐’…๐’‚๐’‰๐’๐’๐’ ๐’ฬ‚ !

18/07/2025

๐ŸŸฅ ๐Š๐„๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€ + ๐‹๐€๐‹๐€๐Ž ๐ŸŸฅ

๐Ÿ‘‹ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚ ๐’›๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’‚๐’‚๐’‚ !

๐Ÿ˜‰ Raha te hiala aminโ€™ny vary aminโ€™anana ianao dia andramo ange ity ketrika ity e ! ๐Ÿ˜‰ Tsy haiko izay atao anarany. ๐Ÿ‘‰ Sa ve hoe : ๐ฏ๐š๐ซ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ฉ๐จ๐ข๐ซ๐ž๐š๐ฎ๐ฑ ๐ฌ๐ฒ ๐ค๐จ๐ญ๐จ๐ฆ๐ข๐ฅ๐š ๐š๐ซ๐ฒ ๐œ๐žฬ๐ฅ๐žฬ๐ซ๐ข๐ฌ ?

๐Ÿ“ฝ๏ธ Araho hatraminโ€™ny farany ary ity vidรฉo !

๐Ÿ™ Tohano hatrany aho aminโ€™ny alalanโ€™ny rรฉactions, ny commentaires ary ny partages !

๐Ÿ”ด ๐ˆ๐ซ๐ž๐จ ๐ณ๐š๐ฏ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ฅ๐š๐ข๐ง๐š :

โœ… Vary gasy
โœ… Poireaux
โœ… Kotomila
โœ… Cรฉlรฉris
โœ… Atody
โœ… Poudre dโ€™ails
โœ… Dipoavatra

๐Ÿ˜‰ ๐‘ด๐’‚๐’›๐’๐’•๐’๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’Œ๐’‚๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚๐’“๐’‚ ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’›๐’๐’•๐’๐’‚ ๐’‰๐’๐’Ž๐’‚๐’๐’‚ ๐’ฬ‚ !

๐Ÿ˜‰ Dia satria tiako anareo mpanaraka dia aleo asiana lalao indray !

โžก๏ธ ๐ˆ๐ณ๐š๐จ ๐š๐ซ๐ฒ : ๐จ๐ฆ๐ž๐จ ๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ข๐จ ๐ค๐ž๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐š ๐ข๐จ.

๐ŸŸฅ Izay anarana orignal indrindra ary izay anarana be rรฉactions indrindra no homeko loka (mobile money).

โ›” ๐‘จ๐’๐’Œ๐’‚ ๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’Š๐’›๐’‚๐’š ๐’†๐’‡๐’‚ ๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’›๐’ ๐’๐’๐’Œ๐’‚ ๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’‰๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’š ๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’“๐’‚ ๐’‡๐’‚ ๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’๐’Ž๐’†๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’„๐’‰๐’‚๐’๐’„๐’† ๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’›๐’. โ›”

๐Ÿ”ด ๐“๐จ๐š ๐ข๐ณ๐š๐จ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ž๐ฉ๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š :

โœ… Tsy maintsy abonnรฉ.e na super fan anโ€™ny pejy ianao.
โœ… Apetraho eo aminโ€™ny commentaire aminโ€™ity publication ity ny valinteninao.
โœ… Mentionnรฉo ary asao aminโ€™io commentaire io ihany ny namanao 5 hi sโ€™abonner aminโ€™ity pejy ity.
โœ… Zarao eo aminโ€™ny mur-nao ity publication ity ary ataovy โžก๏ธen mode public. โš ๏ธ Ho anareo ยซ profil vรฉrouillรฉ ยป dia tena miala tsiny aminareo aho fa tsy hitako izay atao anareo satria tsy misy moyen hi-vรฉrifiรฉko hoe nanao partage marina ve ianareo.
โœ… Profil 1 dia valin-teny 1 ihany. Tsy azo ovaina ny valin-teny noho izany mieritrereta tsara alohanโ€™ny hamaly. Izay commentaire modifiรฉ dia tsy ho validรฉ.

โžก๏ธ Misokatra izao ka hatraminโ€™ny rahampitso 19 jolay 2025 aminโ€™ny 06 hariva ny lalao.

๐Ÿ˜‰ ๐‘จ๐’๐’†๐’‡๐’‚ ๐’‚๐’“๐’š ๐’†๐’†๐’†๐’† ! ๐Ÿ˜‰

18/07/2025

๐Ÿ‘‹ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚ ๐’›๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’‚๐’‚ !

๐Ÿ˜‰ Efa tsy mety aminโ€™ingahy intsony ny ยซ bonnet dโ€™รขne ยป fa aleo tonga dia ยซ seau ยป no atao an-dohanโ€™ialahay ! ๐Ÿฅด Poisonnement a ! ๐Ÿฅด Poisonnement !

๐Ÿ˜ฉ Ho entina aiza ity Firenentsika sy Taninjanantsika ity ee ?

๐Ÿ“ฝ๏ธ Izany eo ihany fa hisy vidรฉo ketrika rahariva ee !

๐Ÿ‘‹ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚ ๐’›๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’‚๐’‚ !๐Ÿ˜‰ Ohatra ny lanaky ny rotoroto sy ny stress eto andrehivohitra toa ahy ve ianao ? ๐Ÿ˜‰ Andao isika haka ...
16/07/2025

๐Ÿ‘‹ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚ ๐’›๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’‚๐’‚ !

๐Ÿ˜‰ Ohatra ny lanaky ny rotoroto sy ny stress eto andrehivohitra toa ahy ve ianao ? ๐Ÿ˜‰ Andao isika haka rivotra kely dia ๐ก๐š๐ง๐š๐จ ๐œ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ง๐  ๐ž๐ž !

โžก๏ธ Raiketo anaty agenda ny ๐Ÿ๐Ÿ‘ ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ’ ๐š๐จ๐ ๐จ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š ho avy izao. ๐Ÿ‘‰ Andao ho any ๐€๐ง๐๐š๐ฌ๐ข๐›๐ž miaraka amin'ny Trip to Madagascar Island. ๐Ÿ˜‡ Any isika sady mifoka rivotra madio, no mankafy izany hoe fiainana anaty natiora izany.

๐Ÿ˜‰ Efa tsy andriko ery io fotoana io !

๐Ÿ‘‡ Tsidiho ny pejinโ€™ny Trip to Mada raha hisoratra anarana ianao na mila fanazavana fanampiny.

๐Ÿ‘‰ Rohy : https://www.facebook.com/photo/?fbid=1416555053807560&set=a.625991979530542

Tiako ary tena faniriako...Fahafahana no irina ho an'ny Taniko.
15/07/2025

Tiako ary tena faniriako...Fahafahana no irina ho an'ny Taniko.

Je suis ravi de vous annoncer ๐Ÿ˜que mon tableau intitulรฉ ยซ Mbola tsy nahazo fahaleovan-tena ยป a remportรฉ le premier prix๐Ÿฅ‡ du concours dโ€™art ๐ŸŽจ Art & Design, organisรฉ par Rendez-Vous des Orateurs le 09 juillet ร  Ankatso, sur le thรจme ยซ Indรฉpendance ยป.
Une premiรจre petite victoire๐Ÿ†. Les messages du tableau sont osรฉs. Je ne fais que raconter les faits et les vรฉritรฉs โ€” ร  chacun de les interprรฉter.

Somary enjikenjika kely no nanao ilay tableau fa vita ihany na tsy nanara-po aza aho tamin'ny dรฉtail.

14/07/2025

๐ŸŸฅ ๐‘๐ˆ๐™ ๐’๐€๐”๐“๐„ฬ ๐€๐”๐— ๐‚๐‘๐„๐•๐„๐“๐“๐„๐’ ๐ŸŸฅ

๐Ÿ‘‹ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚ ๐’›๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’‚ !

๐Ÿ˜‰ Andao isika hiketrika indray aloha e !

๐Ÿ˜‰ Ny nahandrontsika androany dia : ๐ซ๐ข๐ณ ๐ฌ๐š๐ฎ๐ญ๐žฬ ๐š๐ฎ๐ฑ ๐œ๐ซ๐ž๐ฏ๐ž๐ญ๐ญ๐ž๐ฌ

๐Ÿ“ฝ๏ธ Araho hatraminโ€™ny farany ary ity vidรฉo ity dia tohano hatrany ny famokarana ataoko aminโ€™ny alalanโ€™ny rรฉactions, ny commentaires ary ny partages.

๐Ÿ”ด ๐ˆ๐ซ๐ž๐จ ๐ณ๐š๐ฏ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ฅ๐š๐ข๐ง๐š :

โœ… Vary fotsy efa nomasahana (tsara raha mitsiratsiraka tsara ilay vary)
โœ… Crevettes
โœ… Atody
โœ… Tongolo oignons
โœ… Tontolo maitso
โœ… Paprika
โœ… Sira sy dipoavatra

โžก๏ธ Dia hono hoโ€™aho :

โœ… Mety ho inona ny ingrรฉdients tsy ampy aminโ€™io ketrika io mba hampatsiro kokoa azy ?

โœ… Raha io ketrika io dia mafana sa mangatsiaka no tsara hihinanana azy ?

๐Ÿ˜‰ ๐‘ด๐’‚๐’›๐’๐’•๐’๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’Œ๐’‚๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚๐’“๐’‚ ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’›๐’๐’•๐’๐’‚ ๐’‰๐’๐’Ž๐’‚๐’๐’‚ ๐’ฬ‚ !

๐Ÿ‘‹ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚ ๐’›๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’‚๐’‚๐’‚ !๐Ÿ˜‰ Ho soa anie ity herinandro vaovao diavintsika ity. ๐Ÿ˜‰ Ho tsara koa ity alatsinainy ity.๐Ÿ˜… Ny mpitaiz...
14/07/2025

๐Ÿ‘‹ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚ ๐’›๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’‚๐’‚๐’‚ !

๐Ÿ˜‰ Ho soa anie ity herinandro vaovao diavintsika ity. ๐Ÿ˜‰ Ho tsara koa ity alatsinainy ity.

๐Ÿ˜… Ny mpitaiza saka ihany no miaina situation bizarre ohatra anโ€™izao. ๐Ÿ˜… Tsy haiko izay nahazo ito saka iray ito fa tsy nanaiky izy raha tsy izao no toerany. ๐Ÿ˜… Avy nanasa loha aho dia eo am-panamainana iny izy no nihazakazaka be. ๐Ÿ˜… Mahasosotra kely !

๐Ÿ“ฝ๏ธ Izay aloha fa tokony hisy ketrika vaovao hozaraiko rahariva !

๐Ÿ˜‰ ๐‘ด๐’‚๐’›๐’๐’•๐’๐’‚ ๐’…๐’‚๐’‰๐’๐’๐’ ๐’ฬ‚ !

ยซ Ce nโ€™est pas ma libertรฉ qui vous dรฉrange. Cโ€™est la frustration de ne pas pouvoir vous permettre certaines libertรฉs que...
13/07/2025

ยซ Ce nโ€™est pas ma libertรฉ qui vous dรฉrange. Cโ€™est la frustration de ne pas pouvoir vous permettre certaines libertรฉs que dโ€™autres prennent sans demander la permission ยป.

Dreadlocks, tatouages, kavinโ€™ilaโ€ฆ Dia maninona ?

Avelao ho voaelingelina izay mety ho voaelingelina mahita ny fahafahanao. Aveleo ho voaelingelina izay voaelingelina satria ianao dia miaina ny fiainanao, satria mbola asehonao fa ianao no tompon-tsafidy aminโ€™ny fiainanao. Ary ny safidinao dia anao manokana fa tsy araka ny lasitra namboarinโ€™ny olombelona toa anao.

Aleo ry zareo hialokaloka ambaninโ€™ny moraliny sy izay fombafombam-pinoany fa raha tena zohina dia misy ao amin-dry zareo manana faniriana te hiaina ny fahafahanaoโ€ฆ fa tsy sahy.

Soava ity alahady ity ee !

Address

Ambohibao

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ibotity posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ibotity:

Share