07/06/2023
Arabaina isika rehetra mpanaraka sy mpitsidika ny page. Ampifalina no ilazana amintsika fa NISOKATRA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY ANDROANY IREO POSTE AVANCE ROA ATY AMIN’NY KAOMININA ALAROBIA VATOSOLA. NOHON'NY EZAKIN’NY BEN’NY TANANA SY IREO MPIARADIA AMINY ARY IREO MANAMBONINAHITRA AMBONY AO @ ZANDARIMARIAM-PIRENENA MOA NO NAHATSANGANANA IZANY. Ka dia TOLORANA FISAORANA ISIKA REHETRA NIARAKA NISALAHY T@ IZANY SY NANAMPY T@ FANATONTOSANA NY FITOKANANA ANDROANY. Ny fikambanam- behivavy aty an- toerana, ny FIVAZA , ny Quartier Mobile, ireo ZANDARY manodidina, ny AFF izay nanome jiro ny eny Antovontany ary indrindra isika VAHOAKA nanotrona. Misaotra daholo tompoko, SOAVATSARA "TAHIN’ANDRIAMANITRA VELOMA AINA.”