Muslim Media Malagasy

Muslim Media Malagasy Equipe mediathèque musulman à Madagascar

22/07/2025

Fampatsiahivanan-tsika androany
Sheikh Dahleb
Araho finaritra ary aparitaho

Programmes vacances ao @ centre Oumar alfarouk Partagez 🙏🏽 Muslim Media Malagasy
16/07/2025

Programmes vacances ao @ centre Oumar alfarouk
Partagez 🙏🏽
Muslim Media Malagasy

Dossiers momba ny FSM.Ireto taratasy ireto no manaporofo iza no marina.Aparitaho ho hitan'ny rehetra.🙏🏽
05/07/2025

Dossiers momba ny FSM.
Ireto taratasy ireto no manaporofo iza no marina.
Aparitaho ho hitan'ny rehetra.🙏🏽

26 Juin 2025-01 Mouharram 1447.Arabaina isika rehetra tratran'ny asaramanitra no tratran'ny taom-baovao islamique.Muslim...
25/06/2025

26 Juin 2025-01 Mouharram 1447.
Arabaina isika rehetra tratran'ny asaramanitra no tratran'ny taom-baovao islamique.
Muslim Media Malagasy

21/06/2025

Vavaka fangataham-pitahiana hoan'ny firenena. Vaovao TVM
Partagez 🙏🏽
Muslim Media Malagasy

Douan hoan'ny firenena notanterahina androany tato @ masdjid d' Antananarivo. Fikambanan'ny Silamo Malagasy no nitarika ...
20/06/2025

Douan hoan'ny firenena notanterahina androany tato @ masdjid d' Antananarivo. Fikambanan'ny Silamo Malagasy no nitarika izany.
Mananjo hanao douan hoan'ny firenena ihany koa ny mpino islam Malagasy satria firenena iarahamanana i Madagasikara hoy ny Filohan'ny Fikambanan'ny Silamo Malagasy Abousoary Said Arsène.
Muslim Media Malagasy

18/06/2025

Vaovao momba ny finoana islam tao TVM
Muslim Media Malagasy

Fampatsiahivanan-tsika kely fotsiny @ vavaka fangataham-pitahiana atao eny @ kianjan'ny makis @ le 20 juin zao. Muslim M...
16/06/2025

Fampatsiahivanan-tsika kely fotsiny @ vavaka fangataham-pitahiana atao eny @ kianjan'ny makis @ le 20 juin zao.
Muslim Media Malagasy

Anisan'ny Minisitra miasa ity MJS Moustapha Marson Abdulah ity. Marihina fa musulman ny tenany.Ny Minisiteran'ny Tanora ...
13/06/2025

Anisan'ny Minisitra miasa ity MJS Moustapha Marson Abdulah ity. Marihina fa musulman ny tenany.
Ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia mametraka ho vaindoahan-draharaha ny asa sy ny zava-bita. Ho fanatanterahana ny toromariky ny Filohan'ny Repoblika Andriamatoa Andry Rajoelina, dia manao izany anatin'ny mangarahara tanteraka ny Minisitra Marson Moustapha Abdulah sy ny mpiaramiasa aminy.
Manaraka ny zotra napetraka manakaiky vahoaka ny asa sy vokatra. Porofon'izany ny asa vita ho an'ny Tanora izay azo tsapain-tanana tao Mahajanga, Toamasina, Toliara. Ho avy tsy ho ela ny any Fianarantsoa sy Antsiranana. Tsy ho latsa-danja ny eto Antananarivo. ( Jereo ny tatitra)
Ankoatra izay ny lafiny Fanatanjahantena : mametraka fotodrafitrasa ho lovain'ny taranaka toy ny Arena ao Toamasina, any Mahajanga. Ary efa nankatoavin'ny filankevitry ny Minisitra ny any Antsiranana. Maro ny gymnase efa vita.
Tsy ataon'ny Minisitera ambanin-javatra koa ny momba ireo fanohanana ny atleta, sy fandoavana ny tohana ho an'ny federasionina tsy ankanavaka. Ny fampandehanana ny atleta na ny ekipa mendrika.

07/06/2025

Fankalazana ny Eid al adha teto Antananarivo
Masha Allah
Muslim Media Malagasy
Partagez 🙏🏽

Eid Moubarak 🤲🏽
06/06/2025

Eid Moubarak 🤲🏽

04/06/2025

Hetsika t@ andro iraisam-pirenena tsy misy paraky.
FT2SM sy AFAMA.

Address

Ambohibao

Telephone

+261342810152

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Muslim Media Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share