BOZY Textile

BOZY Textile Bozy Textiles
CONFECTION Analamahitsy
Vente Lambahoany, Salovana, Robe boubou, tee-shirt …

Mbola tsy afaka mamaly Mp mihintsy aho Mirary fety sambatra 👋
30/12/2025

Mbola tsy afaka mamaly Mp mihintsy aho
Mirary fety sambatra 👋

📢 FANAMBARANA⛔ Efa tsy mandray commande intsony izahay manomboka izao.📆 Alatsinainy 05 Janoary indray isika vao miverina...
24/12/2025

📢 FANAMBARANA

⛔ Efa tsy mandray commande intsony izahay manomboka izao.
📆 Alatsinainy 05 Janoary indray isika vao miverina miasa sy mifanerasera.

🎉 Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🎄✨
Mankasitraka indrindra ny fitokisana sy ny fanohanana hatrany.

Izy no nahamarina voalohany an Lalao mvola 20 000 ar Mp numéro 😊
22/12/2025

Izy no nahamarina voalohany an
Lalao mvola 20 000 ar
Mp numéro 😊

🙏👋
22/12/2025

🙏👋

✨✨ Mamirapiratra ny fety ✨✨👗 Salovana  broderie Alyah🆕 Vaovao be 🔥 Prix de gros : 40 000 Ar (raha maka 5 na mihoatra)💎 P...
22/12/2025

✨✨ Mamirapiratra ny fety ✨✨

👗 Salovana broderie Alyah
🆕 Vaovao be

🔥 Prix de gros : 40 000 Ar (raha maka 5 na mihoatra)
💎 Prix détail : 50 000 Ar
👌 9 couleurs

📩 MP commande

⚡ Stock limité – aza tara! ⚡

Inona ary oh? Mvola 20 000 AR izay mahamarina voalohany 😊🤗
22/12/2025

Inona ary oh?

Mvola 20 000 AR izay mahamarina voalohany 😊🤗

Mankasitraka indrindra tompoko 👋🙏
22/12/2025

Mankasitraka indrindra tompoko 👋🙏

✨✨ Mamirapiratra ny fety ✨✨👗 Salovana  broderie Alyah🆕 Vaovao be 🔥 Prix de gros : 40 000 Ar (raha maka 5 na mihoatra)💎 P...
21/12/2025

✨✨ Mamirapiratra ny fety ✨✨

👗 Salovana broderie Alyah
🆕 Vaovao be

🔥 Prix de gros : 40 000 Ar (raha maka 5 na mihoatra)
💎 Prix détail : 50 000 Ar
👌 9 couleurs

📩 MP commande

⚡ Stock limité – aza tara! ⚡

Mis à jour 20 décembre 2025Salovana complet (2m) ✅ lehibe Gros : 16 000 AR Détails : 20 000 AR Mp Tel 038 77 380 41Mandr...
21/12/2025

Mis à jour 20 décembre 2025

Salovana complet (2m) ✅ lehibe
Gros : 16 000 AR
Détails : 20 000 AR
Mp
Tel 038 77 380 41
Mandray commande 👌

Tsara ny lamba wax 👋👌😊😉
19/12/2025

Tsara ny lamba wax 👋👌😊😉

Ry mpanjifa hajaina,Miala sasatra kely izahay ny 24/12/2025 hatramin’ny 04/01/2026.Amin’io fotoana io dia tsy misy livra...
19/12/2025

Ry mpanjifa hajaina,

Miala sasatra kely izahay ny 24/12/2025 hatramin’ny 04/01/2026.
Amin’io fotoana io dia tsy misy livraison ary mety tsy ho voavaly avy hatrany ny hafatrareo.

Fanamarihana manokana:
👉 Ny 24 Desambra maraina no livraison farany ho an’ity taona ity.
Koa manentana anareo izahay haka na hamandrika mialoha izay entana ilainareo rehetra alohan’ny fotoana.

Hiverina misokatra izahay ny 05 Janoary 2026.

Misaotra indrindra @ fiaraha miasa sy ny fanohanana hatrany! 🌸

👌👋
19/12/2025

👌👋

Address

Ambohibao
101

Telephone

0348433689

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BOZY Textile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share