
04/06/2025
🔔 Te hanana volo lava, matanjaka ary salama? Jereo ity Daly Routine tsotra ity! 🌿💁♀️
📌 Ireto no tokony hataonao isan’andro sy isan-kerinandro raha te hampaniry volo haingana ianao 👇
🥗 ➡️ SAKAFO MAPANIRY VOLO :
• Atody
• Tongolo gasy
• Voanjo sy amande
• Poisson (Omega-3)
• Epinards, akondro
🛢️ ➡️ MENAka ho an'ny volo (2x/sem) :
• Ricin
• Coco
• Jojoba
👉 Ampiasao alohan’ny manasa volo, avela 30 min na alina iray manontolo.
🧴 ➡️ SHAMPOOING SY APRÈS-SHAMPOOING :
• Tsy misy sulfate/paraben
• Mifidiana marika voajanahary
• Ovao isam-bolana raha ilaina
💆♀️ ➡️ MASSAGE CUIR CHEVELU :
• Atao 5 min isan’alina
• Mampirisika ny circulation sy fitomboan’ny volo
🪮 ➡️ DALY ROUTINE 15 min/jour :
• Brosser volo amin’ny borosy malefaka
• Manisy sérum na huile légère
• Manalavitra stress sy fikorontanana
⏳ ➡️ FAHARETANA = VOKATRA
Ny fiantraikany dia miseho tsikelikely ao anatin’ny 1 ka hatramin’ny 3 volana. Aza kivy! 🌱
📩 Te hahafantatra vokatra mety amin’ny volonao? Manorata aminay eto amin'ny inbox 💬
💬 Lasa ve ny volonao? Efa nanandrana an’iza amin’ireto ianao? Ampidiro amin’ny commentaire!
Partage maximum raha toa ka mahasoa anao MBA hahasoa ny hafa 🥺 💗