Kiss's by anna

Kiss's by anna Avec de la qualité, nous priorisons la satisfaction de nos clients🥰🥰

étagèrequalité premium 50 000ar contact lieux de livraison mp
28/07/2026

étagère
qualité premium
50 000ar
contact lieux de livraison mp

mirroir GM 65 000ar contact+lieux de livraison mp
28/07/2026

mirroir
GM
65 000ar
contact+lieux de livraison mp

nohony rotoroto dia tsy tratra tirage 🥹 ahembotra mardi ndray 😊hiala tsiny lo ry Malala isany ann🥰
21/06/2026

nohony rotoroto dia tsy tratra tirage 🥹 ahembotra mardi ndray 😊
hiala tsiny lo ry Malala isany ann🥰

20/06/2026

Rahampitso 16h ny fisarihana an😉
Olona 5 be izao 😂

+1 💞💓Joyeux anniversaire à Moi Maromaro isika nahay ilay Valiny Ilay jeux 😁🥰Surtout reo namako tao fb reo 🤣🤣Fetsy2 Kely ...
17/06/2026

+1 💞💓
Joyeux anniversaire à Moi
Maromaro isika nahay ilay
Valiny Ilay jeux 😁🥰
Surtout reo namako tao fb reo 🤣🤣
Fetsy2 Kely Daholo annn 🥹😅😅

Ataontsika dimanche n'y tirage
Merci bcp hoanareo manohana ahy ato page ti😍namana, fianakavina, client ,,,💓😊🙏🙏
Misaotra betsaka reto a 🎈🎈🎈
Anatiny manomana arrivage sy etana tsara sy mihavaka ho anareo za ato 🥰
Aiza misy miala lavitra ann💖💖💖

volana juin🎈🥰🥰🥰volana tiko indrindra satria volana nahaterahako 😍😍😍asina jeux Kely ary ho antsika abonné rehetra firy ta...
15/06/2026

volana juin🎈🥰🥰🥰
volana tiko indrindra satria
volana nahaterahako 😍😍😍
asina jeux Kely ary ho antsika abonné rehetra
firy taona ary Admin 😉😉
-30 ans +25 ans 😀 génération Sady tsy akizy tsony nefa tsy mbola azo lazaina oe matotra 👋👋👋👋

izany maha marina 5 ao omeko cadeaux 💓💓💓💓💓💓
loka numéro 1,,,, tapis salon fourrure 💐💐
loka numéro 2,,, ondana paire 💐💐
loka numéro 3,,, drap plat 💐💐💐
loka numéro 4,,, rideaux 💐💐💐
loka numéro 5,,,, surprise 💐💐💐😍

😍ato ny live tsika maman androany an😍drap, housse, nappe de table,tapis salonkojkoja maro bee🥰
14/06/2026

😍ato ny live tsika maman androany an😍
drap, housse, nappe de table,tapis salon
kojkoja maro bee🥰

🥰✨Alahady mahafinaritra androany✨🥰

aleo asiantsika live mahafinaritra ihany koa😍

GRAND DESTOCKAGE AVANT ARRIVAGE

Aza tara fa indray mandeha ihany ity live varoboba be ity an😘

Na mbola hivarotra ary mety tsra fa prix tataka be hoaaa🤭❤

Ataontsika amin'ny 11h ny live androany☺

Aza hadino manasa namana ary an

27/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Linda Sarobidy, Maha's Fyii, Alÿss Rāz

27/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Linda Sarobidy, Maha's Fyii, Alÿss Rāz 🥰😘😘🎈

xs 😘
24/05/2026

xs 😘

Address

Tana
Ambohidratrimo
101

Telephone

+261337247695

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiss's by anna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kiss's by anna:

Shortcuts

Share