13/02/2026
Heyyy guys! 🎬
Omaly efa nalefa ny trailer kely, fa androany dia tonga ny clip feno!
Ito ilay resaka fitiavana izay rehetra niandry – hiakatra ny fo, ary mety hahatonga anao haka sary an-tsaina ny tantara miaraka amin’ny olona tianao 😍
Raha mbola tsy nahita ny trailer ianao, dia jereo aloha, fa androany dia afaka miditra amin’ny tontolo fitiavana tanteraka ianao. 🥰
Ary mazava ho azy, aza adino ny manao like, share, ary comment hoe iza no tianao haseho azy ity clip ity ❤️✨