Ilay Sedera Company

Ilay Sedera Company FEHEZINA NY ZAVA-BOAHARY DIA MAMORONA FA TSY MITADY ASA Électromécanique, recyclage des objets usés

Akondro mody fohifohy Kely fa .....🤗Elaela tsy nitsidika dobo Kay ny akondro indray no nanao surprise😀👉👉👉Aza adino Mi ab...
21/08/2026

Akondro mody fohifohy Kely fa .....🤗

Elaela tsy nitsidika dobo Kay ny akondro indray no nanao surprise😀👉👉👉

Aza adino Mi abonné n'y pejintsika fa Mbola maro koa ny surprise omenay anao e👍

20/08/2026

Mampirevy papouzy Sady mampiofana azy hifehy ny zava_boahary👉👉👍

Araho sy zarao hatrany ny pejy an, dia sabotsy mifankahita hoy Ilay hira😀

19/08/2026

❌FORMATION PRATIQUE CHARBON BIO❌

@ 29/08/2026 indray ny fotoanantsika manaraka.

Efa nasiana remise 30% ny frais de formation👍

Mividy presse = formation gratuite

Manoratra hoe "CHARBON" ao @ MP dia mahazo ny andinindininy.

📞0349085770

Abonneo ny pejy dia zarazarao ity pub ity MBA hahasoa n'y hafa🙏

18/08/2026

🐰 BITRO: kely ny biby, fa lehibe ny tombontsoa! 💚

📅 Sabotsy 22/08/2026
🕘 09h00

Toerana : Ilay Sedera Company Ambolokandrina Antananarivo (150m miala ny arrêt bus "tsena")

📞0349085770

🔥 Fihenam-bidy 50% ny frais de formation!

Dégustation gratuite henam-bitro.

Ary raha mividy bitro kel iray fotsiny ianao, dia GRATUITE ny formation! 🎁🐇

👉 Soraty “BITRO” ao amin’ny MP dia halefanay aminao ny andinindininy rehetra.

📲 Abonneo ny pejy ary zarazarao ity publication ity mba hahafantaran’ny hafa koa! ❤️♻️

Lundi mécanique 👉🛵🏍️Na avy aza ny orana👊👊
17/08/2026

Lundi mécanique 👉🛵🏍️

Na avy aza ny orana👊👊

16/08/2026

Fantatrao ve ny fisin'izany tantara izany e??

"Les naufragés de l'île de Tromelin"

Mafy ny Malagasy e👍😉

15/08/2026

Tano hatrany ny nofinofinao fa tsy maintsy tanteraka iny indray andro any😊🙏

Abonneo ny pejy dia zarazarao ihany koa👊👉👉

15/08/2026

REVY ECOLOGIQUE
FTMTK Ambohipo 15&16 Août 2026 @ 09h30
miaraka ECOLO

13/08/2026

Samy manana ny tiany sy ny hainy marina fiainana ity🤗

Vitanareo ve izany miompy voay izany??😁😁😁
Hoe fehezina ny zava-boahary😀😀😀

12/08/2026

ALAROBIA n'y Andro:

Nanao andrana t@ ireo vokatra avy @ extrudeuse izahay, hita fa tena maharitra afo tokoa satria mifatratra kokoa izy....👍

Ilaysedera Company Ambolokandrina Antananarivo

0349085770

Address

Ambohipo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ilay Sedera Company posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ilay Sedera Company:

Shortcuts

Share