
21/07/2025
Ho fanampiana ireo reny mananontena sy ankizy kamboty
Ny Association JAIM dia manolotra antsika
🕊️"𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐃𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐌𝐈𝐀𝐕𝐀𝐊𝐀"
Ny Alahady 27 Jolay ho avy izao amin'ny 03 Ora tolakandro ao amin'ny KIANJA MITAFO MAHAMASINA
Izay hiarahana amin'ny:
🎻Tongava maro fa ny Fanahy ho voky ny adidy ho any mpiara-belona vita.