Commissariat de Sécurité Publique Soalala

Commissariat de Sécurité Publique Soalala Polisy miaro sy manakaiky ny vahoaka

28/09/2022
28/09/2022
28/09/2022
28/09/2022
28/09/2022

FILAZANA FIKAROHANA

✅ Mpianaka izy roa ireto ary karohana

✅ Toy izao ny momba azy ireo :
👱‍♀️ ILAY RENIM-PIANAKAVIANA
▶️ ANARANA : RAVONINTAHIANA
▶️FANAMPINY : Fanomezana Herimiadana
▶️ TAONA : 52
▶️ASA : Mpitantana ny orinasa ENGEMAFI
▶️TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Lot APP 30 D Le jardin d'Ambatobe

👦 ILAY ZANANY
▶️ ANARANA : RAKOTONIAINA
▶️ FANAMPINY : Ny Omentsoa Nirina
▶️ TAONA : 22
▶️ ASA : MPIANATRA
▶️TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Lot APP 30 D Le jardin d'Ambatobe

📣 Iangaviana izay mahita na mahalala azy mba hampandre ny Polisy ekonomika na koa hiantso ny laharana :
📲 034 81 019 85
📲 033 74 364 84

👮🚨 Ny Polisim-pirenena dia manome toky fa tanana ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.
📌Ampahafantarina ny rehetra fa izay mampiantrano na mitahiry na manafina olon-dratsy dia naman’ny mpiray tsikombakomba aminy ka tsy maintsy hohenjehina araka ny lalàna.

23/09/2022

Ny TSARA HO FANTATRA MAHAKASIKA NY FIFANINANANA HIDIRANA HO POLISY DINGANA FAHAROA

✅ IREO ADINA HO TANTERAHINA MANDRITRA NY DINGANA FAHAROA
👉 Adina am-bava ( aza adinoina ny mitondra ny Fiche médicale CM2 anaty valopy mihidy tsara )
👉Adina ara-panatanjahantena ( fanamiana : short - tee-shirt) ,
👉Tsara ho marihina fa ny mpianatra ho Commissaire sy Officier ary Inspecteur dia miatrika ihany koa ny test Psychotechnique

📋IREO TARATASY HOENTINA MANDRITRA NY DINGANA FAHAROA
👉 kara-panondrom-pirenena
👉taratasy fiantsoana ( convocation) tamin'ny dingana voalohany

👮👮‍♀️👮‍♂️ELEVE COMMISSAIRE - ELEVE OFFICIER - ELEVE INSPECTEUR :
👉Efa azo jeren'ireo mpiadina eny amin'ny Minisiteran'ny filaminam-bahoaka Anosy ny fandaharam-potoana hiatrehana ny dingana faharoa hidirana ho Polisy izay atao ny Alatsinainy ho avy izao. Eto Antananarivo renivohitra no hanatontosana ny fifaninanana

👮‍♂️ELEVE AGENT DE POLICE :
👉Ho an'ireo mpiadina Agent de Police dia any amin'ny renivohim-paritany nahafahany ny dingana voalohany ihany izy no miatrika ny dingana faharoa

23/09/2022

Address

Soalala
Amborovy
420

Telephone

+261340552950

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Commissariat de Sécurité Publique Soalala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share